Bango'Y by DC
Votre gamme de produits de soins capillaires naturels by DC
31/10/2025
๐ฅ ๐ฅ๐๐ ๐๐ฆ๐ ๐ป๐ด๐ฒ๐๐ฎ ๐ฏ๐ฒ tsy misy toy ity ๐ฅ
๐จ Ho anโny volo ๐ ๐๐๐ข๐๐ข โ gamme ๐ก๐๐ฃ๐ฃ๐ฌ de BangoโY ๐
Tsy avelantsika ho simban'ny loko ny volonao, ary mbola ho malefaka sy matanjaka hatrany ๐๐ฝโโ๏ธโจ
Ny Gamme NAPPY dia manampy aminโny :
๐ง ๐๐๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป
๐ ๐ก๐๐๐ฟ๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป
๐ช๐ฝ ๐ฅ๐ฒ๐๐๐ฟ๐๐ฐ๐๐๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป
๐ฟ ๐ญ๐ฌ๐ฌ% ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ (Naturel & Clean )
๐ฒ๐ฌ Vita eto Madagasikara
๐ฅ TOLOTRA MANOKANA :
๐ ๐ญ๐ฐ๐ต ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ ihany fa ๐๐๐ ๐ญ๐ณ๐ฌ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐r intsony !
๐
Manomboka ny ๐ฌ๐ญ - ๐ฌ๐ด ๐ก๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ
๐ ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ผ๐ป ihany aloha an
๐ Misy ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฌ๐ฒ feno ao anatinโny gamme :
1๏ธโฃ๐๐๐๐ง ๐๐๐ก : mamahana ny cuir chevelu, ny bulbes sy ny fibres capillaire
2๏ธโฃ ๐๐๐๐ข๐ฅ๐ค๐๐ฃ๐ : manadio tsara
3๏ธโฃ ๐๐๐จ๐ฆ๐ช๐ ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ฬ๐๐ฃ๐ฬ: mitsabo ny ivelany, manidy cuticules
4๏ธโฃ ๐พ๐ค๐ฃ๐๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐๐ง: manalefaka sy manala roatra
5๏ธโฃ ๐๐๐๐ซ๐-๐๐ฃ: mi-hydrater sy miaro
6๏ธโฃ ๐๐ฬ๐ง๐ช๐ข: miaro amin'ny masoandro, ny rivotra sy ny loto
ALEFASO DIENY IZAO NY COMMANDENAO fa voafetra ny tolotra.
29/10/2025
๐ฌ ๐ฆ๐๐๐ ๐ฃ๐ข๐๐ก๐ : ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐น๐ถ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐ฒ ! ๐งโจ
โ๐ง๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ฎ-๐ฑ๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐๐ฒ ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ ๐๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ถ๐ป๐ด, ๐๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐๐ ๐ฑ๐ฎ๐ต๐ผ๐น๐ผ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ถ๐ป๐ด ?
โก๏ธ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ ๐๐ง๐ข๐ฉ๐ฌ ary mila ๐ฆ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ tsara ๐
! Samy manana ๐ฏ๐ฒ๐๐ผ๐ถ๐ป ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ tsirairay. Raha ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฎ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ข aminy volo ny shampoing ๐ ho ๐ข๐๐๐๐ค, ๐ข๐๐ก๐๐๐๐ ๐, ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ก๐ค๐ฟ
*
*
*
โAry raha ๐๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ถ๐ป๐ด ๐ป๐ฎ๐๐๐ฟ๐ฒ๐น VS ๐๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ถ๐ป๐ด ๐ฐ๐ผ๐ป๐๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐น misy sulfate, inona no diffรฉrence ?
โก๏ธ ๐ ! Ny shampoing naturel sans sulfate dia ๐บ๐ฎ๐น๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ kokoa, tsy manala ny ๐ต๐๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ป๐ฎ๐๐๐ฟ๐ฒ๐น๐น๐ฒ, ary ๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐น๐ผ๐ธ๐ผ.
