Pause beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pause beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Soamanandrariny, Antananarivo.
09/02/2024
😍 Ccouu , maro ianareo no nangataka oe mba asio promotion rangah Valentin an 😋😍 ndao ary fa asintsika amzay eh manomboka androany ☺️
🌺 Brushing +finition Steam styler à partir de 7.000ar + épilation sourcils gratuit) 🎁
🌺 Brushing+finition Steampod à partir de 10.000 ar + pose vernis simple ou épilation sourcils (gratuit) 🎁😭😍
🌺Pose faux ongles à partir de 5.000ar + déco ongles 1( gratuit) 🎁😪
🌺Pose Américaine à partir 13.000ar 😍
Manao prestation à domicile ihany koa izahay ☺️
Contact 📞: 034 27 524 96
Ou
032 75 035 97
Soamanandrariny
23/01/2024
Ccou les filles 😻
Brushing+finition Steampod 😻
Afaka manao rendez vous hatrany ianareo an
Lieu : Soamanandrariny
Contact :038 67 868 66
14/01/2024
Fa tsika koa tsy anaiky eh na avy ary ny orana de manja kely sady mba miova amin'ny mahazatra koa anie 😇😻
Asa anio ❤️
📞: 038 67 868 66
13/01/2024
Manjakely foana nge oa vo mvoka avy ato aminay eh🥰
Miah Johnson
038 67 868 66
12/01/2024
Mandray anao hatrany izahay an 🤗
📞: 038 67 868 66
11/01/2024
😍 Aleo asiana promotion be amzay ary amzao akaiky ankatokin'ny fety zao eh😍
💮 Coloration : à partir de 30.000ar
💮Soin curly : à partir de 7.000ar
💮Pose faux ongles :à partir 5.000 ar
💮 Manomboka 7.000ar fotsiny de efa vita tsara be ny volo ato amnay 😍
😍 Araraoty ary
07/01/2024
😍Tsy maintsy manao manjakely foana moa na vita fety ary oh?
Mitohy hatrany ny promotion antsika 🥰😊 à partir de 10.000ar fotsiny de vita mamikely otrzao ☺️
Araraoty ary ☺️
02/01/2024
❤️
26/12/2023
Eeihhh 😍 Nareo ko ve manana zazah na ianao lehibe te hiova kely amin'ny mahazatra ? 😋
Manao toy izao koa izahay na afaka mitondra modèle izay tianao ihany koa 😍 tongava aingana ary amin'izao ankatokin'ny fety izao
Aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra miafina fa anome ny tsara sy fahafaham-po hatrany ho anareo izahay ☺️
📞 :038 67 868 66
25/12/2023
Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra 🌲🌟 manaova fety sambatra daholo ☺️
24/12/2023
Misokatra ho anareo izahay androany alahady
Aza misalasala ary manantona anay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Soamanandrariny
Antananarivo
