By Aina

By Aina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By Aina, Manjakaray, Antananarivo.

Photos from By Aina's post 13/11/2025
Photos from By Aina's post 13/11/2025

mbola fandrina hatrany😍
alefaso ny commandenao
prix mora be
Ny qualité tena hoe tsara❤
📞: 0389396864

Photos from By Aina's post 01/11/2025

eh ooo!Somary malemy ve ny fandrinanao🥱mora simba rehefa ilay milalao eo ny ankizy 💃🕺

👉aty ny vahaolana:
izahay dia manamboatra fanaka arak'izay commande Nao, vita 'ny hazo rehetra

👉maina tsara ny hazo vao arafitra
👉ny qualité tena hoe top:
satria mafy sy mateza ny etana vita
apetraho ny commende nao fa ho afam-po Ianao💚
ny toerana: Amboanjobe Antananarivo
Manao livraison🚛
Contact: 0389396864

Photos from By Aina's post 18/09/2024

Manao ny asa rehetra momban'ny hazo ze mety aminao sy vy.👍😍
Mandray commende manerana ny faritra
Lieu : Amboanjobe Antananarivo
Tél : 0389396864

Photos from By Aina's post 24/02/2024

Efa ho avy izao ny ririnina mamirifiry
Araraoty dieny izao ny mividy
Akanjo mafana mafatifaty bé❤️
Taille: M👍
Couleur : 👉Vert armé
Prix: Mora bé fa tongava mp
Livraison : Tana et Province possible

Photos from By Aina's post 17/02/2024

Mbola disponible hatrany
Tallon carré tsara be♥️
Pointure : 36-40👍
MP ny Prix

10/02/2024

Crop noir masika fijery kely ♥️
Taille M👍
Prix: 7000ar 🌹

08/02/2024

Robe mafatifaty Kely😍
Taille M possible L👍
Coleur: carreaux noir et gris
Prix mp🌹

Photos from By Aina's post 06/02/2024

Jupe séré mafatifaty Kely😍
Couleur : rayure marron🥰
Taille M👍
Prix mp

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Manjakaray
Antananarivo