Gasy ka Manja

Gasy ka Manja

Share

Bonjour

20/07/2024

Bonjour les Manja
Ririnina ny andro fa ndao ho arovana ny tarehy antsika,
Mahatsiaro ho makiana ve ny hoditavantsika?!! Misy mangidihidy?!! Mihofaka?!!
Ity ny Crème manja, sady manala ny tsy fahatomombanana misy no miaro azy tsy ho simba intsony
Apetraho ary n commande,manorata ao amin'ny hafatra miafina
Ny vidiny tsy miova fa 25.000ar monja
😊

17/04/2024

Coucou les Manja 😘
Tolotra vaovao be ho antsika ty,nahazo fahafahana mamoaka an'ireto produits vaovao reto tsika ka hifampizara eto indray
Misaotra ho an ireo izay efa nanjifa ary misaotra ho an'izay mbola hanjifa 🙏
Raha maka gamme complète 1 isika dia mahazo hydrolat de géranium rosat maimaimpoana,
Eny maimaimpoana 🥰
Ny gamme antsika dia ahitana Gel Manja fanasana tarehy maraina sy hariva, Crème Manja hosorana amin'ny alina, ary ny sérum Manja atao isa-maraina
Izany dia amin'ny vidiny 75.000 ariary monja
Tolotra manankery hatramin'ny faran'ny volana
😘😘😘
Bisous

10/04/2024

Coucou 😊
Ity ary n crème manja manala na panda na mony na izay mety ho tasy amin'ny tarehy...
Natoraly 100%, tsy misy effet secondaire
Miaro ny tarehy ts ho simba
Araraoty fa livraison gratuite hatramin'ny sabotsy izao noho ny fety ny mpino silamo 🥰🥰🥰
Happy Eid Mubarak daholo ary e 🥰🥰🥰
Mp directement pour les commandes ou contacter le numéro 032 91 920 89

10/04/2024

Happy Eid mubarak isika rehetra ohhhh 😊
Miarahaba manokana ny mpino silamo ary mirary soa indrindra 😘😘😘

06/04/2024

Salama ohhhh 😊
Ndao ndrai ary hijery astuce kely isika e!!!
Satria week-end izao dia ilaina ny mikarakara ny tarehy vizaky ny herinandro nolalovana
Masque hanalana havizanana ndrai ary no ho ataontsika e,
Ny zavatra ilaina: Cacao poudre 1 c.à.s, maïzena 1 c.à.c, yaourt nature 1c.à.c
Fikarakarana azy:
Afangaro izy rehetra ka rehefa mahazo pâte tsara d ahosotra amin'ny tarehy madio tsara ka avela hilona 15mn dia kobanina avy eo,
Rehefa vita izay tsara kokoa raha asina sérum keli mba hydrater na ilay tarehy
Dia vita ny sôkôla 🥰🥰🥰
Mirary week-end mahafinaritra ho antsika rehetra ary e 😘

04/04/2024

Ity amin'izay ary ilay efa nandrasantsika eeee🥰🥰🥰.
❤️Crème Manja❤️
Manalasa tasy, manala mony ,manala rehetraretra 🤣🤣🤣,sady anti tâche izy no anti acné.Manome Hydratation ho an'ny tarehy ihany koa izy.Maro ny vokatra azo avy aminy, Mampalefaka sy manamandina azy 🙂
🌱🌱🌱🌱Natoraly hatrany ny akora nanamboarantsika anazy🌱🌱🌱🌱.
Contact 032 91 920 89 ou mp directement

04/04/2024

Ity amin'izay ary ilay efa nandrasantsika eeee🥰🥰🥰.
❤️Crème Manja❤️
Manalasa tasy, manala mony ,manala rehetraretra 🤣🤣🤣,sady anti tâche izy no anti acné.Manome Hydratation ho an'ny tarehy ihany koa izy.Maro ny vokatra azo avy aminy,mampalefaka sy manamandina azy 🙂
🌱🌱🌱🌱Natoraly atrany ny akora nanamboarantsika anazy🌱🌱🌱🌱.

22/03/2024

🌞🌞🌞Zoma indray ny andro ooo!!!!
Izara fikafika kely isika androany anaovana gommage izy tena anisany ilainy taré,satria manampy manala ny peau morte sy manala ny loto anatin'ny masokoditra izy.Tsotra kely,zavatra efa misy ao antrano iany no ampesaitsika:
💡Huile d'olive 2 sotro fihinana
💡Siramamy 1 sotro kely
==>Fampiasana anazy :rehefa voasasa tsara ny tarehy dia afangaro ireo akora ireo,ary kosehina moramora amin'ny tarehy mandritra ny minitra vitsy,kobanina amin'ny mangatsiaka aveo.Ho itanao fa alama sady adio tsara ny tarehanao.Afaka ataonao indroa ao anatin'ny erinandro izy.Raha ohatra ka somary manana taré mitera menaka ianao dia solona ranona voasary makirana 🍋1/2 sotro fihinana ilay huile d'olive.
🌤️🌤️🌤️Izay indray ary aloha fa dia mirary zoma sy weekend feno tsikitsiky ho antsika rehetra ary eee!!! 😘😘😘

21/03/2024

Andao amin'izay ary atomboka ity fahamanjana ity e!!!!!!🥰🥰🥰🔥🔥🔥

✨Mbola maro anefa no tsy resy lahatra fa azo atao tsara ny mikarakara taré amin'ny alalany "produits" izay novokarina tamin'ny akora natoraly.

✨ Anisany safidy iray izay tena azo antoka ny fampiasana azy ireny satria tsy atahorana ny ampanify n'y taré,ny ampiteraka olana afa indray raha sendra tsy mampiasa azy ianao.

✨N'inona n'inona olana amin'ny tareanao dia azo atao tsara ny mampiasa "produits natoraly"itsabona izany.🌱🌱🌱

💫💫💫Izany indrindra no nanosika anay nitady,nikaroka,ka namokaranay ny produit ato amin'ny Gasy Ka Manja,entina anapina antsika amin'ny olana maro izay mety hitranga eo amin'ny tarehintsika.

02/01/2024

Taona vaovao💖,andro vaovao💖.Mbola mamerina hatrany ny fiarahabana antsika rehetra noho ny fahatratrana izao taona vaovao izao🥰🥰🥰.Maniry ary mirary taona feno fahasoavana, fahasalamana, fifaliana,fiadanana ary fahamanjana tanteraka ho antsika rehetra 🎊🎊🎊🎊.Ho amin'ity taona ity dia manomana zavabaovao tsara be ho anareo panaraka ny pejy izahay,koa manasa antsika ary aloha anao partage eee,inviteo ny namana anaraka ny pejy😘.

01/01/2024

Bonne et heureuse année à tous les abonné(e)s 😊
Bisous 😘 😚 😘 😚

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Rue Rainizanabololona
Antananarivo
101