SHOP Yannis
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SHOP Yannis, Health/Beauty, 03450307 88, Antananarivo.
TONGA INDRAY NY ARRIVAGE TSIKA VAOVAO!!
RECEPTEUR BLUETOOTH 5.3 be izao 2en1 amin’ilay mantajaka be na misy sakatsakana ary
+ afaka andraisana appel izy
+ misy jiro kely mahafatifaty
+ mora ampiasaina kokoa sady afaka ampetaka amin’ny fitaovana maro toy ny:
Mini chaine , auto radio , speaker , subwoofer, casque , ...
Atsatoka amin’izay misy fanotsofoana USB fotsiny izy dia mandé na boîtier ichargenao téléphone io aza.
Efa misy Jack to Jack ary mbola afaka mapiasa RCA Jack ihany koa ianao
Ko aza misalasala miantso na mandefa mp direct ary!!!
Manao livraison manerana any Madagascar izahay.
Contact : 034 50 307 88 / 033 92 032 03
17/02/2026
TONGA INDRAY NY ARRIVAGE TSIKA VAOVAO!!
RECEPTEUR BLUETOOTH 5.3 be izao 2en1 amin’ilay mantajaka be na misy sakatsakana ary
+ afaka andraisana appel izy
+ misy jiro kely mahafatifaty
+ mora ampiasaina kokoa sady afaka ampetaka amin’ny fitaovana maro toy ny:
Mini chaine , auto radio , speaker , subwoofer, casque , ...
Atsatoka amin’izay misy fanotsofoana USB fotsiny izy dia mandé na boîtier ichargenao téléphone io aza.
Efa misy Jack to Jack ary mbola afaka mapiasa RCA Jack ihany koa ianao
Ko aza misalasala miantso na mandefa mp direct ary!!!
Manao livraison manerana any Madagascar izahay.
Contact : 034 50 307 88 / 033 92 032 03
Enceinte Bluetooth magnétique RGB 🔊✨
Son puissant 5W
Autonomie miaritra be
Lumière RGB multicolore
Fixation magnétique
Afaka ampetaka n'ai n’aiza n’aiza.
Bluetooth stable, facile à connecter
Mety tsara ho an’izay mandede, picnic. Voyage.
Manao Livraison sy mandefa any @ faritra.
Contact: 034 50 307 88
27/01/2026
Enceinte Bluetooth magnétique RGB 🔊✨
Son puissant 5W
Autonomie miaritra be
Lumière RGB multicolore
Fixation magnétique
Afaka ampetaka n'ai n’aiza n’aiza.
Bluetooth stable, facile à connecter
Mety tsara ho an’izay mandede, picnic. Voyage.
Manao Livraison sy mandefa any @ faritra.
Contact: 034 50 307 88
27/01/2026
Promotion be indray eto amin’ny page fa arao tsy tapaka aryy!!!
D'ongle BLUETOOTH 5.0 sy recepteur BLUETOOTH AUDIO USB
afaka miaraka miasa tsara ireo.
Raha ilay RECEPTEUR DIA:
Natokana ho an’ilay fitaovantsika tsy misy Bluetooth ireny na subwoofer , na mini chaine na radio, na speaker na ihany koa hatramin’ny auto radio aza dia afaka asina Bluetooth
Raha ilay D'ongle indray:
Afaka mapifandray fitaovana toy ny ordinateur , tablette, téléphone, manette izy raha tsy misy Bluetooth ireny fitaovana ireny sady mora ny fampiasana azy.
Ny vidiny dia natao mora kokoa
D'ongle usb Bluetooth 5.0 : 14 000ar
Recepteur Bluetooth usb : 15 000ar
Raha maka miaraka : 27 000ar 😱😱
Koa aza misalasala ary manao commande na miantso mivantana amin’ny laharana : 034 50 307 88
Manao Livraison sy mandefa any @ faritra izahay.
22/01/2026
Adaptateur USB WiFi + Bluetooth 4.2 – Plug & Play
Prix : 35 000 Ar
Besoin du WiFi et du Bluetooth sur votre PC ? Cet adaptateur USB compact est la solution idéale pour une connexion rapide et stable.
