Coiffure Aline

Coiffure Aline

Share

service a domicile à partir ny 70.000 ar manasa anao ary o!!!!

Miarahaba anao tonga soa eto amin pejy,
Izahay dia manao soins botox capillaire Exxa
Soiins Karssell
Lissage brésilien
Onglerie
Pack Mariage,épilation,
Lieu : Cité Ambanilalana itaosy
Annexe : 67 Ha Centre.

Photos from Coiffure Aline's post 06/07/2026

Salama e!!! Iza daholo Ilay miandry promotion Soin Botox capillaire Exxa ??
ahoana Asiana ve?
manomboka Mardi 07 juillet 2026
hatraminy samedi 11 juillet 2026

100.000 Ar a toutes longeur
tolotra manakery ao amin'ny annexe 67 ha centre akaikiny arret bus vatobe irery ihany,
0348616029

04/07/2026

Bonjour,Izay hanao
pose vernie Permanent avec faux ongles androany,
10.000 ar daholo,
Coiffure Aline 67ha centre akaikiny arret bus vatobe 0348616029
nareo sisa andrasana ô🥰

Photos from Coiffure Aline's post 27/06/2026

Bonjour,
Mitady coiffeuse 2 izahay,
1 mipetraka manodidina Ambohibao Ambohijanahary,
1 mipetraka manodidina 67ha,
mahafehy ny Volo rehetra, indrindra ny coupe sy coloration, Lissage bresilien, tissage, extension cheveux,
Soin de visage+maquillage simple
pose vernie Permanent avec faux ongles,
extension cils
Epilation hatraminy Maillot,

manasa anao hiditra mp raha Ilay Olona vonona hiasa ianao fa tsy hanotany fotsiny, FA NY FOTOANA DIA SAROBIDY AMINAY TOMPOKO 🙏

Photos from Coiffure Aline's post 26/06/2026

Asaramanitra ho feno fifaliana ho atsika rehetra,

Mbol misokatra ny Salon 67ha androany tontolo ho anareo mbola hanao fahamanjana 🥰🥰🥰
0348616029

Photos from Coiffure Aline's post 25/06/2026

Bonjour,
misokatra ny salon cite ambanilalana itaosy, Annexe 67ha centre akaikiny arret bus vatobe,
misokatra ihany koa ny boutique,
Mbola Maro isafidianana ihany koa ny akanjo mafana,🥰 akanjo mangatsika,🥰
manasa nareo izahay,
0348616029

25/06/2026
22/06/2026

Coiffure Aline fans
Homena tolotra tsara be ianareo manomboka androany,
Pose vernie Permanent avec faux ongles 10.000 ar, Oui 10.000 ar mihitsy ka,(sans déc,)
tongava daholo ary

Photos from Coiffure Aline's post 22/06/2026

Bonjour,
hanao liquidation akanjo mafana isika,
mbola mis gros pull maromaro ao,

misokatra ny salon 67 ha centre akaikiny arret bus vatobe
0348616029

Photos from Coiffure Aline's post 20/06/2026

Cc,mbola ato amin'ny vente prive Hotel Astauria Antanimena izahay androany hatraminy 6 ora hariva,
Mbola Maro be zavatra itanao ato,
tongava haingana fa prix braderie
0348616029

Photos from Coiffure Aline's post 19/06/2026

Bonjour,efa ato amin'ny vente prive,Hotel ASTAURIA Antanimena izahay miandry anareo,
Mis pull isakarazany
Robe Pull
Manteau
The shirt
Produit isakarazany,
Ensemble imprime,
Ensemble uni
Misokatra ihany koa ny
Salon 67ha centre akaikiny arret bus vatobe 0348616029

Mikatona ny Salon ambanilalana
Nohon'ny Antony fanamboarana,

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambanilalana Itaosy/67ha Centre Arrêt Bus Vatobe
Antananarivo
102