Agnay Curly

Agnay Curly

Share

✔️Sur rendez-vous
Lieu:Ambolokandrina/ ou à domicile

☎️0381080663 /0327935833

23/01/2024

🛑🛑Fantaro fa tena ilaina ny mahafantatra ny mombamomban'io volonao io🛑
👉Maro ny karazana méthode ampiasainay ahafahana mamoaka tsara ny boucle izay tadiavinao

Tongava aty aminay ary raha te hanao manjamanja ✨
✔️Araho hatrany ny pejy Ary asao ny namana hanaraka
✔️Aza misalasala mandefa mp na miantso raha te hanao curly ato aminay
✔️Sur rendez-vous foana
✔️Lieu:Ambolokandrina/à domicile
☎️0381080663
☎️0327935833

Photos from Agnay Curly's post 22/01/2024

🤩Ny asa vita androany ireto ireto👉naturel hatrany ato aminay
✔️Aza misalasala mandefa mp na miantso raha te hanao curly ato aminay
✔️Sur rendez-vous foana
✔️Lieu:Ambolokandrina/à domicile
☎️0381080663
☎️0327935833

20/01/2024

Arahabaina ianareo Telo mirahavavy nahafeno ny fepetra ka nahazo ny loka avy aty Amin'ny Agnay Curly🤩🎊tamin'ny "GIVEAWAY New year"
✔️Manasa anareo hiditra mp
👉👉Aza miala lavitra fa araho hatrany ny pejy fa mbola maro ny lalaontsika

18/01/2024

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika indray ee🤩👋

👉Aza adino ny mikarakara volo na Dia somary mampalaina aza ny andro😁
👉Fantaro ny "type" an'ny volonao💇
👉Aza misalasala miditra mp na miantso raha te hikarakara volo ato aminay eh🤩Natoraly hatrany
👉Sous-reservation foana/À domicile ihany koa o🤩

🛑MBOLA MITOHY HATRANY NY JEUX ANTSIKA AN✔️ity ny lien:

https://www.facebook.com/61551030267792/posts/122146804376034342/?app=fbl

☎️0381080663
☎️0327935833

17/01/2024

🎊GIVEAWAY New Year🤩

Ity ary ny giveaway antsika voalohany eto Amin'ny pejy:

💇Olona telo no ahazo ireo fanomezana avy aty aminay:
🤩Dressage boucle gratuit
🤩Soin retour au naturel gratuit
🤩Curly Care gratuit

👉👉Ireto avy ary ny fepetra arahina:
✔️Asio j'aime ny pejy
✔️Mentionneo namanao izay tia manao curly ao amin'ny commentaire Ary asao izy hilalao
✔️Partageo en mode public ity publication ity


❌Izay commentaire 3 mahazo réaction betsaka indrindra Ary mahafeno ny fepetra rehetra no mahazo

👉Ny asabotsy 20 Janvier atoandro no hivaly ny lalao🤩

Andao Ary hilalao ee🤩🎊

Photos from Agnay Curly's post 15/01/2024

🤩Mahafinaritra anay rehefa afa-po ianareo
Ireto hitantsika amin'ny sary ireto izao dia nanao "soin retour au naturel" sy "dressage boucle" tato aminay🤗
Hafa mihintsy hoy Aho rehefa natoraly e

✔️Aza misalasala miditra mp raha Mila fanazavana fanampiny,prix mirary hatrany
☎️0381080663/0327935833

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo