Purple Nails by FahMou
onglerie de rêve
11/07/2025
Hello hello les filles 👋🥰Ça fait un bail, non ?! 🤭
Sahirana kely fotsiny😁
Aza adino fa mbola vonona ny handray anareo foana ny ekipan'ny Purple Nails by FahMou 💅
Bisous les filles 💋
☎️: +261 34 80 805 63 ou mp direct
01/02/2025
Hello February ❤️
Hello les Valentines👋💃
Koa satria efa ho avy indray izao ny "Saint Valentin" dia ireto misy quelques modèles 💅atolotra ho anareo valentine rehetra raha te hampiseo fahamanjana amin'ny ingahy Valentin ianareo🤭🕺
Aza misalasala mandefa hafatra 📩@ Purple Nails by FahMou na miantso avy hatrany ☎️0348080563.
28/12/2024
Hello les filles 🤩
Ça fait un bail non ?! 🥹
Grande promotion à l'occasion des fêtes de fin d'année chez Purple Nails by FahMou
Pose faux ongles avec vernis semi permanent unis : 10.000ar 💅 Pose vernis semi permanent unis : 8.000ar 💅 Soin manicure avec vernis semi permanent : 10.000 ar 💅Soin pédicure avec vernis semi permanent : 10.000 ar 🦶
Contact : 034 80 805 63 ☎️
Lieu: Pharmacie Ambohibao 📍
18/05/2024
Coucou les Tovovavy🤗💜
Inona ny vaovao anareo ela b zay? 😁Te hiteny fotsiny ah hoe mbol mandray anareo foana ny ao @ Purple Nails by FahMou 💜sady Mba manao manjamanja fa fety ny andro eee🥰
Afa_po foana ny olona raisinay fa ianao sisa no andrasana 🫶
Aza misalasala mandefa hafatra miafina✉️ na miantso avy hatrany 📞 0348080563 aza adino ihany koa manao j'aime sy mi s'abonner 😁
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🫶oroka mamy😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambohibao
Antananarivo
