Beauty Gasy

Beauty Gasy

Share

Mamoaka ny maha izy azy ny hatsaran'ny
Malagasy

Photos from Beauty Gasy's post 09/03/2025

Félicitations ianareo roa kely
Mirary soa feno 🥰🥰🥰

Photos from Beauty Gasy's post 20/02/2025

Chez BEAUTY GASY
🥰🥰
Cliente satisfaite
Merci foana ho anareo
Tél : 034 91 453 82

Photos from Beauty Gasy's post 26/09/2024

Manasa anao foana izahay anantona anay amin'ny fanaovana "mise en beauté" fa dia ho afa-po lalandava 🥰🥰🥰

BEAUTY GASY
Toerana : ILAFY (apitan'ny fokontany Ilafy)
Tel: 034 91 453 82

Photos from Beauty Gasy's post 13/09/2024

Magnifique 🥰🥰🥰*
Aza misalasala manantona anay fa efa mifarana indray ity ny herinandro 🥰🥰

Chez beauty Gasy
Toerana: Ilafy apitan'ny fokontany Ilafy
Tel; 034 91 453 82

Photos from Beauty Gasy's post 20/08/2024

😍😍🥰🥰

Photos from Beauty Gasy's post 29/07/2024

FÉLICITATIONS HO ANAREO ROA KELY 😍😍😍😍😍🎉🎉🎉
Clients satisfaits😍😍

BEAUTY GASY
Toerana: Ilafy apitan'ny fokotany Ilafy
Tel: 034 91 453 82
Afaka manao à domicile ihany koa izahay 😍

16/07/2024

Vidéo mamy kely atolotra ho anareo anio 😍😍

14/07/2024

Alahady harivariva ☺️☺️*
Hisy produits surprise tena tsy misy toy izany ho antsika Tia mokolokolo ny tarehy kanefa te hampiasa produit authentique sy naturel amin'ny vidiny Morabe tsy misy toy izany
Tena oe waooo* 😍😍😍
Avaokako eto fa Araho ny page aaa*

Photos from Beauty Gasy's post 24/06/2024

IRETO IZAHAY NO AO AMBADIK'IRENY FAHATSARANAREO IRENY
AMIN'IZAO AKATOKIN'NY FETIN'NY ASARAMANITRA IZAO DIA MANOLOTRA FANOMEZANA TSARABE HO ANAREO IZAHAY
Miverina indray ny ❌Promotion ❌ brushing
7000ar katramin'ny 15000ar ihany fa tsy mohoatran'izay + manosotra lokomena pinah manja bé nareo 🥰🥰
*onglerie: 10 000ar daholo ny faux ongles izay tianao ny model

Manankery anio hatramin'ny rahampitso
BEAUTY GASY
Toerana: Ilafy apitan'ny fokotany
Tel: 034 91 453 82

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Sabotsy Andrefatsena
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00