Produit Naturel 100%
Pour ceux qui ont besoin d'un conseil , n'hésitez pas à nous envoyer un message santé par nature
06/03/2026
Rehefa mijery fitaratra isika matetika dia mahita zavatra kitihina fona, ary mahita zavatra tiana atsaraina fona
Matetika isika mahita ketrona, mahatsapa antitra, misy point noir, maina ny hoditra, malazo, miha fotsy ny volo, miha sola, miroraka daholo ny hoditra, nono, miha kely aina, malemy ny taolana, mora folaka,.........
Kivy kely mihitsy indraindray oe : Antitra za zany , kanefa efa izay ny olombelona
Ny azon-tsika atao dia manatsara izay misy eo, mapitombo ny motivation, mifaly amin'ny zava-misy, fa raha mbola misy koa ny azo hikarakara vatana dia tsara fona ny mikarakara sy mikolokolo
Anisan'ny Produit tsara hikarakara vatana ny ho an'ny vehivavy sy ny lehilahy
Ny asan'ny COLLAGENE dia :
- Manatsara ny hoditra
- Manatsara ny tarehy
- Mamerina ny volo fotsy ho mainty
- Manamafy ny taolana
- Manamafy ny tanjaka
- Mapa tanora lalandava
- Manavao ny sela rehetra ao amin'ny hoditra, taolana, maso, fo
Contact rapide 034 32 446 65
, , , , , , Cosmetique , , ,
MAINTSO KELY
Mitsabo PROSTATE
Mitsabo REIN, calcul renal, insuffisance renal
- MITSABO EJ*******ON PRECOCE
- MITSABO IMPUISSANCE MASCULINE
-MITSABO FAHAMOMBANA
- MITSABO ARERAHANA BE LOATRA
Afaka ohanina atsasakadiny alohan'ny firaisana mapatanjaka
singany iray miasa mandritra ny 72h
Contact 0346761977
L'amour
06/02/2026
Ho an'ny lehilahy manana problème amin'ny fahatongavan tsirinaina aloha loatra, dia ity ny SPRAY solution ho anao ✅✅✅
Mitazona ranon'aina mihoatra 30min à 1h daholo
Misy modèle 2 :
1️⃣ SPRAY PROCOMIL
2️⃣VIGA SPRAY STRONG
Prix sur chaque photo.
Livraison partout à Madagascar
Contact : 034 67 619 77
24/01/2026
🍇🍎 STC30
Vahaolana feno ho an’ny fahasalamana 🍓🥑
👉 Mitondra FAHASALAMANA , FANANTENANA , FAHATANORANA
🍎 OLANA ARA-PAHASALAMANA HO AN’NY LEHILAHY
Fivoahana aloha loatra
Marary lamosina
Aretin’ny prostate (oh: fitomboany na homamiadana)
sns
🍓 OLANA ARA-PAHASALAMANA HO AN’NY VEHIVAVY
Olana amin’ny fadimbolana
Fibrome / kista ao amin’ny ovaire
Homamiadan’ny vozon-tranonjaza sy nono
Tsy fahafahana miteraka
Olana amin’ny hoditra
Soritr’aretina aorian’ny fitsaharan’ny fadimbolana (ménopause)
sns
🍇 OLANA AMIN’NY RAFITRA FANDRAVONAN-KANINA
Vay amin’ny vavony (ulcère)
Fitohanana (constipation)
Vay amin’ny fivoahana (hémorroïde)
Asidra be ao an-kibo
Fiakaran’ny asidra (reflux gastrique)
Hanoanana ratsy (fofona ratsy amin’ny vava)
sns
🍇 ARETINA AFINDRA AMIN’NY FIRAI-SANA (IST)
Verrue génitale
Gonore
Sifilisy
Klamidia
Aretina HPV
sns
🥑 OLANA ARA-PAHASALAMANA HAF A
Asma
Diabeta (aretin’ny siramamy)
Tosidrà avo
Aretin-taolana (arthritis)
Katra (cataracte)
Marary loha
Olana amin’ny fo
Ary maro hafa indray
🍇 STC30 dia manampy amin’ny aretina sy fahasembanana maharitra mihoatra ny 200.
Afaka mahazo fanampiana ihany koa ianao amin’ny alalan’ity vokatra ity.
Raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny dia antsoy na alefaso WhatsApp 📞💬
0343244665
, , , , , , , , , , , ,
06/01/2026
Jereo ary oe inona no marary anao sy ny jus tsara sotroinao 🥰
21/05/2025
𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗙𝗔𝗠BARAN_NY #𝗣𝗥𝗢𝗦𝗧𝗔𝗧𝗘
Nalaza tampoka ny homamiadan'ny prostate raha nilaza ny filoha Amerikanina teo aloha i Joe Biden fa tratran'io aretina io. Nalaza satria ady hevitra be any izy tsy niala tamin'ny fifidianana dieny mialoha, izao i Donald Trump no nandresy.
⚠️⚠️⚠️Tsara ihany fantatra ireo fambara rehetra : 𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙢-𝙗𝙤𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙙𝙞𝙖 f𝙖𝙢𝙗𝙖𝙧𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙠𝙖𝙣𝙖 ka izay no maha zava-dehibe ny 𝙢𝙖n𝙤𝙢𝙗𝙤𝙠𝙖 𝙚𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 50 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖
♨️Efa manomboka vao misy ireto ireto:
👉 Te hi-p**i foana na sarotra vao mahavita (na kely no mivoaka, na tapaka tampoka, na mangirifiry).
👉Tsy vita ny mi-p**i hatramin’ny farany fa misy tavela.
