Jejoo MDG

Jejoo MDG

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jejoo MDG, Beauty, cosmetic & personal care, Beoririka, Antananarivo.

Photos from Jejoo MDG's post 11/06/2024

🌺Veste crop carreaux 🌺
Col fourrure

Taille:S M L XL 2XL
(Gros/Détail)

MP ou 0383066342
Livraison Tanà/Provinces

10/06/2024

Helika mainty2 be? Elakelampe? Lohalika? Kiho?Atoka?Tanana?🥺
Ity ny solution,natoraly sady efficaceb,mapiasa 3jours dia mahita vokatra
Afaka manao sexy tsara eny ,sns...

_manafotsy ny faritra mainty tiana ho diovina
_mitsabo ny oditra simba rasoir
_manala fofona ratsy
_manazava ny oditra
sns,....

❌Tsy misy effet secondaire vita avy am akora natoraly

💌MP ou 0383066342
🛵 Livraison Tanà / Provinces

28/05/2024

Efa Tonga ndray izy ty an
=> Te hanala tavy nefa tsy mahavita mikotrana ? Mba te ho tsara2 bika ?
Misy kibo sy roroha? Mitady zavatra tena azo antoka nefa tsy mandany vola be?

Vahaolana hoanao Ty:
️CRÈME AMINCISSANTE à base de de PIMENT ROUGE et GINGEMBRE 🍁🌶️

✅ Spécial VENTRE PLAT et perte de poids
Mandoro tavy , mampitsonika ny TAVY rehetra @ Vatana indrindra ny faritry ny kibo.
Tsy misy effet secondaire ,Na lahy na vavy na avy niteraka , mampinono , te hihena na kibo fotsiny ihany ,

✅ efficacité 💯% , 3 jours mampiasa mahita résultats
Stock limités ⚠️

MP ou 0383066342
Livraison Tanà/ Provinces

22/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jeanine Razanatsoa, Miandry Fitahiana, Marie Anne, Elo Him, Mý Arìę, Thari Stella 🥰🥰

16/05/2024

Maheno téléphone tsara foana papa amty na mitondra moto,tombile,miasa,sns,.....
.
Prix Promo au lieu de 70.000Ar
✓Mihajabe , double ny tahony.
● Appel bluetooth, répertoire téléphonique. Enregistrement téléphonique
● Facebook, notification
●Message
● Fréquence cardiaque, moniteur de qualité du sommeil.
● Chronomètre, réveil, minuterie,
● Capteur de fréquence cardiaque.
● Jouer de la musique en bluetooth
● Batterie: 200mAh, peut utiliser 3 ~ 5 jours.

MP ou 0383066342
Livraison Tanà/Province
Frais 3000Ar centre ville
4000Ar périphérie

Photos from Jejoo MDG's post 15/05/2024

savon intime
Mamerina an'i Pepeta ho manja Kely
_Manala fofona ratsy
_Manala idihidy
_Maneritery Pepeta
_Mamelona flore vaginale
_Mamerina ny amandoan'iPepeta
_Mamono microbe
_Miaro amin'ny bactéries
_Manala perte misy fofona sy mavomavo
_Manala champignon sy mycose
_Manafotsy ny elakelape
_Fofona malefaka tsara
Tsy misy effet secondaire

MP ou 0383066342
Livraison Tanà/Provinces

13/05/2024

BROSSE LISSANTE
- Mora ampiasana:rehefa tratran orana sy maikamaika iny
- Tourmaline céramique(tsy manimba volo)
- Lisse, boucle (Mahasolo brushing,fer,brosse)
- vitesse reglable(mamaybe)
- Pour tout type de cheveux
- 3-in-1 design : brushing, lisser, boucler

13/05/2024

Shampooing mandoko volo
Tsy misy amoniaque
_tsy manimbavolo (vita avy am menaka oliva,vahona,zavoka ary dité)
_mapangirana,manalefaka ,manalava volo
_lokombolo maharitra

MP ou 0383066342
Tanà / Provinces

13/05/2024

Efa tonga indray ny arrivage hoan'ireo tsy nahazo teo:
Promotion PUREDERM Acne Wash
Lingettes nettoyante
Manadio,Manala Mony sy tâches navelany mony
_manasitrana tarehy,simban'ny produit
_manala menaka hoan'ny tarehy mora Gras(bé menaka)
_mety b hoan'ireo maika lava sy tsy tia manasa tarehy isandro nefa mora tsemboka
_Miaro tarehinao @ loto

_Afaka atao démaquillant ihany koa sady tonga dia manadio tsara na produit waterproof aza
Misy vitamine E izy ity izay miaro ny tarehy tsy hiroroka

MP ou 0383066342
Livraison Tanà/provinces

13/05/2024

Manana olana ve ianao, feno tasy, simba ny produit ?
Efa misy indray izy ity,zay nampiasa rehetra nahita vokatra avokoa. &
_manala ireo tâche sarotra esorina
_manala ride eo amin'tarehy sy tenda
_mitsabo ny hoditra menamena simba ny produits
_manala Mony, cernes, points noir
_Manakatona masonkoditra
_manala cicatrices
_manafotsy ny hoditra matroka
_manala ireo mangana eo ambany maso
_mitsabo ireo maso bongobongo
_Manadio sy Mamerina tanteraka ny hoditra amin'ny laoniny
_mitaiza ny hoditra ho tanora lalandava

=>Mety amin'ny tarehy sensible
Efficace tsara tsisy effets secondaires

Livraison Tanà / Provinces
MP ou 0383066342

Jejoo MDG Fashion accessories

Photos from Jejoo MDG's post 11/12/2023

Arrivage
😍Parfum Active Woman avec sac😍

Active Woman de Chris Adams est un parfum Floral Boisé Musqué pour femme.
Les notes de tête sont Orange, Pamplemousse et Bergamote; les notes de coeur sont Rose, Notes fruitées et Jasmin; les notes de fond sont Patchouli, Bois de santal, Fève de tonka, Musc blanc et Sucre vanillé.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Beoririka
Antananarivo