Bleu sky beaute

Bleu sky beaute

Share

πŸ™tsy. Nomen Andriamanitra fanahy osa isikaπŸ™
Fa fanahy mahery πŸ”₯πŸ’•

Photos from Bleu sky beaute's post 11/09/2025

Coucou Les fills πŸ‘ŒπŸ˜˜
Mbola tsy tara enao ra Zao vo tapakevitra πŸπŸƒ mahafaly ahy ny manolotra zavatra tsara ho anareo mpanaraka ahy 😘πŸ”₯
Iza avy indray ary ilay mitady ny tsara sy Prix miarary ato eh 😜, mahazo gainage gratuit zay misitraka ny coloration amty semain ty ☺ gratuit oa an, πŸ’•
Aza misalalasa ary mandefa hafatra miafina na niantso avy hanyπŸ™
Bleu sky beaute dia mirary soa ho anareo hatrany πŸ™πŸ˜˜πŸ˜˜
Contact 0375537730 au 0342432373

Photos from Bleu sky beaute's post 31/08/2025

Salama daholo oh, πŸ˜˜πŸ‘‹ elaela kely zay tsy nitafaπŸ’• indro ary atolotra a mpitiavana no anareo indray ireto tsara kely retoπŸπŸ‘Œ betsaka no mitady olona maha tafavoaka azy ireo😳 ka indro ary omeko eh πŸ™
Bleu sky beaute dia mirary volana vaovao feno fahombiazana ho any rehetra πŸ™πŸ’— mirary soa aza oh😍
Contact 0375537730

Photos from Bleu sky beaute's post 11/08/2025

Coucou touts les mondes πŸ€©πŸ€—
Ireto dray ary no azo atolotra ho atsika ehπŸ§šβ€β™€οΈ
Nefa ko avy amko sy avy aminareo mpanaraka sy mpakafy ny page bleu sky beaute no atony hisiany zava baovao avoaka tsika ato an 🐝 mamikely ngeh oa nareo eh 😁😳
Heinnn 🀫 aza adino fa ny epilation kou mbola tena tsara an πŸ˜‹πŸ‘Œ enao anga tsy teh ho maivana eh πŸ€” afaro ary zay hikarakara sy hikolo hamanjana ho anao eh πŸ˜πŸ˜β˜ΊοΈπŸ˜˜πŸ™
Contact tsy miova an
0375537730 WhatsAp
Bleu sky beaute Dia mirary erinandro feho fahombiazana ho antsika rehetra πŸ™πŸ’–πŸπŸπŸ’¦

Photos from Bleu sky beaute's post 04/08/2025

Coucou les filles 😘 ato ndray ary eh 🀩 zava baovao fona no ezahina tolotra ho anareo mpakafy πŸŽ‰πŸ™
Bleu sky beaute Dia mirary erinandro feho fahombiazana ho antsika rehetra πŸ™πŸ’“πŸ˜˜
Services a domicile hatrany an πŸ’Ÿ
Contact 0375537730

Photos from Bleu sky beaute's post 27/07/2025

Miarahaba atsika ndray ary ohπŸ€©πŸ‘‹
Mitohy fona ny lalao an πŸ’πŸ‘Œ nareo sisa no andrasana fa zahay efa vonona hatrany 😘
Contact 0375537730
Bleu sky beaute

Photos from Bleu sky beaute's post 24/07/2025

Coucou πŸ™ŒπŸ™Œ nareo ngeh oa ts manandrana de tsy mahita eh πŸ™ˆπŸ˜‰ afaka manoro anareo amizay mety sy manendrika anareo fona ny # Bleu sky beauteπŸ’• afaka manantona anareo na aiza io na aiza ra mbola eto Mada 😘 aza miandry ela lotra ary fa enao no modeliny ankohonanao eh 😍😘🌷
Manao epilation ihany kou an πŸ˜‹ Sao adino ary niofana manokana mintsy ka tsy hatahorana πŸ‘πŸ‘
Bleu sky beaute
Contact 0375537730

Photos from Bleu sky beaute's post 21/07/2025

Salama oh πŸ™Œ mbola mitohy hatrany ny Asa tsika anπŸ™πŸ’• service a domicile hatrany oa reo an πŸ˜˜πŸŒ·πŸƒ
Contact 0375537730
# Bleu sky beaute

Photos from Bleu sky beaute's post 21/07/2025

Coucou ireto ndray produit mamikely, 😘 mp ary oe

Photos from Bleu sky beaute's post 16/07/2025

Salama oh
Aiza daholo ary tsika fa ataoko 😘
Zay takatr iny fahefana nareo ireto loko mamikely reto🌹🐝
Promotion 40000ar avec soin πŸ˜‹ ra meche fotsiny no ataonareo de 20000ar monja πŸ˜œβ˜ΊπŸ‘Œ
Aza Tara ary fa aiza ndray no ahita eh πŸ“
Ny laharana tsy miova an
0375537730

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Adomicile
Antananarivo