Biouthé

Biouthé

Share

Dité mahasoa, manadio ny anaty. Thé minceur à base de plantes de Madagascar. L'un des remèdes minceur le plus efficace au monde.

Sa composition de Talapetraka, de Tatabatana et de vonimboasary aide à éliminer PLUS de 8kg en un mois. Résultat visible et satisfaisant dès la première utilisation (entre 1kg à 4kg), combiné avec une mode de vie saine, un régime alimentaire équilibré, et un peu de sport vous pouvez facilement avoir la silhouette de vos rêves en un temps record!

20/05/2026

𝑻𝒆 𝒉𝒊𝒉𝒆𝒏𝒂 𝒗𝒆 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 ? 🧍‍♀️
𝑻𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂 𝒌𝒊𝒃𝒐 ? 🫄
𝑺𝒂 𝒕𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒅𝒆𝒕𝒐𝒙 𝒇𝒐𝒕𝒔𝒊𝒏𝒚 ? 🍃

Efa nanandrana produit maro be fa tsy nisy vokatra ? 🙇‍♂️

👉𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇𝐄 ☘️ indray aloha ampiasaina. Ao anatin’ny iray andro ny vokatra dia hita sy tsapa 🤗

Rehefa tratranao ny tanjona dia afaka tsy manohy intsony 👌
Raha mila fanazavana bebe kokoa dia afaka miditra mp📨 avy hatrany na antsoy ny 𝟎𝟑𝟒𝟐𝟎𝟎𝟐𝟔𝟎𝟎☎️

Biouthé Minceur Biouthé

13/05/2026

𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇𝐄 🍀- 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐓𝐎𝐊𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎 💃

Salama daholo 👋

Iza avy no hampiasa Biouthé 🍀 ao antrano rahampitso 👀
𝐀𝐳𝐚 𝐚𝐝𝐢𝐧𝐨 𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐚𝐧 🤗

Tena maro be moa ianareo no efa nandefa retour aminay, na ireo efa mpanjifa matetika izany na ireo vao nanandrana nampiasa ka afapo 🧍‍♀️, ary tena fifaliana ho anay ny mandray ireny retour avy aminareo ireny😊

Afaka miditra mp mivantana aminay izay hanao commande na ihany koa manana fanontaniana mikasika ny Biouthé 🍀

Biouthé Minceur Biouthé

Photos from Biouthé's post 06/05/2026

🔥 𝐑𝐄𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐕𝐎𝐀𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐈𝐅𝐀 🔥 ✨

Salama ee 😊

Iza avy no te hanena kibo na koa te hihena haingana? 👀🔥

🍀 Ireto misy retour amin’ny mpanjifa nampiasa Biouthé
➡️ Hita avy hatrany ny vokany : NIHENA NY KIBO !
➡️ Mahatsapa tena maivana sy salama 💃

💥 Vokatra mety amin’ny lehilahy sy vehivavy 👨‍🦱👩‍🦰
💚 Mora ampiasaina, mahomby ary voajanahary
📩 Aza miandry ela ! Midira MP na antsoy ny 034 20 026 00 😉

🔥 Biouthé Biouthé Minceur

Photos from 𝑪𝒉𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒏𝒂 𝑳𝒆𝒐𝒏𝒈's post 29/04/2026

Hisy live Biouthé indray isika rehefa avy eo ato amin'ny pejy 𝑪𝒉𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒏𝒂 𝑳𝒆𝒐𝒏𝒈 fa aza miala lavitra 😉

27/04/2026

𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇É – 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐌𝐎 𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐓𝐄 𝐇𝐀𝐇𝐈𝐓𝐀 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 💚

Miarahaba antsika rehetra 😊
Iza avy no efa nampiasa 𝐁𝐢𝐨𝐮𝐭𝐡é tamin’ny faran’ny herinandro teo?
👉 𝐙𝐚𝐫𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐧 😊

Ho an’izay mbola tsy nahazo na mbola te hanohy kosa, dia mitohy hatrany ny fandraisana 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 sy ny 𝐥𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 🚚

Aza misalasala mandefa mp, na miantso ny 034 20 026 00 📞 😉

Biouthé Biouthé Minceur

Photos from 𝑪𝒉𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒏𝒂 𝑳𝒆𝒐𝒏𝒈's post 23/04/2026

Te hahita fiovana hita maso ve ianao?
Ahoana ny vokatra azo avy amin'ny fampiasana Biouthé🍀?
Ho zaraina amintsika ato amin'ny pejy 𝑪𝒉𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒏𝒂 𝑳𝒆𝒐𝒏𝒈 izany rehefa avy eo😉🔥

Biouthé Minceur Biouthé

Photos from 𝑪𝒉𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒏𝒂 𝑳𝒆𝒐𝒏𝒈's post 23/04/2026

Ho zaraintsika ato amin'ny pejy 𝑪𝒉𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒏𝒂 𝑳𝒆𝒐𝒏𝒈 tsy ho ela ny vokatra avy tamin'ny fampiasany ny thé minceur Biouthé 🍀, fa aza miala lavitra 😉

17/04/2026

𝐓𝐎𝐑𝐎𝐇𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐙𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐍𝐉𝐀 🌿

Salama daholo 👋
Ireto misy torohevitra tsotra hanampy anao hitazona vatana salama sy maivana :

🍏 𝐌𝐢𝐡𝐢𝐧à𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐧𝐤𝐚𝐳𝐨 𝐬𝐲 𝐥𝐞𝐠𝐢𝐨𝐦𝐚 – manankarena fibre sy otrikaina, manampy amin’ny fandoroana tavy sy fanamafisana ny metabolisma
💧 𝐌𝐢𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨𝐚 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐛𝐞𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 – manadio ny vatana, manampy hery ary misoroka aretina

Afaka mampiasa Biouthé ☘️ ianao amin’ny detox sy na ihany koa hampihena lanja ✅

Vokatra 100% natoraly, mety amin'ny lehilahy sy vehivavy

Raha mila fanazavana dia midira MP na antsoy: 034 20 026 00

Biouthé Biouthé Minceur

13/04/2026

📣[[ 𝐑𝐄𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐈𝐅𝐀 ]]✨

Salama ee 😊

Iza avy no te 𝐡𝐚𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐤𝐢𝐛𝐨 na koa 𝐭𝐞 𝐡𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚? 👀🔥
Ity misy retour azonay avy tamina mpanjifa izay nampiasa 𝐁𝐢𝐨𝐮𝐭𝐡é 🍀 tamin'ny faran'ny herinandro

➡️ Hita avy hatrany fa NIHENA NY KIBO , mahatsapa maivana💃
Mety amin'ny lehilahy sy vehivavy izy io an 👨‍🦱👩‍🦰

📩 Midira Mp na antsoy ny 0342002600 😉

Biouthé Biouthé Minceur

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00