By TOMIA
Venez comme vous êtes, on s'occupera du reste
Coucou les manjas !
Misy Liana épilation à domicile ve vendredi et samedi ?misy libre Kely n'y chrono après midi !😉
Bisous bisous !
15/05/2025
Coucou les filles hitedavako solution nreo lay miteny hoe lavitra bé aty antrano oooo!
Zao Ary e! Ambohijatovo vé mety aminareo?
Samedi Ary Zay afaka MBA miconfirme mp ana e!
Épilation sy onglerie (alefaso mp n'y modèle)
Bisous bisous
0349778691
Épilation maillot 20000ar
Épilation aisselles 8000ar
Épilation sourcil /duvet 5000ar
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Amb'ou Art N'iaina, Harimamonjy Rakoto
Coucou les filles !
Mety ve ra ataontsika sur rendez vous daholo aminty mois ty oooo! surtout ny épilation ☺️
Iza no mbola tsy manana numéro !
0349778691 pavillon 477
Mora andaminana anazy dia amin izay voaray daholo eee! 😘🥰
11/10/2024
Coucou
Samedi rapitso ooo!
Ndao atao manjakely ny hoho sy ny ...🥰🙈
Manararotra daholo fa mbola prix promotions foana aaa!
Gaignage 20000ar
Capsules classique (faux ongles) 10000ar
Vernis semi-permanent 5000ar
Épilation maillot 20000ar foana a!
04/10/2024
Coucou !
Gainage sur ongles naturels !
Mami kely eee 😍
À 20.000ar seulement 🥰
Coucou 💗😍💗
Inona no promotion mbola tianareo tohizantsika 😍😍😍😘
Coucou les filles !
Tsy misokatra kely aloha androany fa mialatsiny indrindra!Demain misokatra maraina foana!afaka miantso foana 0349778691 !
Pack vacances antsika amin ny 31 juillet vao mifarana!
Bonne journée 🥰😘😘
Coucou daholo!
Elaela tsy heno eee!
Ande anao vacance ndray eeee!
Ndao anao pack épilation 🥰
Mba madio kely afaka mi geste tsara eny am plage 😍🌊
Pack épilation : maillot +demi jambe +aisselles 40000ar
Pack vacances kou afaka atao
Maillot + aisselles+ vsp mains +vsp pieds 30000ar
Ndao ary eeee!
Misy percing foana a! 5000ar /paires ararotina tsara fa mangatsika de mora sitrana 🥰😘
Bisous 😘
Pavillon analakely 477
0349778691
Coucou efa manomboka mangatsika lay andro eee!
Mora sitrana zao ny percing ra anao amzay
5000ar miaraka amin kavina a!
Épilation promotion foana hatram 31 mai a!
Maillot+aisselles 20000ar
Maillot+aisselles+duvet+sourcils 30000ar
Pavillon analakely 477
Bisous 😘🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Analakely, PAvenue 477
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 18:00 |
| Tuesday | 08:30 - 18:00 |
| Wednesday | 08:30 - 18:00 |
| Thursday | 08:30 - 18:00 |
| Friday | 08:30 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 16:00 |
