Fenugrec Mada

Fenugrec Mada

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fenugrec Mada, Health/Beauty, Antananarivo.

Fenugrec Mada vous propose uniquement de produits à base naturel, notamment à base de Fenugrec déjà certifié par là Ministère de la Santé Publique, de première qualité🍃

13/05/2026

Te hitombo ve ianao nefa tsy mety mahazo aina ? 💪🏻 ⚠️ ity no vaholana, Boîte iray monja dia mety azahoanao 2 hatr@ 7kg anaty iray volana @ vidiny 25.000Ar ✨

Na mikotrana na tsy mikotrana, na vehivavy na lehilahy, na ankizy🤩 Mahasolo protéine kosa raha mikotrana🌿

Ankoatra ny mampitombo dia :
🌿 Mampatanjaka
🌿 Mampasalama
🌿 Mampitombo hery fiarovana
🌿 Mampanofosana
🌿 Mampahazo aina
🌿 Mety hoan’olona diabetika
🌿 Mampilamina fo
🌿 Mampilamina tension ..

Marihana fa 100% natoraly ary qualité premium hatrany ny vokatra ato @ Fenugrec Mada

Mp ary fa manao livraison izahay ary mandefa manerana ny faritra 🚚

📞 +261 34 45 386 90

12/05/2026

Te hitombo ve ianao nefa tsy mety mahazo aina ? 💪🏻 ⚠️

ity no vaholana, Boîte iray na sachet iray monja dia mety azahoanao 2 hatr@ 7kg anaty iray volana @ vidiny 25.000Ar raha gélules ary 15.000Ar kosa ny poudre 200g✨

Na mikotrana na tsy mikotrana, na vehivavy na lehilahy, na ankizy🤩 Mahasolo protéine kosa raha mikotrana🌿

Ankoatra ny mampitombo dia :
🌿 Mapatanjaka
🌿 Mampasalama
🌿 Mampitombo hery fiarovana
🌿 Mampanofosana
🌿 Mampahazo aina
🌿 Mety hoan’olona diabetika
🌿 Mampilamina fo
🌿 Mampilamina tension…

Marihana fa 100% natoraly ary qualité premium hatrany ny vokatra ato @ Fenugrec Mada efa manana Certificat de consommabilité

Mp ary fa manao livraison izahay ary mandefa manerana ny faritra 🚚

PS : Marihana fa arakaraka ny toe-batana ny vokatra azo☺️

📞 +261 34 45 386 90

12/05/2026

✨ Feno fankasitrahana izahay ato amin’i Fenugrec Mada noho ianareo mpanjifa rehetra 🤍
Misaotra tamin’ny fitokisana, ny fitiavana ary ny fanohananareo.
Ianareo no antony manosika anay hanohy hamorona vokatra voajanahary tsara kalitao sy feno fikarakarana 🌿

Mitohy hatrany ny fandraisana commande ato @ pejy , ary manao livraison 🚚 sy mandefa faritra izahay koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina aminay☺️

06/05/2026

📣 Mitady REVENDEUR ‼️

Any @ faritra ve ianao ? Te ivarotra ny vokatray ? Aza misalasala ary mandefa message aminay raha mila fanazavana fanampiny fa mitady revendeurs izahay🤗

📞 034 45 386 90

05/05/2026

Iresaka momba ny Huile de Fenugrec sy ny volo isika androany ! Eny… mety @ karazambolo rehetra ny Huile de Fenugrec 💛

🌿 Volo maina ?
➡️ Manome hydratation sy mampalefaka

🌿 Volo tapatapaka / marefo ?
➡️ Manamafy sy mampihena chute

🌿 Volo tsy mety maniry ?
➡️ Manampy @ repousse sy volume

🌿 Misy pellicules ?
➡️ Mampitony ny hodidoha

🌿 Mihintsana
➡️ Mampijanona fihitsanambolo

📩 Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa MP aminay. Disponible ato @ Fenugrec Mada @ vidiny 15.000Ar / 100ML

