Cute's braid
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cute's braid, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
21/05/2024
Manao promotion izahay ato amn Cute's braid izao fa aza tara aa
Manao tresse(randrana) amin'ny sarany mora
Izay model tianao mihintsy
Aza misalasala ary miditra mp🥰
19/12/2023
🌺☘️Fanalavana volo am poivron, ☘️🌺
Zavatra ilaina
👉: poivron anaky 4 , rano 2 💦💦💦zinga 👈
Fikarakarana :
💦💦ampangotrahana ilay poivron endrasana matimaty 💙💙
Ary lemana tsara amin' ny loha ,, atao in 2 isan- kerinandro
27/10/2023
Tresse simple😍😍
Isaorana hianareo clients mandefa sary😋
23/10/2023
Mankasitraka fona a❣️
Tresse à domicile
Hoanao Liana aza misalasala miditra mp✨
Prix de promotion fona a 😗
22/10/2023
Efa manomboka mandray olona indray izahay an😍
Tsy miova ny prix 15000ar n'a firy n'y postiche-nao ☺️
Mankasitraka betsaka madame tamin'ny fahatokisana anay😚💆
30/09/2023
Merci tamin'ny fahatokisana Mr le basketteur 🙏😁
30/09/2023
🏵️ASTUCE HO AN'NY VOLO 🏵️🏵️
🌸🌸Torohevitra ho an'ny olona simba tamin'ny dobo filomanosana🌀🌀, na tamin'ny ranomasina🌀🌀 ny volo ka somary simba🌵. Mampalefaka sy mampangirana ary manalava volo. Zavatra ilaina👉 yaourt nature 1 , ranona voasary🍊🍊👈👈"orange" tapany. Iny no atao solona "masque" rehefa avy nosasana ny volo. Avela hilona 30 minitra vao kobanina amin'ny rano matimaty.💦💦💦💦
30/09/2023
Cliente satisfaite🥰❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
