E.Tsena en ligne 01
Bio 100% hatrany,tsy misy fangaro chimique,tsy misy effet secondaire na depandance
22/05/2025
🥕🥕FIAROVANA AMIN'NY ARETIN'ATY SY FANASITRANANA AZY :
ZAVATRA ILAINAO DIA KARAOTY MIISA DIMY (5)🥕🥕🥕🥕🥕
- Betsaka ny soa azo avy amin'ny karaoty izay mila fantarina tsara... tsy hiresaka ny maso aho anio fa ny Aty
- Ny ATY ( FOIE ) no resahiko satria amin'izao fotoana d betsaka ny sakafo hohanina ka mety hamparary azy na koa ireo menaka andrahoina ireo.
- Ka toy izao ny fikarakarana azy tompoko :
Kikisana amin'ny Rapy ny karaoty 5 isa dia arotsaka ao anaty vilany izay efa misy rano 1 zinga .... dia ampangotrahina 5 minitra eo ho eo dia apetraka tsy sokafana ny takotra .. rehefa vita izay ....
Dia misotro iray vera ny maraina sy ny atoandro ihany... ny ambiny ariana.... atao mandritry ny herinandro izy io...
NY ASANY :
- Mampihena ny tahan'ny mamy sy ny menaka sarotra levonin'ny aty ,,,,,,,
- Manampy ny tsinay eo amin'ny fanesorana ny poizina mpanimba ko izy io..
- Mitaiza ny aty mba tsy harary.....
Betsaka ny soa azo avy amin'ny karaoty fa ito aloha no azo natolotra. Mety ihany koa ho an'izay efa marary aty...
NOZARAINA MAMAIMPOANA IANAO KA MAZOTOA MIZARA MAIMAIMPOANA🤩
14/05/2025
Baume girofle
Ilay hery voajanahary ho an 'ny vatanao!!
manala Ireo fanaintainana rehetra ...
10000ar sy 15000ar, mp na 034 26 762 24 / 033 54 748 66
11/05/2025
Ilainao be ity Baume Girofle ity
Ho anao ilay ampijalian'ny areti-nify io
Misy faritra mivonto sy manaintaina
Fery tsy mety sitrana sns...
Manao livraison sy mandefa faritra
Contact 034 26 762 24 / 033 13 762 24
13/03/2025
Thé aide mémoire
Natao ho an'ny ankizy Mpianatra,ny lehibe ,na olona efa mahazo taona
7 jours ihany dia ampy ahitanao vokatra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Amboditsiry
Antananarivo
