Précieuse
✨𝙼𝚊𝚚𝚞𝚒𝚕𝚕𝚎𝚞𝚜𝚎 𝚎𝚝 𝚌𝚘𝚒𝚏𝚏𝚎𝚞𝚜𝚎 𝚊̀ 𝚍𝚘𝚖𝚒𝚌𝚒𝚕𝚎✨
𝐌𝐀 𝐏𝐀𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍
038 71 430 21
08/06/2026
Bonne semaine et excellente journée à tous 🌻
04/06/2026
Cliente satisfaite😍 : 𝐉𝐢𝐞𝐥 𝐉𝐋😍❤️
N'hésitez pas à me contacter au numéro suivant ou par Messenger.💄
Abonnez-vous à notre page
☎️: 038 71 430 21
03/06/2026
«Bookez votre séance glam💄 ✨
FB: Valisoa Sarobidy
Whatsapp: 038 71 430 21
28/05/2026
COUCOU 😍..... ( Tsy manana sary aho fa aleo ity no alefa)
Iza avy moa Neny ato🤱🏾❤️.
Tsy mbola nanao an'izao izaho fa aleo izay Neny tsara chance omeo cadeau kely🙈 tena hoe kely fa efa misy ampesaina fotsony dia izay.😆.
Tsy aiko hoe firy taona izay aho tsy manome cadeau fête de mère izany dia aleo manome olo-kafa aloha💔🥹🥰.
=> Izao aza vakio tsara. Tsy ataoko sarotra be satria cadeau 🥰
Raha efa Neny ianao🤱🏾. Dia alefao ao aminy commentaire ny sarinareo mianaka🥰.
=> Mentionneo namanao 20 hanaraka ny page🥰.
Izay fotsiny🥰.
Dia izay roa voalohany itako eo omeko crédit Yas aminy Dimanche 31 🥰.
Alefao aza🥰😍
Bonne journée ❤️
26/05/2026
(1)Izaho Hitanareo ato aminy FB,(2) izaho hitanareo mivantana😆
Na izaho aza tsy mino hoe izaho ihany io sary 1 io🤣❤️.
=>Coucou nareo😍!!!
Te hisaotra anareo rehetra nirary soa ahy aho😍❤️.
Dia samy ho tahin'i Jesosy daholo foana isika🥰.
Dia mirary soa hatrany ihany koa😍.
Dia bisouuu be daholo😘🥰......
( Mandray rendez-vous foana aho, afaka tonga dia mandefa mp na miantso)
Bonne journée daholo😍😘
24/05/2026
🪄Ny amiko dia mihanjak'eo Aminao.
Fa na dia tsy tanterak' aza aho.
Dia mbola namindranao fo.
Notahianao isan'andro nanefa ny asanao.
Hatrany am-piandohana ary hatramizao.
Nefa tsy izaho fa ny fahasoavan'Andriamanitra.
No niara-niasa tamiko.
Ny antom-pisiako dia ny hanompo Anao.
Jesosy oh tano aho hitoetra.
Mba tsy hanadino na himemotra koa sanatria fa
AINA NO FETRA. 🤍
22/05/2026
N'hésitez pas à me contacter au numéro suivant ou par Messenger.💄
Abonnez-vous à notre page
☎️: 038 71 430 21
16/05/2026
" Aza avelanao ho reraka izahay, N'inona ady hatrehanay ety.
Hampianaro hahatoky sy handray ny Teninao, amin'ny fiainanay.
Ho Fanilo Mpanazava hitari-dàlana, hanaraka Anao. " 🤍
Andriamanitra ihany🤍
Bon weekend 🫶🏽🥰
14/05/2026
Félicitation Sarah🤍✨
Makeup n**e & Coiffure 💄
Whatsapp 038 71 430 21
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Namontana Tsena
Antananarivo
