Epilation Cire Naturel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Epilation Cire Naturel, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
20/11/2023
🍀CIRE EPILATOIRE NATUREL TENA EFFICACE 🍀
Raha mbola ts mpanala ianao dia ihany no somary marary kely rehefa ongotana ity ary maka fotoana kely fa rehefa 2è fois mampiasa azy ianao de misy tombony be mihitsy satria:
👉🏻Lasa miamanify aloha ny volo maniry eo faritra
👉🏻Lasa afaka 3 na 4 semaines vao maniry indray lay volo satria miongotra h@ farany tsara lay volo
👉🏻Lasa mandina tsara lay faritra sady malama tsara
👉🏻Tsy mangidihidy no sady ts manindrona lay volo rehefa maniry 😮
🍁Misy sary manaporofo izany eto ambany
🍁Ary efa maro no nahita vokatra
🏵Prix:15000Ar
🍁Misy Bandes +Spatule miaraka
🍁Mandefa any Faritra ihany koa izahay
🍁Maharitra 1ans eo n cire 1 Bocal ato aminay 😊
👉🏻Afaka miditra mp zay hi commande rehetra tompk😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
