Goldy Bio
Vente produits Bio made in Madagascar
08/02/2024
Elaela tsy nitafatafa 😁🥰
Misy foana ny Huile de Coco pressée à froid antsika an 🤗
Tena ilaina indrindra amin’izao toetr’andro izao 🥥🥥
📌Ampiasaina amin’ny tarehy, vatana, volo (na zazakely na olon-dehibe)
📌Azo atao amin’ny sakafo
💐Prix:
👉🏻 75ml: 14 500 Ariary
👉🏻 100ml: 19 500 Ariary
👉🏻 250ml: 32 000 Ariary
Livraison partout Mada
Contact: 034 41 841 54
28/01/2024
Hanomboka herinandro vaovao indray isika 🥰
Aza misaraka amin’ny huile de coco extra vierge ato amin’ny Goldy Bio ❤️ indrindra amin’izao toetr’andro miovaova kely izao 🤗
💐Ity ity izao ilay format 75ml,
💐14 500 Ariary monja ny vidiny !
Manao livraison, mandefa amin’ny faritra
Contact: 034 41 841 54
25/01/2024
Transparent madio be ohatr’izao ny Huile de coco pressée à froid ato amin’ny Goldy Bio 🥰😍
Rehefa apetraka amin’ny toerana mangatsitsika kosa izy dia ilay lasa solide fotsy tsara ohatran’ny yaourt iny 😋😍
👉🏻 Iray ihany ireo ary mitovy fiasa sy mitovy tsiro 🥥🥥😍
💐Prix:
👉🏻 75ml: 14 500 Ariary
👉🏻 100ml: 19 500 Ariary
👉🏻 250ml: 32 000 Ariary
Livraison Lundi au samedi
034 41 841 54
22/01/2024
Ity izao ilay 100ml aminy 😍🥰
Tena tsaraaa 🥥❤️
Prix: 19 500 Ariary
Manao livraison , mandefa @ faritra
Contact: 034 41 841 54
21/01/2024
🥥🥥 BAIN D’HUILE avec Huile de Coco extra vierge de Goldy Bio 🥰❤️
Tena mahasalama be ny volo ny fanaovana bain d’huile aminy satria dia mampihena be ny angadrano ary afaka tanteraka mihitsy raha mahavatra, mampihena ny fihintsanan’ny volo ary manome aina azy 🤗
Toy izao ary ny atao rehefa hanao bain d’huile aminy:
👉🏻 Alohan’ny hanasa loha iny dia osory Huile de coco ny volo
👉🏻 Somary masser-na kely ny fotom-bolo mba mora handraisan’ny odi-doha azy tsara
👉🏻 Avela hilona kely (30min à 1h) dia sasàna amin’izayyy 🥰🥰
💐Prix de lancement:
⚪️ 75ml: 14 500 Ariary
⚪️ 100ml: 19 500 Ariary
⚪️ 250ml: 32 000 Ariary
❌Izay rehetra manao achat amin’ilay 250ml mandritra ity mois de Janvier ity dia Livraison Gratuite ❌
034 41 841 54
20/01/2024
😍 Maha te ihinana erÿ ity izy e? 😋
👉🏻 ENY, tena azo ohanina sy atao amin’ny sakafo soamantsara ny Huile de coco pressée à froid ato aminay Goldy Bio 🥥🥥
Afaka afangaro ao anaty thé, café sotrointsika ihany koa izy io tena manome tsiro hafa mihitsy no mahasalama 🥰 1 na 2 sotrokely
Prix de lancement:
👉🏻 75ml: 14 500 Ariary
👉🏻 100ml: 19 500 Ariary
👉🏻 250ml: 32 000 Ariary
Manao livraison partout Mada
034 41 841 54
16/01/2024
🚨 Fantatrareo ve fa ny Huile de Coco 🥥🥥🌴extra vierge pressée à froid dia mitondra vokatsoa be dia be ho antsika ? 🤗
Ohatra vitsy fotsiny izao ireto:
⭕️ Ho an’ny volo: hydratante, nourrissante, réparatrice, anti-poux, parfumante.
Soin ho an’ny karazam-bolo rehetra mihitsy.
⭕️ Ho an’ny tarehy sy ny vatana: hydratante, nourrissante, adoucissante, calmante, apaisante
Soin pour peaux : sèches, rêches, abîmées, irritées, crevassées…
⭕️ Ho an’ny sakafo: Goût délicat de coco, stable à la cuisson, améliore la digestion,
augmente le bon cholestérol et réduit le mauvais
⭕️ Tena tsara ihany koa ampiasaina amin’ny zazakely
Io huile de Coco extra vierge pressée à froid io dia disponible ato @ Goldy Bio
💐Prix de lancement:
👉🏻 75ml: 14 500 Ariary
👉🏻 100ml: 19 500 Ariary
👉🏻 250ml: 32 000 Ariary
Manao livraison du Lundi au Samedi 🛵🛵
Contact: 034 41 841 54
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
