Aaron Agribusiness
Agripreuneur
30/05/2022
fΓͺte des meres
Tononkalo ...
'' Mamely ''
Ny tondra-drano ity mamely
Ny vidim-piainana ity mamely
Ny CORONA ity mamely
Ny TELMA ity mamely
Ny ORANGE ity mamely
Ny JIRAMA ity mamely
Tohizo izay mbola mahita ππ
Coucou daoly ry mpanaraka ny Pageko, inona ny vao2 ππ€£
Tohiny....
I Jessy moa taloha dia tovovavy tsotsotra fitafy zay fa vao nanomboka nahalala Sipa izy dia lasa niova ny fitafiny,lasa jejo,lasa tia manara-damaody,lasa tia vola koa en plus zay,... Isaky ny tsy mianatra izy dia lasa mampiaraka ,miaraka amin'ny akiziny,..
Ny ankiziny rahateo moa zanaka deba raha teo ka afapoa tanteraka i Jessy rehefa isaky ny Weekend fa mahazo izay tadiaviny na vola na akanjo na revy...
Nanomboka teo i Jessy dia tsy dia nivakiloha fianarana intsony fa variana tanteraka amin'ny rendra2 sy ny ditra ka adjno ilay fianarana.. lasa manapaka matetika izy any apianarana fa aleony hono mande mapiaraka (...)
ππ»Mba mahay mitantara ve aho hoan'izay mba namaky azy ity... . ''Mbola hitohy.. ''β¨
Fa ze sipa rehetra reven'ialahy zany dia efa akizin'ndry botary daoly ππ
Mentionneo eto ilay olona celibataire fantatrao fa efa ho asiana fivoriana atsy ho atsy π€π€£
Tsy ny lehilahy rehetra akory no mpamitaka fa tadidin'ndry tsara talohan'naneken'ndry aniny dia tsarovy fa efa nisy bandy iray tena vonona ny hanaja an'ndry nefa tsy norarahian'ndry fa ilay akizin'olon-kafa efa en couple iny ndray no niarahan'ndry ka normal ndry raha nofitahany...
Dia iza no diso ππ
18/01/2022
π€π€π€£
Zah akory tsy hoe miavona fa be loatra ilay Mp ozizy le Sipa ... ππ
Averiko fa efa zoma kou androany rangah lety eh.. ππ
Elabe koa vao tonga le Zoma nama ah..π€π€£
Raha misy numako any aminao any dia mba andefaso credit ilay izy fa tsy atao hamenoana ny repertoire anao akory nanomezako aniny πͺπ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
