ILO Shampoing
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ILO Shampoing, Health/Beauty, Antananarivo.
04/08/2023
02/07/2023
efa betsaka ianareo no hafa-po ☺
ho an'izay mbola tsy nampoasa dia manasa anao izahay 😉
shampoing ilo
100 ml 500ml 1L ary 5L special coiffure ,ireo no vokatra misy
mandefa groa izahay ary mandefa faritra ihany koa ☺
ary amin'ny vidiny mirary ☺
aza adino ny mjaime ny pagen-tsika 🙏🏻
tongava mp 😍
09/06/2023
ho anareo izay te hanao revendeur amin'ny shampoing izay vokarinay dia manasa anareo izahay hiditra "mp" aty aminay...na avy any amin'ny faritra na ihany koa avy eto antananarivo.😌
shampoing vita amin'ny ravingoavy sy gingembre izy io 😉
manalava volo🤓
manala angandrano🤓
tsy mampiogom-bolo🤓
ary mety amin'ny volo rehetra na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy👍🏻,,
👉🏻mora kokoa mihoatra ny vokatra hafa efa hitanao ary azo tehirizina tsara
🤓manao livraison izahay raha eto antananarivo👌🏻
22/05/2023
ILO SHAMPOING
*manalava volo
*mampangirana volo
*manala anga-drano
*mety amin'ny volo rehetra
natao ho an'ny vavy sy lahy na ankizy na lehibe ihany koa
vidiny prix de gros:
100ml: 1500 ariary
500ml: 5000 ariary
1L : 9000 ariary
disponible eto tana ary afaka mandefa faritra ihany koa.
"ny entana tsara fa ny vidiny mora😌
"
mp ary o...
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
