By Emmy.mg
Vente d’appareils électroniques et d’accessoires pour hommes et femmes. Prix très abordables, en détail et en gros🥰
13/04/2026
MICRO SANS FIL MARQUE
65.000ar MICRO SANS FIL+ ACCESSOIRES COMPLET . MIARAKA NY ACCESSOIRES COMPLET REHETRA HITANAO AMIN'NY SARY IREO. Tsy mila chargeur pile hafa intsony fa amin'ny vatany micro ihany no hichargena azy.
Professionnel be, Sensible be ( tsy mila tohofana) , feony tena mazava be afaka manao essai tsara rehefa mividy, distance 80 mètres, mande 5volt, mety be ampiasaina ao am-piangonana, ao an-trano, karaoké, conférence etc..
Tena mora loatra 65.000ar fotsiny ato aminay ihany, micro sans fil complet : Pile micro rechargeable, récepteur rechargeable, efa misy protection micro 2, éponges 02, adaptateur, câble chargeur type C.
VAOVAO BE , vitsy ihany sisa.
Manao livraison Tanà sy Province
☎️034.31.712.50 / 033.79.238.10
13/04/2026
MICRO SANS FIL MARQUE
MICRO SANS FIL+ ACCESSOIRES COMPLET
65.000ar NY PAIRE MIARAKA NY ACCESSOIRES COMPLET REHETRA HITANAO AMIN'NY SARY IREO. Tsy mila chargeur pile hafa intsony fa amin'ny vatany micro ihany no hichargena azy.
Sensible be ( tsy mila tohofana) , distance 80 mètres, mande 5volt, mety be ampiasaina ao am-piangonana, ao an-trano, karaoké, conférence etc..
Tena mora loatra 65.000ar fotsiny ato aminay ihany, micro sans fil complet : Pile micro rechargeable, récepteur rechargeable, efa misy protection micro 2, éponges 02, adaptateur, câble chargeur type C.
VAOVAO BE , vitsy ihany sisa.
Manao livraison Tanà sy Province
☎️034.31.712.50 / 033.79.238.10
31/03/2026
Sac (glacière) misy “isolation” ao anatiny (mitazona hafanana na hatsiaka) . Rectangle vaovao be
Fanakatonana: misy fermeture éclair (zip)
Tanana: misy poignée 2 hitondrana azy
Asany: mitazona sakafo sy zava-pisotro ho mangatsiaka na mafana mandritra ny ora maromaro
26/03/2026
80.000ar MONJA NY PAIRE + ÉCOUTEURS
IZANY HOE 2 NO 80.000AR Tena promotion be🥰 Manomboka izao dia tsy lany vola amin'ny crédit intsony ianao Sady afaka mifandray foana( DISTANCE 5KM sans obstacles) averiko ihany fa 5km no takany.
➖TALKIE-WALKIE BAOFENG + 02 ÉCOUTERS , efa misy chargeur 2 , cordon,.. Maharitra 72 heures be izao, mahazaka rano( WATERPROOF)Mety be ampiasaina ao an-trano na société, magasin, école, hôtel sns.... Tena Ilaina be.
➖TALKIE-WALKIE fifandraisina tsy Mila puce, tsy miila crédit , tsy mila réseau izany hoe afaka miresaka foana n'aiza n'aiza manindry bouton fotsiny dia afaka miresaka. Misy torche .
➖ 16 cannaux 400-470Mhz(Afaka ampifandraisina maromaro miaraka mande daholo) Afaka manova cannal ianao, misy volume ihany koa, misy torche mazava tsara. Feony mazava be mihitsy na miresaka lavitra na akaiky. Mora ampiasaina afaka apetaka amin'ny poche na ceinture sns...
Manao livraison Antananarivo/ province
☎️034 31 712 50
03/03/2026
70.000ar oui 70.000ar
4 en1an ANTI- DÉLESTAGE complet= 70.000ar. Ilay tsara qualité foana io fa tsy miova ho anareo tsy nahazo teo aloha aza tara intsony .
➖VAKIO TSARA FA TSY MAHAZAKA TÉLÉ, ORDI, SUB, SNS... Téléphone Android no afaka chargena aminy ankoatra n'y jiro➖
Efa miaraka amin'ny ampoules 03 be izao sy chargeur ary panneau solaire 3watt, batterie 3600Mah tena hoe matanjaka tsara .
