Jhay-C

Jhay-C

Share

“Sur cette page, vous trouverez des offres et contenus divers 💄🛍️🍴✨.

Rejoignez-nous et suivez la page pour rester au courant des dernières nouveautés et partages intéressants.”

04/06/2026

fans Iza DAHOLO Mbola tsy nahazo Lissage Brésilien PROMO 70000a
Zao ato tsisy olona mantsy
Manakambahiny akaikin'ny université Aceem no misy anay
0387736621

04/06/2026

Izay super fans afaka tongava manao volo GRATUIT SASÀO ANY ANTRANO NY VOLO ❤️
AZA TARA NY 11H

04/06/2026

Sasao any antrano ilay volo dia ento aty Haingana ho atao CURLY tsara be Promo 10000ar be 😍

03/06/2026

BOUCLE GRATUIT indray izay Tonga amin'ny 7 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro rahampitso ❤️ Raha manao volo PROMO 7-10k
Dia mitohy hatrany koa ny PROMO CURLY 10 000 ar Raha manasa loha any antrano nareo ❤️
Manakambahiny akaikin'ny université Aceem
☎️ 0387736621

03/06/2026

Raikitra indray ity na à domicile na aty amin'ny Salon ✅

Photos from Jhay-C's post 03/06/2026

Ho zarainay aminareo mazoto manao partage max sy commentaire matetika indray ireto fer à curly fanovanay CURLY tsara be ireto rehefa tsy misy hividy
Authentic original ✅
Sady mora ampiasaina ✅
☎️0387736621

02/06/2026

Manao volo PROMO 5000ar indray rahampitso fa Tonga dia Sasao any antrano ny volonareo 😍 na lava na fohy ❤️
Ho an'izay Tonga amin'ny 7 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro
Dia CURLY PROMO 5000ar manomboka amin'ny 12 ora atoandro hatramin'ny 5 ora hariva Raha manasa loha any antrano

02/06/2026

Araraoty sao tara

☎️ 038 77 366 21

02/06/2026

Tongava rehefa misy GRATUIT fa lasa tsisy atao anie izahay e 😁😍

02/06/2026

Efa raikitra IZY ato an ❤️
Any izay taraiky aloha 😁❤️

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Manakambahiny-Tananarive
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:30
Tuesday 07:00 - 18:30
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 07:00 - 15:00