📞 034 45 386 90

26/04/2026

Te hitombo ve ianao nefa tsy mety mahazo aina ? 💪🏻 ⚠️ ity no vaholana, Boîte iray na sachet iray monja dia mety azahoanao 2 hatr@ 7kg anaty iray volana @ vidiny 25.000Ar ny gelule dia 15.000Ar/200g ny poudre✨

Na mikotrana na tsy mikotrana, na vehivavy na lehilahy, na ankizy🤩 Mahasolo protéine kosa raha mikotrana🌿

Ankoatra ny mampitombo dia :
🌿 Mapatanjaka
🌿 Mampasalama
🌿 Mampitombo hery fiarovana
🌿 Mampanofosana
🌿 Mampahazo aina …

Marihana fa 100% natoraly ary qualité premium hatrany ny vokatra ato @ Fenugrec Mada

Mp ary fa manao livraison izahay ary mandefa manerana ny faritra 🚚

PS : Marihana fa arakaraka ny toe-batana ny vokatra azo☺️

📞 +261 34 45 386 90

20/04/2026

Mety hoan’ny mpikotrana ve ny Fenugrec ⁉️
✅ Eny tena mety tsara ho an’ny mpikotrana (na olona manao musculation) ny fenugrec

🌿 1. Mampitombo ny masse musculaire
Ny fenugrec dia manampy amin’ny prise de poids naturelle.

💪 2. Mampitombo appétit
Ny fenugrec dia stimulant naturel ny appétit

🔥 3. Manampy amin’ny récupération musculaire
Manana propriétés anti-inflammatoires sy riche en protéines végétales izy, ka manampy amin’ny fanarenana ny hozatra aorian’ny entrainement.

🩸 4. Mampitombo ny taux de testostérone (naturellement)
Mety hanampy amin’ny performance physique sy force musculaire izany, indrindra ho an’ny lehilahy.

🍽️ 5. Fomba fihinanana
• En poudre : 1/2 c. à café matin sy soir, azo afangaro amin’ny yaourt, jus na eau tiède.
• En gélules : 2 gélules maraina , 2 gélules ny ariva.

Iza no efa nampiasainao⁉️ Poudre sa gélules ?😊

17/04/2026

Matsiaro kely hery ve ianao? Mora Reradreraka ? Fantatrao ve fa ny fenugrec dia anisan’ny zavamaniry tena mampatanjaka ny vatana ? 💪🌿

✔ Manampy hanome hery sy énergie isan’andro
✔ Mampitombo lanja ho an’izay mila izany
✔ Manampy amin’ny fahasalamana ankapobeny
✔ 100% naturel, tsy misy atahorana @ fahasalamana

👉 Safidy tsotra, voajanahary ary mahomby ho an’izay te ho matanjaka sy salama ✨

📩 Midira mp raha mila fanazavana na hanafatra

📞 034 45 386 90

05/04/2026

Izahay eto @ Fenugrec Mada dia mirary P***a sambatra hoantsika rehetra ✨🕊️
Mba ho P***a feno fahasoavana sy fitahiana hoan’ny tsirairay anie 🌼

25/03/2026

Mankasitraka antsika rehetra hatrany @ fatokisana anay🤗🌿

Vonona hanome fahafampo anareo hatrany izahay ary fa aza adino manao commande iray andro mialoha raha tiana aterina rahampitso ny produits anareo😁

Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra✨

24/03/2026

Ity ary ilay vaovao😁 miverina ny service de massage-ntsika fa massage relaxant ihany aloha no mbola ataontsika atreto🍃

🌿 Manala havizanana
🌿 Manala stress
🌿 Manatsara torimaso
🌿 Manatsara ny fikorinan-drà
🌿 …

PS : mila maka rendez-vous mialoha
Ka Fandrio ary ny toerana eh☺️✨

📞 034 45 386 90

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
TANA101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:00