Soa Beauté

Soa Beauté

Share

Salon de coiffure et Esthétique

10/06/2025

Miarahaba antsika ato ndray oh

Ity ndray ny astuce Kely hiarovana ny tarehy am Zao andro mangatsika Zao :

Sasana tsara ny tarehy dia Aveo hosorana huile d'amandes atao manify tsara atao matetika ho hitanareo fa sady mandina ny hoditra no tsy ho vaky mihintsy
Andramo ndray Ary oh 🥰❤️ mazoto !!!

Photos from Soa Beauté's post 15/01/2024

miandry anao ny coiffure fenosoa tongava fa ho afapo😍❤️

15/01/2024

miarahaba ny manaraka ny pejy rehetra nahatratra ny taona ho taona feno fahombiazana ho àntsika anie ity taona ity ❤️

Photos from Soa Beauté's post 06/06/2023

RETO NY ANKAJO MAFANA N'NY ZAZAKELINTSIKA OHH TENA TSARA BE DAHOLO REO. 👌👍

Photos from Soa Beauté's post 23/03/2023
Photos from Soa Beauté's post 21/03/2023

Coucou daholo ,misokatra ny fianarana coupe sy brushing rapide adin 2ihany 15000 ar mivoka ato efa mahay tsara ,voafetra ny toerana an ,aiza ary ohh!!!

Mobile uploads 11/03/2023

Tena mbola tsara raha samy mask nampiasaiko dia atoroko anareo ,1kg be zao nefa tena mora
(13500Ar fotsiny )mp Zay liana .

08/03/2023

Mirahaba antsika vehivavy rehetra ohh,ho tahin A/tra dia samy ahita rariny amin ny hataony avy
Mirary soa ohh😍😍

Photos from Soa Beauté's post 01/03/2023

Dia toy zao ny asa vitan tsika ra tia Volo boucle nareo ba chignon mora foana ny Prix fa aza mande lavitra ohh

Contact:034 64 848 80

Photos from Soa Beauté's post 01/03/2023

Dia Mbola ampatsahiviko eto ihany koa lay mask tsara be efa nomenay anareo hatram Zay ,tena tsara ka aza miandriandry ohh

Contact :034 64 848 80

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00