Grace upon grace
Articles chrétiens élégants 🤍 Qualité & prix accessibles | Commandes en MP 🤎
15/05/2026
Stay tuned 😍 ils sont déjà là ✨
•Housses pour iPhone
•Stickers chrétiens waterproof 🫶🏻
Rdv demain pour les arrivages 🥰🫧
06/05/2026
Rencontrons-nous pour une première fois 😍
📆29 et 30 Mai
📍Le Pavé Antaninarenina
Articles vaovao be sady arrivages vaovao be dia be 😍
28/04/2026
😱 Plus de 800 stickers vendus 😱
Vetivety no nandanianareo an’ilay autocollants 🥹
Thank youuuuu🩷🩷🩷
Arrivage manaraka dans quelques jours indray izay tsy nahazo 🥰
Misaotra foana dia tianay be ianareo 🥰
24/04/2026
‼️Dernier lot stickers‼️
Iza no haka azy? 🥰 Sady ny retour mamyyyy kely foanaa 🥹
Stickers chrétiens :
•Mipetaka tsara •Waterproof •Tsy mamela trace rehefa esorina •Tsy mora rovitra
Lot de 50 pièces 7.000Ar🎀
Livraison à partir de 3.000Ar 🛍️
Récupération Ankadindramamy 🛍️
18/04/2026
Mbola misy lot vitsivitsy dispo ny stickers 🎀
Ireto santionany miaraka amin’ny retour client kely 🥰
Sady waterproof, mipetaka tsara, tsy mamela trace raha ho esorina, manome motivation 🫶🏽
Lot de 50 pièces pour 7.000Ar fotsiny🛍️
Lot de 100 pièces pour 14.000Ar 🛍️
Aza tara ary fa tsara nefa tena mora anh🥰 ary tsy hanenenanao mihitsy 😉
09/04/2026
Tonga amin’izay ary izy ireto eh🥰
Stickers/Autocollants chrétiens ilay nandrasanareo😍
•Waterproof (tsy simba na lenan’ny rano aza)
•Mipetaka tsara
•Tsy mamela trace rehefa esorina
•Tsy mora rovitra
🛍️Lot de 50 pièces 7.000Ar
🛍️Lot de 100 pièces 14.000Ar
Livraison à partir de 3.000Ar🥰
Récupération possible ihany koa Gastro Ankadindramamy 🛍️
Aza tara ary fa vetivety indray dia lasa ny arrivage vaovao anh😍
01/04/2026
Ireto dia ireto sisa ny dispo anhh 🥰
🎀 •iPhone 11 •iPhone 12Pro •iPhone 13 •iPhone 14 •iPhone 16 🎀
Aza adino ny packaging tsarakely hanateranay azy 🩷
Livraison à partir de 3.000Ar 🛍️
Récupération possible Gastro Ankadindramamy 🛍️
23/03/2026
Retours tsara kely indray avy aminareo 😍 tsy mandiso fanantenana izany fa izay maka dia afa-po foana anh 🥰
Mbola misy dispo ny housse pour iPhone à partir de 15.000Ar ✨
Mandalo ny tsara fa tongava mp 📩
Livraison à partir de 3.000Ar 📦
Récupération possible Gastro Ankadindramamy 🛍️
Izao kosa veeee !!! 😍
Mbola misy dispo ankoatra an’ireo anh 🥰
•iPhone 11 - iPhone 11Pm - iPhone 12 - iPhone 12Pro - iPhone 13 - iPhone 14
Ao amin’ny conmentaire ny mbola dispo rehetra ❤️
Livraison à partir de 3.000Ar 🛍️
Récupération Gastro Ankadindramamy 🛍️
Mp aryyy ohhh!!! 📩
14/03/2026
Tsara nefa mora ? 🥰 ireto ary izy 😍
•iPhone 11 - iPhone 11Pm - iPhone 12Pro - iPhone 13 - iPhone 14 •
Livraison à partir de 3.000Ar 🏍️
Livrer-nay miaraka amin’ny packaging tsarakely aniee 🩷🛍️
Mp ary ohhh efa vitsivitsy sisa 📩
26/02/2026
‼️New packaging‼️
Le petit détail qui fait tout 🥰
Jereo anie fa tsarakely eh😍
Mba miakatra niveau kely fotsiny ny Grace upon grace, faly kely ery🥹
Manao achat coque pour iPhone ianao, na stickers dia livrer-nay miaraka amin’ny packaging tsarakely 😍
Aza misalasala ary fa mbola misy coque tsaakely dispo be dia be anh 😉 ao amin’ny commentaire 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
