Lovely Beauty

Lovely Beauty

Share

Salon de beauté
Vente de produits cosmétiques
Talatamaty

08/05/2026

Hialana tsiny ho anireo izay mandefa mp kanefa tsy voavaly satry misy olana ny page tompoko

08/05/2026

Afaka miantso ny laharana 0340643414 Tompoko izay maka rendez vous fa tsy mety misokatra ny page. mankasitraka

03/01/2026
20/11/2025

Ialana tsiny ho anareo cliente mandefa mp am page fa tsy misokatra ny mp,afaka miantso ny ☎️0340643414
Mankasitraka 🙏🙏

27/10/2025

Bonjour daholo.
Ity video mamikely inty indray no h entiko hirariana soa ho antsika cliente sy panaraka ny pejy... Bisou mamy kely 😘😘

27/05/2025

coloration mèche balayage
mankasitraka fona @ fahatokisana 🙏🙏

Photos from Lovely Beauty's post 25/02/2025

🎇🎇Tonga indray ny arrivage tsika a
Araraoty fa kelikeli iany izy ireto
💥💥 Authentique atrany

Photos from Lovely Beauty's post 20/09/2024

Coucou daholo oh 🤗🤗
Izara keli anty avant s après Ty ndray Zaho androany a. N'y nampiavaka azy Dia Ilay cliente mits no nametraka oe Io n voloko an Dia ataovy izay mety aminy,atao coupe .
Dia inty coupe Ty mo nonsafidiako natao tamnazy,tena Oe surprise tamniny f za tsy nteny oe ataok anzao n izao.🥰🥰
Vita ny coupe , faly bé izy fa nanendrika b azy Ilay coupe nety bé tamniny .🥰🥰
Afampo bé izy ,Dia mamerina nfankasitrahana feno tompoko am fahatokisana anay 🙏🙏🙏
Ny ekipan ☀️ Lovely beauty Talatamaty ☀️ Dia vonona fona hanome fahafahampo h anareo
⏩ Nohon fangatahanareo cliente iany KO Dia misokatra izahay isakin alahady am 7h30 ka atramn 12 Ora atoandro
☎️ 0340643414
Lovely beauty Talatamaty 🙏🙏🙏

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo