Bee In Kool
Bien รชtre ร petit prix !
31/10/2023
๐ต๐ตPack : shampooing 300ml + masque 300ml +sรฉrum 60ml ๐ต๐ต
โ
misy protรฉines d'orge mampangirana
โ
manalefaka
โ
Manala ny maina ,ny vakivaky sy ny tapatapaka
โ
mihazona tsara ny boucle tsy ho mora rava
Afaka mandeha tsirairay ihany koa๐๐
Manao livraison manerana ny nosy.
MP ary raha hanao commande e ๐ค๐๐
10/10/2023
Make up brush ๐๐๐
Oantsika vao anomboka anao maquillage na koa vao manangona fitaovana!๐ค
Reto efa misy azo ampiasaina tsara satria misy:
๐ต ho an'ny fametahana rouge ร lรจvre
๐ต fards ร paupiรจres
๐ต blush na fard ร joue
๐ต fond de teint
๐ต volomaso
5 piรจces : 7 000 Ar ๐ฑ๐
Manao livraison
10/10/2023
Crayon sourcils et lรจvres๐๐
๐ couleur marron
๐ ร base d'aloe vera ๐
๐ misy vitamine E
Piรจce : 5 000 Ar
Plus de 2 piรจces : 3 500 Ar ny iray ๐๐
Manao livraison hatrany
MP ndray ary e ๐
07/10/2023
Salama daolo o๐ค
Sahirana ve isika Ray amandreny mitady produit anti poux mahomby hoan'ny zanakao ?!
Ny zaza ๐ง ๐ฆ ihany koa mijaly fa mangindihidy ny lohany ary maratra mihitsy aza ๐ญ
Savon anti poux non toxique , sady efa misy fihogo spรฉcial ๐๐ miaraka aminy:
๐ mamono sy manala avy hatrany ny hao
๐ mampijanona ny hidihidy sy fanaintainana samihafa ๐ฑ
๐ manadio hatrany @ fotony
๐ Manala angandrano ihany koa
๐ mamerina ny volo ho salama
Prix: 12 000Ar
MP avy hatrany ary e ๐๐
Mandefa any @ faritra
29/09/2023
Salama o๐ค
30 000Ar monja dia efa mahazo Palette maquillage Rรฉvolution Emily ๐๐
๐บ 24 couleurs
๐บ afaka anaovana look isan-karazany ๐
๐บ naturel , n**e, hatr@ sophistiquรฉ ๐
๐บ pigment matanjaka tsara
Livraison ร partir de 3 000 Ar
MP ary e ๐ค
Na miantso avy hatrany ny 032 91 167 74
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Amboditsiry
Antananarivo
101
