Yass Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Yass Beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Talatamaty, Antananarivo.
20/05/2026
✅ Raha misafidy vehivavy miasa ianao dia mila manaiky fa tsy afaka mikarakara ny ao antrano mandritra ny tontolo andro izy satria manampy anao amin’ny fampidiram-bola.
✅ Raha misafidy vehivavy mpikarakara tokantrano ianao, izay afaka mikarakara anao sy mitantana tanteraka ny ao an-trano dia mila manaiky fa tsy manana fahafahana hampidi-bola izy.
✅ Raha misafidy vehivavy manaiky hatrany izay lazainao ianao dia mila manaiky fa miankin-doha aminao izy amin’ny lafin-javatra rehetra.
✅ Raha misafidy vehivavy be herim-po ianao dia mila manaiky fa mahaleo tena izy amin'ny heviny.
👉🏼 Fehiny, tsy misy vehivavy tonga lafatra fa ny vehivavy tsirairay dia manana ny toetrany sy ny soatoaviny izay mamaritra ny maha izy azy ary mampiavaka azy. ❤️
🎯Zarao amin'ny hafa
✍🏼 MH
13/05/2026
Misokatra fona ny salon Yass Beauté ho an’ny rahampitso ka aza misalasala ary manao fahamanjana ety aminay 😍😘🥰
09/05/2026
Mankasitraka fona 🥰🥰🥰
Yass Beauté 67ha
☎️0326169661
06/05/2026
Merci à cette jolie demoiselle très charmante de nous avoir fait confiance 🥰😘😍
Yass Beauté parking 67ha
☎️0326169661
01/05/2026
Misokatra tontolo andro ny salon Yass Beauté 67ha androany 🥰😍😘
Miandry anareo ary izahay an😊🥰😍
29/04/2026
Eh 😊 aza varina fa misy na matihanina tsara koa ato aminay a!
Yass Beauté 67ha
25/04/2026
Tsy misy miala maina zany oa rehefa tonga aty Yass Beauté 67ha fa afapo ianao vao mody 😍😘🥰
16/04/2026
Andao indray aza hiara hankafia ireto hoho💅🏻 nareo mafatifaty ireto isika 🥰🥰🥰
Yass Beauté 67ha 😊
13/04/2026
Trésse simple mais jolie 🥰 😍😘
Réalisé chez Yass Beauté 67ha
10/04/2026
Votre satisfaction est notre plaisir 🥰😘😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Talatamaty
Antananarivo
