Anna Bío
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anna Bío, Health/Beauty, Antananarivo.
🌿 Maman & passionnée de soins naturels
🍼 Huile de coco pressée à froid – douce pour bébé, efficace pour toute la famille
🚚 Livraison partout à partir de 3.000 Ar
04/07/2026
💚 Ny fahafaham-ponareo no antony manosika anay isan'andro.
Faly izahay mahazo ireo fanehoan-kevitra tsara avy aminareo. Misaotra tamin'ny fitokisana ny huile de coco Anna Bio pressée à froid. 🌿🥥
Raha mitady vokatra voajanahary hikolokolo ny hoditra sy ny volo ianao, andramo Anna Bio.
🇲🇬 Mirary Fetin'ny Fahaleovantena sambatra ho an'ny Malagasy rehetra!
Enga anie hitondra firaisankina, fanantenana ary fitiavana tanindrazana ity andro manan-tantara ity.
Andao hiara-hankalaza an'i Madagasikara sy hanome lanja hatrany ny vita malagasy.💚
Anna Bio – Mirehareha manohana ny vita malagasy. 🇲🇬
23/06/2026
❄️ Ririnina izao, ka mila fikarakarana manokana ny hoditry ny zazakely.
Ny huile de coco pressée à froid dia manampy hitazona ny hoditra ho malefaka sy tsy ho mora maina amin'ny andro mangatsiaka.
💚Rehefa avy mandro ny zazakely dia asio huile de coco kely amin'ny hoditra mbola somary mando. Manampy hitazona ny hamandoana voajanahary amin'ny hoditra izany.
📍 Ahitanao ny Anna Bio :
• Iendriko Dyve Garden – Anosivavaka
• Iendriko Olympia – Tanjombato
• Pharmacie Havana – 67Ha
• Anna Moneria Beauty – Besarety
📞 WhatsApp : 034 86 259 91
17/06/2026
💚 La demande pour nos huiles ne cesse de grandir, et nous sommes heureux de les voir trouver leur place dans votre quotidien. 💚
Retrouvez dès maintenant Anna Bio dans nos points de vente :
📍 Anna Moneria Beauty — Besarety Tsena
📍 Iendriko Dyve Garden — Anosivavaka
📍 Iendriko Olympia — Tanjombato
📍 Pharmacie Ny Havana — 67Ha
🚚 Livraison disponible à partir de 3 000 Ar.
Merci pour votre confiance et votre fidélité. ✨
01/06/2026
Parfois, un simple message vaut plus que mille publicités... ❤️
"Efa mampiasa ny flacon faharoa izahay."
Cette petite phrase nous touche profondément. 🥹
Derrière chaque bocal d'Anna Bio, il y a une famille qui nous fait confiance, une maman qui prend soin des siens, un bébé protégé pendant les journées fraîches.
Merci de faire partie de cette aventure. 🌿🥥
Votre confiance est notre plus belle récompense. ❤️
30/05/2026
🥥 Victime de son succès !
✅ Stock épuisé ✅ Dernières commandes livrées
📅 Réapprovisionnement la semaine prochaine.
Merci à tous ceux qui ont recommandé Anna Oil autour d'eux. 🙏💚
30/05/2026
🥥💚 Misaotra betsaka !
Tsy nampoizinay ny fandraisanareo an'i Anna Oil teto Besarety. ❤️
𝐌𝐚𝐫𝐨 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐛𝐨𝐮𝐜𝐡𝐞-𝐚̀-𝐨𝐫𝐞𝐢𝐥𝐥𝐞, 𝐫𝐞𝐜𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐢𝐟𝐚 𝐚𝐟𝐚-𝐩𝐨. 𝐈𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚. 🙏
Ankehitriny dia 2 bocal sisa no ato anaty stock eto Besarety.
Ny fahatokisanareo sy ny fizaranareo ny traikefanareo no mahatonga anay hanohy hanolotra huile de coco pressée à froid, voajanahary ary vita am-pitiavana.
Raha mbola te haka ny anao ianao dia aza miandry ela loatra 😉.
📍 Anna Bio Besarety
📞 034 86 259 91
🚚 Livraison à partir de 3 000 Ar
27/05/2026
💚Ho an’ilay future maman…
💚Ho an’ny maman
na simplement ho an’i maman izay mendrika douceur kely 🌸🥥
Anna Bio mankalaza ny Fête des Mères miaraka amin’ny : 🎁 cadeau surprise ho an’ireo 10 premières commandes
🚚 livraison gratuite ho an’ny maman rehetra 🤍
Satria indraindray…
Huile de coco naturel kely sy attention tsotra dia efa ampy hampitsiky an’i maman.
🥥🤍
24/05/2026
💚 Ny feedback toy izao no tena mampatsiahy anay hoe nahoana no atao am-pitiavana ny Anna Bio 🥹
Misaotra anao nizara ny expérience-nao.
Tsy vitan’ny hoe manitra sy naturel… fa tena mahavelom-bolo sy mahafa-po ny volo koa ary mety tsara amin'ny zazakely 🥰
📍Disponible chez :
• Pharmacie Havana 67Ha
• Iendriko Dyve Garden Anosivavaka
• Ambohibao
🚚 Livraison à partir de 3 000Ar
📦 Mandefa any @ faritra ihany koa à partir de 5 commandes
📞 Contact : 034 86 259 91
21/05/2026
🥥 Sakafo malagasy azo atao amin’ny huile de coco Anna Bio :
• Romazava revisité
• Akoho sy coco
• M**o gasy parfumé coco
• Banane caramélisée amin’huile de coco
• Riz coco malagasy
• Smoothie tropical Anna Bio
😁 Azo hoanina tsara mihitsy ny huile de coco.
Tsy ho an’ny volo sy hoditra ihany fa tena mety ampiasaina amin’ny sakafo andavanandro koa. Manome tsiro matsiro sy parfum naturel ho an’ny sakafo malagasy sy recette moderne rehetra.
🌿 Ny tombony azo amin’ny Anna Bio :
• 100% naturelle
• Pressée à froid
• Tsara ho an’ny fahasalamana
• Manankarena bons acides gras
• Mety amin’ny sakafo sy soins beauté
📍 Disponible :
• Besarety tsena
• Iendriko Dyve Garden
• Pharmacie Havana 67Ha
📞 Contact : 034 86 259 91
💚 Mbola be dia be ny recette azo atao amin’ny huile de coco fa ireo aloha no azo aroso androany.
🤍 Aza adino ny manaraka ny page ary zarao amin’ny hafa ihany koa.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