๐ซ๐ง๐๐ก๐๐ฅ๐๐ ๐ข : misy shampoing naturel fa voalanjalanja ny formule ka manimba lavitra noho'ny shampoing misy sulfate
*
*
*
โFa inona no maha-samy hafa ny ๐๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ถ๐ป๐ด ๐ต๐๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐, ๐ป๐ผ๐๐ฟ๐ฟ๐ถ๐๐๐ฎ๐ป๐ ary ๐ฟ๐ฒฬ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐๐ฟ ?
โก๏ธ ๐ง ๐๐บ๐ฅ๐ณ๐ข๐ต๐ข๐ฏ๐ต โ ho anโny cheveux secs, manampy hamandoana.
โก๏ธ ๐ฅ ๐๐ฐ๐ถ๐ณ๐ณ๐ช๐ด๐ด๐ข๐ฏ๐ต โ manampy huile sy gras tsara ho anโny cheveux cassants.
โก๏ธ ๐ช ๐๐ฆฬ๐ฑ๐ข๐ณ๐ข๐ต๐ฆ๐ถ๐ณ โ manampy hanarina fibre capillaire simba.
*
*
*
โ๐mpy ve ny shampoing irery aminโny soin ?
โก๏ธ ๐ง๐ฆ๐๐ ๐
! Ny shampoing dia nettoyant fotsiny. Mila manao soin complet 1x/semaine ary mampiasa produits hydratant na/sy protecteur eny anelanelany .
๐งดโจ Raha fintinina :
โ๏ธ misafidiana shampoing arakaraka ny besoin anโny volonao,
โ๏ธ mifanaraka aminยดny cuir chevelu fa tsy ny tahony (gras sa normal sa sec sa pelliculeux...) fa tsy ny fofony akory ๐
โ๏ธ natoraly , sans sulfate , sans parabรจnes et cra cra...
โ๏ธ mampiasร ๐ข๐ฑ๐ณ๐ฆฬ๐ด-๐ด๐ฉ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ฐ๐ช๐ฏ๐จ, ๐ฎ๐ข๐ด๐ฒ๐ถ๐ฆ ๐ฏ๐ข ๐ญ๐ฆ๐ข๐ท๐ฆ-๐ช๐ฏ sy ๐๐ฆ๐ณ๐ถ๐ฎ araka izay fomba sy fotoana tokony ampiasaina azy mba hanome force sy protection ny volo.
๐ธ Andramo ny shampoings naturels DC COSMETICS โ tsisy sulfate, tsisy silicone, 100% douceur et soins.๐
Voir moins
20/10/2025
๐ฟ WASH ๐ฆ & GO ๐ฃ : des boucles naturelles, lรฉgรจres et rebondies, sans prise de tรชte โค๏ธ entre deux lavages hebdos โจ
1๏ธโฃ Un petit dรฉmรชlage express (et tout doux ๐๐ฝโโ๏ธ) avec notre iconique NAPPY Detangling Conditioner
2๏ธโฃ Un nuage de NAPPY Leave-in pour des boucles souples, hydratรฉes et dรฉfinies comme jamais ๐ง
3๏ธโฃ Et pour finir, un pshiit magique de NAPPY Serum pour sceller, protรฉger et faire briller ๐
Et hop ๐ซ โ des cheveux happy, shiny, NAPPY ๐๐๐ฝโโ๏ธ
28/05/2025
Mankasitraka an'i Miora Roger hatrany amin'ny fahatokisana. Eo foana izahay โค๏ธโค๏ธโค๏ธ
๐Tena faly aho๐๐โฃ๏ธ
๐๐ฌ๐ฒ ๐ฉ๐ฎ๐๐ฅ๐ข๐๐ข๐ญรฉ ๐๐ ๐ร๐๐๐๐๐๐๐๐ (tsy sponsorisรฉ akory fa tena fizarana hafaliana)
Raha misy tena nampiferin'aina ahy hatrizay dia ny voloko...Ary Raha nisy Zavatra tena nampalaelo ahy Dia ny voloko simba tanteraka.