✅ Compatible Windows 8 / 10 / 11
🚫 Aucun pilote requis – branchez et utilisez immédiatement
Caractéristiques : WiFi 2.4 GHz jusqu’à 150 Mbps
Bluetooth 4.2 intégré
Interface USB haute vitesse
💻 Compatible Windows / Linux / Mac
Format mini, discret et portable
Idéal pour : ✔️ PC sans WiFi
✔️ Connexion Internet stable
✔️ Souris, clavier, casque Bluetooth
🚚 Livraison partout à Madagascar
☎️ Contact : 034 50 307 88
20/01/2026
🔵 DONGLE USB BLUETOOTH 5.0 / 5.1 / 5.3
💻 Connectez tous vos appareils facilement !
✅ Caractéristiques :
✔️ Bluetooth 5.0 / 5.1 / 5.3 - connexion rapide et stable.
✔️ Compatible avec Smartphones, Tablettes, Laptops et Ordinateurs 7 / 8 /8.1 /10 / 11
✔️ Faible consommation d'énergie pour une utilisation prolongée.
✔️ Compact et facile à transporter.
🔌 Transformez vos appareils en dispositifs Bluetooth en un rien de temps !
💰 Prix : Version 5.0: 13 000ar
Version 5.1: 15 000ar
Version 5.3: 18 000ar
📍 Livraison rapide partout à Madagascar.
Contact: 034 50 307 88
📩 Contactez-nous dès maintenant pour passer votre commande
19/01/2026
ARRIVAGE HO ANTSIKA REHETRA INDRAY!!!
☑️ MACHINE SOUS VIDE AUTOMATIQUE 2en1 + 10 SACHETS.
👉🏻Scelleuse (fametahana)manala haingana ny rivotra manodidina ny sakafo mba haharitra ela kokoa ao anaty frigo
👉🏻Mety amin’ny karazana sakafo rehetra : mando na maina( trondro,voanjo,légume (sns…)
Manampy mba tsy ho simba
👉🏻Tombony ampiasaina azy :
👉🏻Mitahiry ny hatsaran’ny sakafo ho ela kokoa
👉🏻Manemotra ny fivelaran’ny masirasira
👉🏻Misoroka ny fanirian’ny moisissure
👉🏻Manala tsara ny rivotra amin’ny Sachet
Asa 2 amin’ny 1 : fametahana sy famonosana amin’ny fitrohana rivotra.
Prix tena mora: 35 000ar
Manao livraison sy Mandefa faritra.
☎️: 034 50 307 88
19/01/2026
✨ BOUILLOIRE ÉLECTRIQUE INOX
⚡☕ ÉLÉGANCE, PUISSANCE ET PRATICITÉ AU QUOTIDIEN
💰 PRIX : 30.000 Ar
Capacité 2l / 1500w
Simplifiez votre quotidien avec notre Bouilloire électrique INOX !
✔️ Conception en acier inoxydable, durable et hygiénique
✔️ Chauffe efficace pour un usage quotidien confortable
✔️ Design moderne, idéal pour la maison ou le bureau
✔️ Parfaite pour thé, café et autres boissons chaudes
Contact: 034 50 307 88
Livraison partout à Madagascar
📡 RECEPTEUR BLUETOOTH USB AUDIO📡
👉🏻 Ho atsika tia an'ilay tsy mila mi-charge dia tena mety tsara mintsy izy ty.
Atsatoka amin'ny USB fotsiny. dia mampiasa Jack & jack na Jack Rca tena bômba be.
☑ Sortie Jack Auxiliaire 3,5 mm
☑ Afaka ampiasaina Jack RCA Directe.
📩 Mp avy hatrany manao Commande na miantso ny laharana
📞034 50 307 88/Whatsapp
🚴 Manao Livraison
🚙 Mandefa any amin'ny Faritra
🍼 TÉTINE FRUIT POUR BÉBÉ 🍼
Manampy ny bébé hihinana fruits 🍎🍌 amin’ny fomba mora sy azo antoka.
Atao fotsiny ao anatiny ny fruit, dia afaka mitsentsitra mora foana izy.
✔️ Sûr pour bébé
✔️ Pratique & hygiénique
✔️ Couleurs jolies, tian’ny ankizy
💰 Prix : 10 000 Ar monja
📞 Contact : 034 50 307 88
Manao livraison sy mandefa any @ faritra ihany koa.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
03450307 88
Antananarivo

19/01/2026