👉Tsy mahavita mitazona p**i.
👉Misy rà ny ranonaina.
👉Misy marary ny prostate rehefa mipetraka.
👉Arerahana be.
👉Amin’ny seho vitsy, miseho mitambatra ny tosidrà miakatra be, ny arerahana sy ny mahia tampoka (syndrome paranéoplasique)
Fomba azo hisorohana azy :
1) VOAMBOATAVO
Tena tsara be ho any lehilahy ny mihinana na grain de courge ho fiarovana na fitsaboana amin'ny aretina PROSTATE.
✔️Fomba fihinana azy :
Voany 7 isamaraina, efa maina tsara
Atao 3 à 4 fois isan-kerinandro
✔️Fikarakarana azy:
Azonao endasina kely ohatrany voanjo izy io raha tsy tinao ilay manta.
2)
Ny Essence de kangourou dia vokatra natoraly ary ahitana VOAMBOATAVO iany koa ny akora nanaovana azy, miampy karazana zava-maniry sy akora tena mahery vaika hapatanjaka aingana ny vatana. Afaka hitsaboana sy hikarakarana ny , , , , , , aretin-damosina sy valahana
✔️ Ny fihinana azy : singany iray isakn 3 andro
Contact : 0343244665/ 0337200668
🎁 Torohevitra_fanampiny :
- Mahereza misotro rano farafahakeliny 1L isan'andro
- aza miandry poritra be vao mip**i
- aza atao tery loatra ny fehy kibo
et
05/05/2025
FISOROHANA NY REIN TSY HO SIMBA ⚠️⚠️⚠️
1. Indroa isan kerinandro raha be indrindra mihinana hena ary tsy betsaka. Raha sanatria efa marary rein ianao dia ajanony ny hena sy ny sakafo be proteina.
2. Aza tia sira be loatra
3. Misotroa rano ara dalàna isan'andro : 1,5 h@ 2l isan'andro
4. Aza miaritory matetika: fenoy adin'i 8 ny torimaso
5. Manaova fanatanjahan tena : na dia dian-tongotra 30min isan'andro aza
6. Aza tia zavatra tsy voajanahary..Ireny produits industriels ireny manimba taova, atidoha, fo ary pancréa @ ankapobeny
7. Tandremo ny fanafody be antalgique fa manimba rein
8. Ny tsy firarahiana ny sery sy kohaka matetika isaky ny fiovan'ny toetr'andro dia hanimba ny rein nao
9. Ialao ny sigara, café ary zava pisotro misy alikaola
10. Aza miandry poritra vao mandeha mi p**i
11. Mazotoa mihinana legioma maintso manta isan-karazany ary mazotoa misotroa jus de persil matetika koa. Mixer na @ rano dia vita, tsy mamiana.
👉 Efa misy iany koa ny vokatra natoraly natao hiarovana sy hikarakarana ny Rein toy ny ESSENCE KANGOUROU sy WAIST AND KIDNEY, izay vokatra nandalo laboratoire sy manaraka n'y fenitra iraisam-pirenena ka nahitana fahombiazana maro
Tsy misy EFFET SECONDAIRE Tsy miteraka DÉPENDANCE iany koa. Afaka mampiasa azy daholo na diabétique na misy tension 💯💯💯🆗🆗🆗
Afaka manjifa ato aminay fa mbola misy atreto.
Contact : 0343244665
09/04/2025
Natokana ho an'ny lehilahy ndray izy ty (18taona miakatra iany)
Ity produit ity dia tsara ho an'ny lehilahy manana olana ara-pananahana sy aretina maro samihafa toy ny :
✔️ Tsy fahampian'ny tanjaka mandritra ny firaisana
✔️ Lasa aingana lotra rehefa manao firaisana (éjaculation précoce)
✔️ tsy mety mahavelona filahina rehefa anao firaisana (impuissance)
✔️ Tsy mahatsapa fahafinaretana mandritra ny firaisana (manque de désir sexuel)
✔️ Marary lamosina lava (mal de dos)
✔️ marary VOA (rein faible)
✔️ Marary PROSTATY( problème de Prostate)
✔️ Marary rehefa mp**i , tsy mety mahalatsaka p**i na tsy mahatana p**i (infection urinaire ou difficulté a uriné )
✔️ tsembo-dava
✔️ Manatsara ny kalitaon'ny tsirinaina ary manabetsaka azy ( oligospermie)
✔️ Manadio ny fantsona any am filahina
✔️ ny aretina mamany lava
✔️ ny tsy miteraka ( infertilité)
✔️Manatsara ny ati-doha
✔️Mitsabo ny olana mahazo ny testicule
✔️Manampy am tsy fahita-tory
✔️Tsara ho an'ny olona Diabétique
✔️Manampy am fitombon'ny filahina
✔️ Ny olana rehetra mahazo ny taovam-pananahana
✔️Mampatanjaka sy manome hery tsara
Sns........
Ainga-piasa b satria ohanina 30 min avant rapport d miasa , traitement 2 mois ra misy ts fahasalamana .
Afaka mandefa antsasany @ le Essence Kangaroo satria azo anaovana prévention na fiarovana fotsiny iany ko izy na mbola tsy marary aza .
PRODUIT 100% NATORALY atrany ary TSISY EFFET SECONDAIRE na kely , tsisy ataorana na misy tension na diabète
Stock très limité
Afaka manao livraison ra eto Tanà no misy anao
Afaka mandefa am province rehetra
Appel direct :
☎️ 0343244665
☎️ 0337200668
03/04/2025
18/11/2024
La vie est belle 😂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