๐Za nifana nahazo 10cm Tรฉo, niverina niasa, tapataka Sady nanify Ilay volo ๐ญ
๐ Ny Antony: produits tsy mifanaraka amin'ny voloko, fanaovam-bolo matetika, lokom-bolo nisesisesy [satria tsy afa-po indray nandoko Dia nolokoina foana] randrana nefa volo vao avy nolokoina, agressรฉs tanteraka Ilay volo๐ญ)๐๐ ๐ง๐ ๐ฉ๐๐ฎ๐ฑ ๐๐ง ๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฅ๐จ๐ข๐ซ ๐ช๐ฎ'ร ๐ฆ๐จ๐ข ๐ฆรช๐ฆ๐...๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐๐๐ญ
๐Nanomboka Septembre 2024 aho no tapa-kevitra fa tsy hanao volo intsony Ary hikarakara volo fa Sao sola no hiafarako๐
๐ญ
๐Nirandrana tsindraindray no nataoko Ary volana fรฉvrier 2025 nanomboka nanao soin en profondeur satria tena tsy nety nahasalama Ilay volo ny produit tao amiko ๐ (matimatin'ny mora)๐ฅ
๐Dia nanantona an'i Dago's.Corporation (satria efa nanandrana produit an'izy ireo taona vitsivitsy lasa...moa fantako tsara ny cursus universitaire [Ingenieur en Genie de Procรฉdรฉ chimique et industrielle. Etude approfondie (DEA) en Chimie des Substances naturelles et organiques, diplรดmรฉe teny Vontovorona kala], bref...olona fantako tsara...dia azoko natokisana Ilay produit vokariny...tena efa fay dia lasa mitandrina resaka produit๐คฃ)
๐Nanomboka Tรฉo Dia nanao soin en profondeur tamin'ny produit Bango'Y by DC une fois par mois aloha (fรฉvrier sy Mars), Avril naka Aina ny volo (tsy nanam-potoana izahay ny tena marina๐คฃ)... Volana Mai natao isan-kerinandro MBA tena ho Salama haingana Ilay volo. Dia mamangy ny FLY Beauty foana tatoato (ao ny salon mampiasa Ilay produit), sady manapaka Kely foana MBA hiala tanteraka Ilay volo tsy salama. Efa manana produit ihany any an-trano fa Ilay mรฉthode sy ilay styling tena Mbola tsy haiko loatra๐คฃ
๐Tsy maintsy notapahina teny am-piandohana...tena nalahelo Sady saika tsy NAHAFOY fa nikipy sy niafy ๐คฃ...fa jereo anie Ilay izy amin'izao ee (photo 4) Hay naniry tao๐ฅฐ๐
Photo 1 et 2: fรฉvrier 2025
Photo 3: Mars 2025
Photo 4: 27 Mai 2025
Tena Mila faharetana fa mahita vokatra Toa izao dia motivรฉe bรฉ indray hanohy๐ฅฐ Sady efa te hanapaka Ilay volo tsy Mbola Salama miloko ireny.
๐Volo Salama moa no tena tanjoko...fa gaga bรฉ Kay otran'izao Ilay tena type an'ny voloko (hita amin'ny repousse). Hatrizay manko noheveriko fa ratsy volo aho Ary Isan'ny nanaovako volo ihany koa hatrizay๐คฃ๐ญ
๐Izarao motivation anareo izay efa niaina Toa ahy koa aloha resaka volo eee๐ za aloha tena faly๐๐
Mirary soa๐
30/04/2025
MERCI Miora Roger .
Faly mikarakara an-dry foana . Sady cliente tsara fanahy๐ sy mamy kelyyy ๐ฅฐ๐ฅฐ
11/04/2025
๐ฉต Sublime avec LIGHTY ๐ฉต
รa donne des idรฉes ๐คฉtout รงa ๐ค
Aprรจs tout. Pouquoi pas...? ๐ฅฐ
12/03/2025
๐ง๐ ๐๐ฟ๐ ๐ฒ!
