Ninah Beauty
La promesse de votre Beauté
08/05/2026
Ho anao zay mitady rah tsara sady mora mandalova ato aminay fa vonona handray anao izahay 💁
💁 Na avy lavitra aza dia afa-po ny client-Nay 👍
Izahay dia miezaka hatrany hanome tsara ho anareo 🙏
👉 Tongava mitsidika anay fa tsy hadiso safidy ianao 💇
Shalîî Maah 👉 Ninah Beauty
Sendra nandalo tato aminy Ninah Beauty ambolikandrina stéphanie de mba alaivo video ozy mba publieo mba hoenony olo namitaka za, courage Stéphanie fa mandalo rivodoza io ozy Annicette zay, tsis mamonotena zan eo, mba amezanareo courage izy havako aby e✍️😋🥲
Azala va tsy mila kivy zany aminy fiainana fa mila mitraka fw ny loha 🙏
✨ Tresse tendance & volume naturel ✨
Mampiakatra ny hatsaranao, manome style chic sy sexy 💖
💇♀️ Tresse blonde curly fishbone Braids
🌟 Léger, naturel & facile à entretenir
🔥 Mety amin’ny occasion rehetra
📍 Tongava ao amin’ny Ninah Beauty fa misy couleur zay tadiavinao
📩 Réservation ouverte izao ! Ambaniny terminus 164 ambohipo, ampitany jaos'pub ambolikandrina, tel 0346665657 si non merci Annicette Officiel fa tsara zalahy hira zan ai🙏💯❤ 📷 Prï Scã
07/04/2026
Izahay ato aminy NINAH BEAUTY AMBOHIPO dia :
👉 Manjaitra Perruque araka ny goût - nao 👍
👉 Manjaitra tissage propre sy matihanina tsy mora miala 😁
👉 Pose closure naturel be, tsy hita ny maso ny couture
👉 Manjaitra chouchou 💁 tsara kalitao
☎️ Contact na mandefasa message miafina
+261346665657
07/04/2026
Olo nikofokofoko nody za ndraiky karah nahay nankafy fo nirelax, mankasitraka FIVAMA fa nilamigny lundi de Pâques, mba nanakory ninareo tagny mba alatsaho ao aminy commentaire sary nareo omaly na tao antrano na nanao sorti ❤👌💯
01/04/2026
💁 PERRUQUE 💇 CHOUCHOU DISPONIBLE!
Te ho tsara tarehy sy manara-penitra ve ianao?
Eto ny perruque sy chouchou hanampy style anao 😁
👉 Qualité tsara
👉 Prix abordable
👉 Livraison gratuite eto Antananarivo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambohipo Au Croisement CEG/Ambolikandriana Ampitany Jaos Pub
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 18:30 |
| Tuesday | 07:00 - 18:30 |
| Wednesday | 07:00 - 18:30 |
| Thursday | 07:00 - 18:30 |
| Friday | 07:00 - 18:30 |
| Saturday | 07:00 - 18:30 |
| Sunday | 07:00 - 18:30 |
