Ikala soa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ikala soa, Beauty Store, Antananarivo.
29/07/2024
Efa maro naita vokatra tamin"ny fampiasana ity creme blanchissante ity❤
Anisan izany ny tenanako ,tena afa_po fa merci anle nanoro ah
_Manafotsy tongotra sy vataba ray mantonlo izy io
_manala tâche rehetra ihany koa izy io
_sady manala panda sy mony,manala odi_potsy ,sy menamena am tarehy
Mampiasa 7andro enao de efa maita vokatra tsara be mintsy
Vidiny 16000ar creme
Gamme complet 40.000ar
Creme
Lotion
savon
09/07/2024
Sérum spécial visage + savon♥️♥️
coco 24k💯 30ml
- Mampalandina sy manala ketroketrona amin'ny tarehy
- Manala tasy sy manazava hoditra
- Miaro ny tarehy amin'ny agressions extérieures
rivotra, loto, hatsiaka, sns)
- Endrika miramirana sy tanora lalandava😍
Prix: 18.000ar
29/05/2024
❤Ho anao te hanana volo lava sy tsara❤
_ity secret ho anao
Huile
Soa onguent
manalava volo aingana be
mampaniry volo sola
mitsabo volo simba,vakivaki,tapatapaka,miongotra
mety ho any rehetra na lahy na vavy
📩Mp avy hatrany
Prix:15000ar
10 000ar
10/05/2024
Mbola eto foana izahay ho anareo
Mbola misy foana ilay menaka manalava volo haingana be tianareo iny,😍5 andro monja de efa ahitana vokatra
Sady mitsabo ny volo simba, vakivaky ,mampijanona ny miongotra ,tapatapaka ,manala angadrano mampaniry sola
Tsy mifidy karazambola🥰,mety ho an ny rehetra,
Azo antoka tsara ny vokatra
Midira mp zay misaotra tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