Kit solaires efa complet afaka ampiasaina foana amin'ny toerana rehetra na tsy misy jiro aza fa efa misy panneau miaraka aminy. 03 Led tena mazava be fil 3 mètres be zao. Misy FM radio, bluetooth, Power-bank afaka hichargena téléphone Android na touche . Afaka hiainoana hira amin'ny carte, USB. Autonomie 10heures non stop. Mety chargena courant na ilay panneau miaraka aminy
Manao livraison Antananarivo/ Province ( mandefa vola mialoha ho anao any amin'ny Faritra)
☎️034.31.712.50
24/02/2026
32.000ar= VENTILATEUR VOITURE 5 volt DOUBLE, ROTATIF ,MATANJAKA TSARA 😍
32.000AR prix Liquidation io fa aza tara.
➖ILAY DOUBLE Ventilateurs mande 5V , mande USB( mety amin'ny ordi na power bank etc...., FIXATION PAR COLLE IO SADY EFA MISY MIARAKA AMINY, ROTATIF, Afaka atao miondrika sns... TENA MIAVAKA BE . Afaka manao essai tsara , refiny 22cm*11cm tsy manery toerana be.
➖TSY MANDANY BATTERIE .Efa mafana izao ny andro miasa be mihitsy ity sady matanjaka , rivotra mitsoka mafy tsara . Afaka regelena koa anefa hoe atao matanjaka sa ambany kokoa. HO ANAREO ANY AMIN'NY FARITANY TSY NAHAZO TEO ALOHA EFA MISY IZY IZAO SADY VITSY KELY FA AZA TARA. Vaovao sous carton .
Manao livraison Tanà/ Province
☎️ 034.31.712.50/033.79.238.10
14/02/2026
🌈 Mode RGB complet : plusieurs couleurs (rouge, vert, bleu, violet, jaune…)
🎨 Effet arc-en-ciel dynamique (changement automatique de couleurs)
💡 Lumière blanche réglable (chaud / neutre / froid)
🔆 Intensité ajustable (faible → très lumineux)
📱 Support téléphone intégré (rotatif et réglable)
🎛️ Télécommande incluse pour changer couleur et intensité
🔌 Alimentation USB (power bank, chargeur, ordinateur)
📏 Taille disponible : 26 cm
🦵 Trépied réglable en hauteur
🎥 Idéal pour :
Création de contenu (TikTok, Instagram, YouTube)
Live streaming
Maquillage professionnel
Shooting photo
Décoration ambiance LED
35.000ar seulement
14/02/2026
20.000 monja oui tena 20.000ar dia mahazo.
2 en 1
Aspirateur portable 2 en 1 (Misintona vovoka + Mitsoka rivotra) . Tena mety be ampiasaina ao an-trano sy anaty fiara na bureau etc....
✅ Fonction aspiration: Manadio vovoka, poti-mofo, volo, fasika, sns.
✅ Fonction souffleur (blower): Mitsoka rivotra hanalana loto amin’ny zoro sarotra tratrarina
✅ Rechargeable / USB
✅ Filtre azo sasana (mora diovina sy ampiasaina indray). Matanjaka tsara
🔹 Accessoires:
Embout lava (ho an’ny zorony sy seza fiara)
Borosy kely (ho an’ny clavier, seza, sns.)
Filtre , Tête souffleur, câble chargeur.
Vaovao sous carton, Vitsy ihany fa aza tara
Manao livraison Tanà/ Province ( mandefa vola mialoha raha any amin'ny Faritra tompoko)
☎️ 038.16.360.61
14/02/2026
30.000ar fotsiny #à
Te-hanao gaufres matsiro, malefaka ao anatiny ary croustillant ivelany ve ianao ? Ity machine à gaufres électrique ity no vahaolana tonga lafatra ho an’ny tokantrano, na fanaovana goûter ho an’ny ankizy 🧇😋, 2 minutes dia mahavita gauffre tena manala fahasahiranana be ity sady mora be.
➖Mora ampiasaina, ampifandraisina fotsiny dia mandeha, refiny 11 cm.
Mafana haingana, tsy mandany fotoana
Tsy miraikitra ny pâte, mora diovina
Endrika kely nefa matanjaka sy maharitra 350watt tsy mandany jiro .
Afaka manao gaufres mamy na gaufres salé araka izay itiavanao azy
Afaka ampiarahana amin’ny confiture, chocolat, fromage, na voankazo
☕ Tena mety amin’ny petit-déjeuner, goûter, na amidy. Aza tara intsony fa vitsy ihany sisa
Vaovao sous carton,tonga dia mampiasa.
Manao livraison Tanà/ Province
☎️034.31.712.50/033.79.238.10
14/02/2026
Trousse de secours 25.000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
67ha, Analakely
Antananarivo
101
