Makeup by D-Lolie
"Maquillée ou Naturelle , l'essentiel c'est d'être Belle" Visitez pour divers produits et Contacte
11/03/2026
Coucou !
vaky ball wide leg tout à 25 .000ar détails sur chaque photo
mp pour confirmation lieu et numéro
28/12/2024
Coucou les loulous 😊
Miarahaba antsika tratry ny fety daholo aloha anh 💝🎉🎈🎁🎀 dia mirary soa ihany koa 😘😘
ianareo ve tsy mba te hiova look kely amin'izao fety izao.
Ho fanomezana fahafampo ho anareo anh dia ho ataonay mora be ny coloration à partir de 25.000ar monja
Aza adino ihany koa prestation makeup izay nahafantaranareo anay hatrizay anh 😊😘
03/12/2024
Hello les loulous☺️😘
Ela ela tsy heno eh?😅
🔥🔥🔥Indro Ary izahay hitondra zava-baovao be ho anareo🔥🔥🔥
Atombontsika vitsivitsy aloha anh satria ho avy ny fety Dia Mila mikarakara vatana🤭☺️ koa manasa anareo Ary hamaky tsara
-Crème éclaircissante pour les aisselles 7en 1 ,yaourt au lait fondu,mélanine,pour peau foncé et partie intime😏 (manafotsy ny helika sy izay rehetra mainty2, lohalika sns rehetra iny, mitsabo ny hiditra koa Ary mamerina ny hoditra Simba Téo,mahasolo déodorant na Alamo )
-crème dépilatoire ( manala n'y volo rehetra tsy maharary fa osorana fotsiny Dia miala daholo )
-BRUME pour homme et femme( Sady mahasolo parfum izy no mahamanitra volo misy paillette kely mangirana ny sasany)
Raha misy tianareo anontanina na hicommande entana hafa Dia aza misalasala
❤️❤️❤️ Ary farany aza adino fa mbola mitohy foana ny prestation make-up anh amin'ilay prix abordable tsara nefa tsy handiso fanantenana
06/02/2024
Boîte à bijoux 🥰
Couleurs dispo : blanc, noir, bleu ciel
15.000ar
Livraison possible
06/02/2024
🍂Nude Makeup🍂
+ Coiffure Wavy🥰
Prise de rendez-vous sur mp❤️
13/01/2024
💄 n u d e 💄
Prise de rendez-vous 0344134609 - 034 11 611 22
02/01/2024
Bonne année 2024🥰🫶🏽
Indro ary ny tarifs makeup ntsika manomboka amty taona vaovao ity🥰
Misy fiovana kely fa ezahana ho abordable foana hatrany🥹💋
Produits authentiques avokoa no ampiasaina😌
Ataovy dieny izao ary ny reservation 🥰🔗
01/04/2023
Manja be izy eh ? ❤️❤️
Ouiiii, mbola mandray rendez-vous izahay pour Samedi et Dimanche
Sady efa akaiky fety indray izao anh😍🎉
Prise de rdv su mp ou appelez directement le 0344134609
25/12/2022
🎀Joyeux Noël🎀
💐Cliente satisfaite
💐Cliente fidèle
Encore merci pour ta confiance ❤️
Dates disponibles pour ce mois de décembre, le 29, 30 (toute la journée) et le 31 décembre à partir de 11h30
Contactez nous sur message privé ou appelez le 0344134609
23/12/2022
Coiffée et Maquillée par Dih Lolie 💐
Merci pour votre confiance ❤️
0344134609
22/12/2022
Wavy🌊🌊
Contact rapide 0344134609
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
