Rinah Nails
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rinah Nails, Beauty, cosmetic & personal care, Itaosy, Antananarivo.
28/02/2024
De hoe ndry ve akie mba manositra vernis any tanandry ?
De tsy sahirana ve ? π€ Aona mouh zany no tsy ho sahirana π
π€£
Fa io tsy maintsy gauche fona no tsara indrindra ππ€£
22/02/2024
Bonjour π
De gaga mintsy Ndry hoe fa maninona rehefa nen'olona no atao de tsara fa ra nendry de gauche ihany no vita tsara π€£π€£
Bonne journΓ©e π daholy
18/02/2024
Bonsoir π
ModΓ¨le vaovao kely tsika t@ farany herinandro ty π
Bleu π ndray ny couleur teto
Seulement 5000 ar avec faux ongles
Lieu : itaosy
07/02/2024
Bonjour π
Fa maninona hoe ny hoho anareo o ?
06/02/2024
Bonjour daholy β€οΈπ
Jereo ange e ππ
Somary sahirana kely teto @ page fa bonne annΓ©e daholy ππ
Ho tsara foana ny fiarahana π
25/12/2023
Merry Christmas everybody ππ
Miaraka atsika Mimi kely β¨π
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Itaosy
Antananarivo
