BeautySuh

BeautySuh

Share

❤️"Show up your hidden beauty"❤️

27/07/2025

Coucou les filles 😘❤️
Mbola eto foana ho an'izay hanao mise en beauté anh !!

😻😻 TARIFS mirary foana hatrany 😻😻

05/12/2024

Coucou les filles , elaela isika tsy hitahita fa mbola eto foana ihany 😍😍

Akaiky izao ny fety aza tara maka rendez-vous fa efa vitsivitsy sisa ny toerana anh ❤️❤️

15/01/2024

Chignon mafatifaty kely ❤️💖
Mankasitraka hatrany manome fahatokisana anay 🥰

Mankasitraka an’ity cliente fidèle ity ihany koa 😘
Prestation à domicile hatrany 😊
Aza misalasala miantso ny laharana ao amin’ny page-tsika 💖

daholo eee 🎆🎆

19/12/2023

Salama daholo eee!!! Elaela isika tsy henoheno fa mbola eto foana ihany 💗💗
Efa akaiky ny fety koa fandrio dieny izao ny toeranao ataontsika manjakely 🥰
Ny PRIX ataotsika mirary de mirary , ianao ihany koa de ho afapo 😍😍😍
Koa aza misalasala miantso anay ary eee 💗💗
😉

12/07/2023

Helloooos , ity indray ny masaka anio ❤️

Tsotsotra toy ny mahazatra ihany kanefa afaka hoentina tsara rehefa misy événements 😊😊❤️

Miantsoa anay Ary fa ho afapo tokoa ianao ee 😊

15/06/2023

Ity indray ny maquillage nataoko androany 🥰 Tinareo ve?🌺🌸

Aza miala alavitra fa misy tolotra milay be omenay anareo 😉❤️

14/06/2023

Hellooooo! Pourquoi pas une petite vidéo d'un maquillage simple pour homme avec mon modèle préféré qui est mon chéri 🤭🥰
En passant ,merci Erlazaa pour ce magnifique cover de la chanson de Bruno Mars 🎼🎶🎤
BeautySuh vous souhaite un bon après midi 😊🌄🎉

12/06/2023

Cheveux bouclés chez BeautySuh 😊❤️
Vous aussi n'hésitez pas à nous contacter pour vous rendre encore plus Jolie 😍

Bon début de semaine à tous 😊👏

26/05/2023

👋Salama daholo e 👋
Amin'iZao ankatoky ny fety izao
Dia manao prix promotionnel izahay ato amin'ny BeautySuh sady ho famonjena antsika .
🗓️ny sabotsy 27 mai izao.
💁Voafetra ihany no ho raisina 😊❤️, ka vonjeo ny toerana.
💝 Prix promotionnel : 10.000 ar tout types de cheveux et longueur 😍 ( Brushing+fer).
🎁+ Cadeau: Soin de visage ( massage facial sans gommage 😊)
Toerana hopitaly itaosy.
Antsoy ny laharana 038 85 080 92 raha hanao famandrihana.
Dia aza adino manaraka ny pejy ahitana ireo karazana offre ho avy ❤️
"Sahia mampiseho ilay hatsarana matory ao aminao"

24/05/2023

Hello !! ❤️ Voici un maquillage simple qu'on puisse porter tout les jours au travail ❤️🥰
Simple mais jolie ❤️

19/05/2023

Deux de nos réalisations ce mois ❤️.
Mode coiffure ...
Disponible à domicile ou sur rendez vous .

" Osez montrer votre beauté cachée"
📞: 038 85 080 92
Une promotion de lancement bientôt restez brancher.
Abonnez vous a la page ❤️.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Itaosy Hôpital
Antananarivo