Menaka Farehitra Sahamadio
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Menaka Farehitra Sahamadio, Health/Beauty, 67ha, Antananarivo.
Mankasitraka ny Real TV Madagasikara Sy Izay nanao fitsidihana an'ny Menaka Farehitra Sahamadio .
Mandrisika antsika hatrany Indrindra ho an'izay mañana olana amin'ny , fa ny Farehitra ato aminay dia niezahana ho 💯% MBA hahafahany Ankizy manatsara ny volony mialoha ihany koa. Ankoatra an'izay dia Mety hahitanao izay Mety toy NY Kinana ihany koa Sy Huile de coco pure ( pressé à Chaud et à Froid), TANTELY pure , Huile d'Olive pure , Huile de Jatropha pure, Huile de baobab pure ,Huile de moutarde...etc.
Mandalova eee, EFA Maro ireo nahita vokatra tato aminay.
Ato amin'ny sahamadio no ahitanao vokatra natoraly , toy ny:
FAREHITRA:
👉 Menaka farehitra
👉 Bain d'huile Farehitra
TSOKA TSY MANDRY:
👉 Crème coiffante tsoka tsy mandry
👉 Bain d'huile tsoka tsy mandry
HUILE COCO PURE
VASELINE PURE
TANTELY SAUVAGE PURE
HUILE D'OLIVE PURE
HUILE DE RICIN(Kinana) PURE...sms.
Ahitanao ihany koa ireo KATRAFAY ho anao izay visana avy any ampiasana.
Mandalova eto amin'ny sahamadio 67h NORD EST ampitan'ny polisy 7eme na antsoy ny laharana : 0342031504.
27/03/2025
‼️Arrivage Fructis Hair Food‼️
Fructis Aloe
Fructis Papaye
Fructis Banane
Livraison partout à Madagascar.
Livraison tana à partir de 3000Ar
Contact: 0320231504
0342031504
Lieu: 67ha parking en face police 7eme arrondissement ( Boutique Sahamadio).
22/11/2024
Akory aby eee😊
Ireto daholy ny gamme Farehitra Sahamadio🥰
💢Shampooing Farehitra Sahamadio 1/4L
💢Après shampooing Sahamadio 1/4L
💢Bain d'huile Tsoka tsy mandry Sahamadio (kely)
💢Menaka Farehitra Sahamadio (kely)
💢Crème coiffante Tsoka tsy mandry (kely)
Nb: -mampaniry volo mihintsana
- manamainty volo
- manala angadrano
- manalefaka volo
💯 BIO Naturel daholy reo😊
A seulement 22 000ar izy 5 pièces reo!!😊
Lieu: Andranomadio akekiny ranontsika eo no toerana misy anay!!
De afaka manao livraison kou izahay!!😊
Mandrintran' ity herinandro ity dia gratuit ny livraison anay!😊
Bonne journée daholy ohhh😘😊
14/09/2024
Re disponible 🔺
13/09/2024
🔺 Sérum et soin L’oréal ELSEVE et DESSANGE🔺
Livraison partout à Madagascar.
Livraison tana à partir de 3000Ar
Contact: 0327217426
0342031504
Lieu: 67ha parking en face police 7eme arrondissement ( Boutique Sahamadio).
13/09/2024
🔺Arrivage lissage Dark PM, MM et GM🔺
Livraison partout à Madagascar.
Livraison tana à partir de 3000Ar
Contact: 0327217426
0342031504
Lieu: 67ha parking en face police 7eme arrondissement ( Boutique Sahamadio).
05/09/2024
🔺Dark en carton re-disponible
Livraison partout à Madagascar.
Livraison tana à partir de 3000Ar
Contact: 0327217426
0342031504
Lieu: 67ha parking en face police 7eme arrondissement ( Boutique Sahamadio).
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
67ha
Antananarivo
101
