Hari.R Hairstyle

Hari.R Hairstyle

Share

Magic touch ✨

Braids and Hairstyle 🌺

Contactez le 034 29 069 55 😉

Photos from Hari.R Hairstyle's post 23/06/2025

Tsara anie izany loko izany eeee 🥰♥️,

Atao ahoana ary no azahoana volo Salama toy izao na miloko aza e?

Mila mazotoa manao soin mihitsy isakin'ny herinandro,

Ireto ary ,afaka manampy anao :

🌸 1. Fampiasana shampoo sy après-shampoo spécial volo miloko

Mitadiava shampoo "color protect" na "cheveux colorés".

💧 2. Manome hydratation matetika

Volo miloko dia mora maina ka ilaina ny manao masque hydratant isaky ny 1 na 2 herinandro.

Masque maison :

yaourt + tantely + menaka oliva (tsy ilaina avela ela be, 20–30mn dia ampy)

avocat + huile de coco ho an’ny volo tena maina

☀️ 3. Fisorohana amin’ny masoandro sy hafanana

Ny tara-masoandro sy ny hafanana (plaque, brushing...) dia manimba haingana ny loko.

Raha mivoaka amin’ny masoandro, sarom-bava na spray protecteur UV no tsara ampiasaina.

✂️ 4. Manapaka kely matetika ny sisin-dolo (pointes)

Mba hisorohana ny split ends sy hanomezana aina ny volo.

🍃 5. Manamboatra huile capillaire naturelle

Huile de ricin + huile de coco + quelques gouttes d’huile essentielle de lavande ou romarin :
Asiana amin’ny volo mandritra ny 1h (na alina iray), dia sasana amin’ny shampoo doux.

BONUS 🎨
Soin stabilisateur de couleur maison (1x/mois)

Vinaigre de cidre (1 càs) + rano mangatsiaka (500 ml)
— ampiasaina aorian'ny shampoo hisy effet brillance sy "scellant" loko.

Mazotoa mikarakara eee 😘.

Photos from Hari.R Hairstyle's post 04/05/2025

🥳

Manomboka izao, asian-tsika astuces be dia be eto amin'ny page 😋.

Fikarakarana tarehy, volo, vatana sns....😉
Hatolotra ampitiavana be mihitsy ho antsika tia mikarakara sy mikolokolo.

Tsy ho an'ny vehivavy ihany fa ny ankizy, lehilahy dia omena avokoa 🥰.

Samy mahazo torohevitra eto daholo !!!!

04/05/2025

Hiii! 👋🏼

Weekend androany aan, dia mba manolotra volo mahafatifaty kely ity 🥰

Tsara anie izany eee ❤️

Tsy misy olona atao modèle aloha dia atao tête à coiffer no nanaovana azy 🤪🥴

Afaka manao volo à domicile izahay aan !!!
Ataoko M'lay sady Manja be fa aza misalasala mandefa mp ✍🏼

Photos from Hari.R Hairstyle's post 27/04/2025

Quoi de neuf ????

Oui ,ela ela fa tonga indray ary ho eto foana amizay 🥰💕

Mba nanao izay mety indray omaly !!!!!

Merci Mme ZouZou ✨

Photos from Hari.R Hairstyle's post 09/01/2025

L'élégance au bout des doigts , la coiffure qui raconte une histoire 🌿💍...

Sublimez votre beauté naturelle avec cette coiffure élégante et raffinée, parfaite pour les grandes occasions. 💐✨"
Ce chignon sophistiqué, orné de délicates fleurs blanches, évoque la grâce et la douceur, tout en mettant en valeur votre féminité. Conçu pour apporter une touche de romantisme et d'élégance, il convient idéalement aux mariages, fiançailles, ou tout événement où vous voulez briller.
Confiez vos cheveux à des mains expertes et laissez-vous transformer en reine pour votre jour spécial !

📍 Prenez rendez-vous dès maintenant !

28/08/2024

Quelle beauté !!! 🥰

Aimeriez-vous ce genre de coiffure?

Une femme exceptionnelle ✨

01/08/2024

Bonjour à tous ♥️

Après une longue absence, la page revient avec de nouveaux partages. Il y avait plusieurs petits problèmes sur la page, mais maintenant tout est revenu à la normale.

Nous vous promettons de nombreux partages intéressants pour vous, nos fidèles abonnés 🥰.

26/06/2024

Mirehareha fa Malagasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

64 taona nahazoana ny Fahaleovan-tena 👏🏼

Tratry ny fety isika rehetra ♥️

25/06/2024

Arendrina ooooo! Arendrina ooooo ! 🥳🥳🥳

Mirary soa ho antsika ♥️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

'Isika ravoravo fa Malagasy eeeee!

24/06/2024

Wouaaaw 😍🤩

Coiffure simple mais tellement élégante, cette inspiration est faite pour le jour spécial 🤗.

Faites-vous partie des personnes qui se disent : Je suis très satisfaite " 🥳

Eeeeh oooooouuuiiii!
N'hésitez pas à nous contacter....

.R

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambanidia
Antananarivo
101