Hafa ihany ny volo salama; ampy rano ary mamiratra e?
Ny ๐ฆ ๐ ๐ฎ๐๐พ๐๐ฒ ๐๐๐๐๐ง๐ฌ ๐ฆ eto foana manome fahafaham-po ho anao izay manana volo:
- ๐ง๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ fa vetivety dia maina be
- ๐ ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ
- ๐ ๐ฎ๐ธ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ฎ sy ๐บ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ณ๐ผ๐ธ๐ฎ , tsy mety mangirana
- Mora ๐บ๐ถ๐ฏ๐ผ๐๐๐ถ๐ป๐ฎ
Vokatra natoraly = ๐๐๐๐๐ก
Vita Malagasy
BANGO'Y manome toky hatrany!
25/02/2025
Satisfaite et รฉpanouie sans se ruiner ๐๐คVous aussi, faites comme elle, prenez un abonnement pour des soins capillaires hebdomadaire.๐
Rendez-vous dans nos salons:
- DC Cosmetics - Ampasapito โ๏ธ 034 69 089 98 et
- FLY Beauty - Isorakaโ๏ธ 034 64 131 41
A bientรดt
21/02/2025
๐ฃ๐ฅ๐ข๐๐๐ง๐๐ข ๐บ๐ถ๐ต๐ถ๐๐๐, ๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐ข๐ง๐ฌ !!!
๐ ๐ ๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฑ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฅ daholo ny ๐ฝ๐ฟ๐ผ๐ฑ๐๐ถ๐๐* vidianao hatramin'ny ๐ฎ๐ด ๐๐ฒ๐๐ฟ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐๏ธ .
โฐ Fotoanan'izao hanandramana an'lay produit efa notsiriritinao iny๐ . Na koa :
โ
hanaovana "๐ฃ๐ฅ๐ข๐ฉ๐๐ฆ๐๐ข๐ก"๐ ๐๏ธ na
โ
hanomezana "๐๐๐๐๐๐จ๐ซ"๐ ๐ .
๐๐ถ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐ amin'izay kosa ny prix ny produits antsika amin'ny volana ๐ ๐๐ฅ๐ฆ!
Efa mampiomana mialoha izao zahay an sady manome ๐ฅ๐๐ ๐๐ฆ๐ mahafinaritra be!
* ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ฐ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฑ๐ณ๐ฐ๐ฅ๐ถ๐ช๐ต๐ด ๐ญ๐ข๐ต๐ด๐ข๐ฌ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฃ๐ข ๐ข๐ข๐ข ๐r
Aza ela mandinika fa arakaraky ny STOCK ihany koa.
21/02/2025
"โจPremier soin avec la Gamme Happy (Rose) de Bango'Y by DC
๐ธ : le choix idรฉal pour des cheveux en manque de nutrition ! Offrez ร votre chevelure l'รฉclat et la vitalitรฉ qu'elle mรฉrite.
๐ Rรฉservez votre soin dรจs maintenant au salon DC Cosmetics - Ampasapito en message privรฉ ou contactez-nous au 034 69 099 81 ! โจ"
12/02/2025
โฑโณDernier Jour pour gagner:
- une enveloppe de 200 000 Ar ๐๐ต
- Divers lots ๐๐งโโ๏ธ๐
๐๐ญ๐ de la part de :
Dago's.Corporation | DC Cosmetics - Ampasapito | DC Cosmetics - Pavillon 618 | FLY Beauty | French Fries Tanร | L'Equipe -Restaurant-Lounge | Bango'Y by DC
Le jeu se termine ce jour 12 Fรฉvrier ร 22H00.
โ ALEFA, il est encore temps de participer et gagner๐
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lot IV9 A Antaninandro
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 17:00 |
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:00 |
