Tsena fanavotana
vente des produits compliment alimentaire, massage, marchandise général, formation
27/05/2025
Baume RADRIAKA
Baume Radriaka
Vokatra natoraly entina hanampy ny olona voan'ireto:
🌱Fiakaran'ny tosi-drà
🌱 Marary an-doha lava
🌱 Havizanana
🌱 Manaintaina
🌱 Rera-dava
🌱 Tsy fahitana torimaso
➡️FOMBA FAMPIASANA AZY
👍 Ahosotra amin'ny hatoka rehefa mahatsapa fa mavesatra ny hatoka somary atao massage MORAMORA
👍 Ahosotra amin'ny fihirifana somary atao massage manaraka ny fihodin'ny famataran'andro.
👍 Hanaovana massage
👍 Azo atao evoka
💚Vokatra 100% VOAJANAHARY ☑️
Tena manampy betsaka antsika ty BAUME RADRIAKA 100% VOAJANAHARY.
☑️Azontsika jifaina AO aminay TSENA FANAVOTANA
ANALAMAHITSY TANANA
📱+261 34 22 208 53 & +261 34 02 626 61
🚲 Manao livraison eto Tana sy any amin'ny faritra izahay

14/12/2024
04/07/2024
POUDRE BAOBAB 100% NATUREL
18/04/2024
Poudre Baobab
Indro atolotro ho anareo ny poudre Baobab vokatra natoraly azo antoka tsy misy fangarony. Vokatra avy Morondava mitondra soa ho an'ny fahasalaman'ny olona rehetra azo hanampiana antsika amin'ny tsy fahampian'ny oligo-élément izay mitondra ny vatantsika ho tomady sy havitrika toy ny
N'y fibre, magnésium, fer, zinc , calcium izay tena manampy betsaka amin'ny:
Fahasalaman'ny taolana
Ny fitomboana eo Zaza
Manampy ny zokiolona amin'ny fahanterana
Mampitombo fitadidiana
Manampy amin'ny fitohanana (constipation), sy ny maro bé.
Tongava manjifa ny vokatra Poudre Baobab aty Analamahitsy Tanana anelanelan'ny Bassin akaikin'ny Jirama sy ACCESS BANQUE afaka mpanatitra ny vokatra any amin'ny toerana izay misy anao izahay. Afaka mifandray amin'ity 034 22 208 53 isika.
12/04/2024
poudre baobab
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Analamahitsy
Antananarivo
101