Frippe zazah

Frippe zazah

Share

Tous pour enfants😍

Photos from Frippe zazah's post 18/12/2024
Photos from Frippe zazah's post 18/12/2024

Bonjour les mamans😘
Frippe zazah tout à 4000ar 😍
Lot de 3 à 10K ar
Pour bébé de 0am à 3 mois🤰🏻🙇

18/12/2023

Salut😉
Ho an'ny 25 décembre zao dia misy ny pose faux ongle SANS vernis 💅💚zany oe faux ongle fotsiny 💅💅
Ataontsika mora be amin'izao fety zao iany🌲 ❤
🌼4.000ar fotsiny🌺,, manomboka androany ny fangalana ny rendez vous ny heure mety aminao satria dia voafetra iany no afaka raisinay☀
TOERANA :: Ambatobe vétérinaire 🌲

20/11/2023

❤😘izao ilay soin botox
💟Grand promotion soin Botox amin'izao akaiky fety izao😋
❤Manomboka amin'ny alahady zao dia ataontsika 12.000ar daholo ny soin botox tout longeur avec finition brushing et fer 😇
Aza adino fa sur rendez-vous ary chaque dimanche iany ny prestation antsika an !! 😘

17/11/2023

ity ny valin'ilay lalao antsika an💗
Araho atrany ny page fa ho asintsika jeux fona.😘😍

17/11/2023

❌❌Alerte ❌❌
💟Grand promotion soin Botox amin'izao akaiky fety izao😋
❤Manomboka amin'ny alahady zao dia ataontsika 12.000ar daholo ny soin botox tout longeur avec finition brushing et fer 😇
Aza adino fa sur rendez-vous ary chaque dimanche iany ny prestation antsika an !!

Send a message to learn more

17/11/2023

Bonjour💋
💙Aza adino ny fisarihana antsika rariva à 19h an !! ❤
Arahao atrany ny pejy😍

Send a message to learn more

15/11/2023

Coucou❤
💙Manao volo à domicile chaque dimanche
Mbola misy ny place ho an'ny am alahady zao ka tongava mp aingana💋
Ny tarif tsy miova fa 7.000ar iany 💜
Frais miankina am bus rah bus 1 de 1.200ar 😍
Misy iany ko ny soin Botox💞💞

15/11/2023

Coucou les filles❤😘
Soins botox natao itsabona ny volo maina maketana sy miraikitra, tapatapaka ary simban'ny loko 💜💞
Soin reparateur à base de keratine izy ty💞💞ireto ary ny tolotra à DOMICILE chaque DIMANCHE ary sur rendez-vous ny antsika an !!
simple toute longueur 9.000ar 💛
# Soin botox cheveux court 14.000ar 💙
‎ # soin botox cheveux mi-long 16.000ar 💜
‎ # soin botox cheveux long 18.000ar 💚
‎Finition lisse daholo brushing na fer izay tinao
‎Prise de rendez-vous en mp marihana fa efa inclus am'ireo tarif reo ny frais 😘

14/11/2023

😍Jeux azahoana soin BOTOX 😍
😇Araho tsara ary ireto fepetra ireto :
💋💙asivo jaime ny page ary abonneo 👍
💓💕inviteo namana 5 anaraka ny page 😄
💜💋partageo ilay publication en mode public 💙
❤💋💖Amin'ny zoma à 19h no mifarana lalao ka izay voasarika dia mahazo soin botox💞 gratuit avec finition brushing et fer izay atao à domicile amin'alahady 19 novembre izao❤👌

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo