FenoSoa
Tongasoa🌸
Mandray anao ampitiavana be izahay💌
24/03/2026
Salama daholo oh✨️
Voalohany dia misaotra indrindra ho anareo rehetra nanaraka hatrany ny pejy🫶
Dia misaotra manokana koa hoan'ireo Clientes rehetra hatramizay🙏 manjakely daholo nareo😍
Faharoa manaraka izay dia niezaka sy nanatsara ary nampitombo ny fahaizana hatrany aho🌸 Ary mbola miezaka sy ny mianatra mandrakariva😍
Fotoana elaela izay no tsy hita hita tato fa zao kosa dia efa miverina mandray "Rendez-vous " ny tenako🥰
Farany sady lehibe indrindra dia misaotra an'ilay Andriamanitra nanome talenta sy fahaizana hatrany 🙏🕊
Aza misalasala ary fa mandray anao am-pitiavana be fona ny tenako💖😘
27/02/2025
Faites confiance à FenoSoa pour votre mise en beauté 🎀
24/02/2025
Salama daholo🎀
Mirary erinandro vaovao ho antsika rehetra indray ary oh😘❣️
Bisous 💌
11/01/2025
Hello🌸
Un petit avant après 💗
Your Best Version 💌
Bisous 😘
01/01/2025
Arabaina daholo nahatratra indray ity taona vaovao ity💗
Bisous 😘
16/12/2024
Bonne semaine daholo oh❣️
Merci beaucoup an’ireto cliente ako mamy kely ireto😍🫶🏼
Bisous 😘
09/12/2024
Herinandro vaovao indray🌸
Atomboka amin’izao fahamanjana izao izao 🙈
Mbola mandray rendez-vous foana 🥰
Mitongava manao manjamanja ki an😘💌
Bisous bisous ❣️
07/12/2024
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra indray oh🌸
Bisous 😘
27/11/2024
Amanjana re izao ry Miarana Rasolonjatovo 😍
Na ny cliente na ny tenako dia tena samy faly rehefa mivoka tsara toy izao ny amanjanareo🌸
Aza misalasala ary mandefa maka rendez-vous an💌 Bisous 😘
Merci beaucoup pour votre confiance 💌 Miarana Rasolonjatovo et profite bien ta journée spéciale 🌸
25/11/2024
Ça fait longtemps ?🌸
Bon début de semaine 💌
Bisous 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
