Produits cosmétiques TINA
vente des produits cosmetique
11/12/2024
Manimanitra fety anie😋,ndao hiantsena e
👉A partir 10000ar dia efa mahazo ato aminay 🤔
Collier,boucle d'oreille en acier innoxydable
livraison tana ,tsy diso anjara inaareo izay any fa afaka mandefa ho anareo izahay
03/12/2024
boucle d'oreille tendance be 🌺
Matière :en acier innoxydable 🎀
12000ar ny paires
Livraison tana ,province
28/03/2024
Vaovao be,sady manimanitra fety izany
👜🎒💼 Karazana sac maro isakanrazany mafatifaty daholo
Détail sur chaque photo 🎀
Livraison tana mandefa province ihany koa an
✅Afaka manome prix de gros +5 isakiny modèle 🎀
25/03/2024
Ianareo ve mba tia manao collier?
Collier inoxydable +paires boucle d'oreille ✅
👉A partir 7000ar dia mahazo ato aminay
Detail& photos isakiny sary
12/03/2024
Raha hijery karazana ral diabtongava ato aminay f maro karazany ato 😋💄
💄Gloss brillant teinté
💄Longue tenue ihany koa,afakely izy ty fa na miala aza dia mamela couleur magique kely zay 😋
Andramo aniee
✅20000ar izy 4😯
Livraison hatrany,alefaso commande aza fa efa dispo izy ity
12/03/2024
Iza ilay tia N**e be ato 💄💋
25000ar izy rehetra
✅4liquide matte+crayon a lèvres 😋
✅Longue tenue
Dispo de suite .
Manao livraison hatrany
19/02/2024
5pinceaux miaraka omby poketra tsara an afaka ho entinao na aiza na aiza😍
12000ar
Manao livraison hatrany isika an
17/02/2024
Coffret liquide matte tsara kely indray an💋
Iza no mety aminao ?
Matte tsara✅
Longue tenue✅
Dispo de suite
19/01/2024
Iza amntsika no tia lentilles ato?
Efa tonga lentilles de contact antsika an👀
Efa miark am etuit ,afaka mande mitokana ihany koa ny lotion😍
👍Manova endrika ,manintona,manome valeur masontsika ihany koa
25000ar
19/11/2023
Brosse facial efa miaraka @ belnder
✅Malefaka tsara,manala ny loto sy peau morte rehetra
👉 Double fonction ,sady gommage no manao massage
👉3pieces 👉20000ar
👉2pieces👉15000ar
Aza tara an ..manao livraison izahay
19/11/2023
Ilaina fona ny poudre indrindra amzao andro mafana izao
Mety tsara ho antsika manana peau grasse
✅Misy loko mety rehetra ihany koa
👉 Poudre de luxe Banana Gm
👉15000ar👉85g
Livraison tana mandefa ho antsika izay any am faritra ihany koa
09/10/2023
💕Trousse de maquillage afaka atao trousse de toilette ihany koa
👉03 modèles
👉22000ar
Livraison possible
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ankadifotsy, Andraisoro
Antananarivo
