Tiavina Elec

Tiavina Elec

Share

Électricien Bâtiment
Installation:encastré, apparent, groupe, panneau solaire, posé camera, dépannage

Contact: 034.90.668.43

Photos from Tiavina Elec's post 20/03/2026

😊 vonona ny anome tsara ho anareo fona😇 fa aza misalasala miantso

Photos from Tiavina Elec's post 01/02/2026

Avant sy après kely😊
Sary voalohany amty taona ty😇 miezaka ny manome ny tsara fona😊,, aza misalasala tompoko fa miantso ny 0349066843 na miditra hafatra miafina fa anome fahafam-po anao atrany👏

Photos from Tiavina Elec's post 26/12/2025

Manome azavana💡 fona amzao akatoka any fety zao😊 ary vonona ny anome ny tsara fona🙏

Photos from Tiavina Elec's post 06/11/2025

😊Mba anao kilalao kely aloha androany fa makaina ato antrano😊
Tsotra ilay lalao😍, Abonnéo ny page+partage
❤Jp crédit❤
Mentionné namana 3 mba ilalao😊

😊Mbola misokatra hoan'ny rehetra zay iaraka iasa fona tompoko ary vonona ny anome ny tsara, ka aza misalalasa miantso na mandefa hafatra miafina

Photos from Tiavina Elec's post 26/10/2025

Miezaka ny manome tsara fona🙏,, aza misalalasa miantso tompoko na miditra hafatra miafina fa vonona ny anome fahafam-po😊

Photos from Tiavina Elec's post 29/09/2025

manonga manonga😊😉, aza misalalasa miantso na mandefa hafatra miafina fa vonona ny anome fahafam-po atrany🙏

Photos from Tiavina Elec's post 22/09/2025

Salama aby, ny asa vita😊

Photos from Tiavina Elec's post 28/08/2025

Posé camera📹🎥

Photos from Tiavina Elec's post 18/08/2025

😊Miezaka ny manome ny tsara fona🙏
"Antsoy aho dia hovaliako ianao ka ampisehoako ny zavatra lehibe sy sarom-patarina izay tsy fantatrao"

Photos from Tiavina Elec's post 15/08/2025

Posé lustre💡
Aza misalasala miditra mp na tonga dia miantso ny 034.90.668.43
manao installation encastré, apparent, posé camera, groupe, panneau solaire, dépannage😊

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


0346367252
Antananarivo