Gracia Beauty store

Gracia Beauty store

Share

Akanjo | Kiraro | Poketra ho an’ny vehivavy
💚 Vidiny mirary & kalitao tsara
📍 Antananarivo – Livraison any @ faritra
📲 Antsoy 034 70 450 97

23/07/2026

Mbola dispo ho an’izay Mbola tsy nahazo tena hoe bomba be 🥰🥰
Afaka manao commande ,mandefa mp avy hatrany na ihany koa manantona mivantana ny boutique ianao 👈🏻

✅tissu : vraie jeans
✅Qualité 👍

Toerana :67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy
Contact:0347045097☎️
0389654022☎️
Livraison partout à Madagascar 😍🚛
Accès parking ✅

Photos from Gracia Beauty store's post 23/07/2026

Tsisy ambara fa tena hoe tsara loatra 🌸
Iza no tinao 😉😍?

📞contact :
0347045097
0389654022

📍toerana :
67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy ⛪️

✅accès parking 🚘

Photos from Gracia Beauty store's post 22/07/2026

Mbola misy vitsivitsy dispo ireto haut ireto an 😍😉
Afaka manao jp avy hatrany ianao
Na ihany kou manantona mivantana ny boutique sy ny sallon ianao fa be article maro azo isafidianana ao🫶🏻🥰

📍Adresse :
67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy

📞contact :
0389654022
0347045097
✅accès parking

Photos from Gracia Beauty store's post 17/07/2026

Alalalah 🤗😍
Ensemble brodérie ndray zao Oooh ❤️
Lamody be mihitsy ireto amizao ,misy couleur afak isafidianana tsara ah 😉
Avy aingana manao jp ✅
Misy taille tsara Amin’io 😍

Toerana:67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy
Livraison partout à Madagascar 📦🚛
Contacte:0347045097/0389654022 ☎️
Accès parking ✅

Photos from Gracia Beauty store's post 16/07/2026

Coucou 🥰😍
Iza daholo ilay Mbola tsy nahazo tato 🤗😁
Robe maxi tena hoe tsara sady afaka entina Mamonjy événement tsara an👈🏻
Alefaso ny commande sao tsy ahazo eo en😉

Toerana:67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjii
Contact:0347045097 ☎️
Accès parking ✅

Photos from Gracia Beauty store's post 15/07/2026

Coucou 🥰😉
Çava ve ny équipe ato ?😁
Aza misalasala miantso na mandefa mp rehefa hanao commande an ❤️
Misokatra ihany koa ny boutique sy sallon afaka mandalo ,tsara ihany kou ny mahita mivantana an 🤗

Toerana :67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy ⛪️
Livraison partout à Madagascar 🚛
Contact : 0347045097/0389654022 ☎️
Accès parking 🚘

Photos from Gracia Beauty store's post 11/07/2026

Bonjours daholo ❤️
Iza daholo ilay mpanaraka ny page ato 🤗🥰
Misokatra ny boutique sy sallon androany afaka mandalo ianao ah,misy article maro azo isafidianana tsara mihitsy ato fa mandalova 🤗🤭
Ho anareo any aminy faritra ihany koa dia afaka manao livraison izahay ✅🚛
Zay ary fa dia Mirary Weekend mafinaritra be daholo eeh ❤️✨
Toerana :67ha ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy ⛪️
Contact :0347045097 ☎️
Accès parking ✅

Photos from Gracia Beauty store's post 09/07/2026

Bonjours daholo 😍
Iza avy ilay Mbola tsy nahazo tamin’ity Ensemble tsara be Ity (Ensemble trois pièces)
Tena tsara loatra , Mbola anaty vaninandro mangatsika isika zao Mbola tsy tara ianao Raha Mbola tsy nahazo 🤗😁

Toerana :67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy
Contact:0347045097☎️
Livraison partout à Madagascar 🚛📦

Photos from Gracia Beauty store's post 08/07/2026

Coucou daholo 🥰😍
Ndao aloha nareo ampitsiriritina an’ireto ankajo mamy kely ireto 🤗🤗
Tena hoe pépite ry zareo
Tena hoe tsara loatra fa Ndao aingana anao jp fa mandalo futsiny ireto ah ❤️
Disponible aty aminy Sallon ihany kou ho an’izay te ahita azy mivantana ah ,Aza misalasala fa afaka manantona mivantana ianareo✅😉

Misokatra foana izahay ary afaka manao livraison ihany kou ah 🤗😚
Aza tara ary fa sao tsy mahazo eeh 😁
Toerana :67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy
Contact :0347045097 /0389654022 ☎️
Accès parking 🚘🚨

Photos from Gracia Beauty store's post 07/07/2026

Bonjours daholo😍😘
Ohatrany Mbola mangatsika anie reto ilay andro eee ,Ndao anao jp an’ireto ensemble tsara be ireto
Tena hoe tsara 😍
Misy couleur Noire ihany kou io fa Ndao atao aingana ny commande sao tsy mahazo 😉😉

Efa tsy bediabe intsony io ah ,alefaso aingana ny jp
Toerana :67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy
Contact :0347054097/0389654022☎️
Accès parking ✅
Afaka manao livraison ihany koa izahay na any aminy faritra Aza no misy anao ✅

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


67ha
Antananarivo