Fy's la mode
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fy's la mode, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Aza misalasala tompoko raha misy maliana anao eto aminy pejy fa afaka miantso ny -
0349636925/0330216559
Livraison par tout🥰 recuperation possible🥰
Vonona andray anao atrany ny izay eto aminy pejy♥️
28/11/2025
hello les filles 🥰✨
arrivage manjakely ndryy ty eh
pas plus de 10.000ar
25/07/2025
Coucou les gens,arrivage vaovao be ato aminy Fy's la mode parfum manitra be no sady mitana elabe ka aza misalasala manotany tompoko
Prix:15.000Ar seulement ny ray(1)
Raikitra jeu oany super fan ah
Surprise cadeau🎮💗
22/07/2025
Alefa mora amizay fa efa kely sisa oh
Manomboka 3000Ar-8000Ar seulement 🥺💗
27/06/2025
Arrivage frip mora be ohhh
fans
5000ar seulement💗
27/06/2025
Salama daoly eh
Inty ndray ary misy arrivage frip tsara be ho any zay manana ankizy kely ato sady mangatsika zao ny andro
5000Ar daoly araraoty ry zareo ah😅♥️
🥺Eooooh alaivo amizay badge fa efa akaiky lalao oh🤫✨
28/12/2024
Mp avy atrany oh😍
03/09/2024
Coucou daoly oh
Somary sahirana kely de zao ndray vo afaka tsidika pejy
Fa mbola dispo fona make up tsika ah arrivage vaovao be mintsy izy ty oh
Prix cadeaux be mintsy oh
Livraison Antananarivo mandefa am faritra
18/08/2024
Inona tinareo atao promotion amireo de ataonay Mora be mintsy ❤️❤️❤️
17/08/2024
Mamy kely mintsy nareo
Mivarotra Make up zay ah izay mividy dia mahazo cadeau surprise mamy kely
Io sary tsara be nefa mora
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
