BAKO MIEL II
Contact : 034 84 836 34
11/04/2025
10/04/2025
GRAND ARRIVAGE MIEL🐝🐝🐝
Prix détails : 18.000Ar (cacheté) na 1litre
Prix de gros na 20 litre : 12.000 Ar Mille/14000 Ar
Fleurs na Polyfloral ary 16.000Ar kosa ny Jujube, Palissandre, Baobab ary Eucalyptus
🍯Tantely Mille Fleurs na Polyfloral : avy any Port Berger sy Andilamena.
🍯Tantely Baobab : avy any Morondava.
🍯Tantely Jujube : avy any Morondava.
🍯Tantely Palissandre : avy any Maintirano.
🍯Tantely Niaouli : avy any Manakara.
🍯Tantely Eucalyptus : avy any Fianarantsoa
🚛Manao Livraison. Raha maka antsinjarany 1litre hatramin'ny 5 litres dia 3.000Ar ny frais de livraison ary raha plus de 5 litres mihakatra kosa dia 5.000Ar ny frais de livraison.
😊Ara-pahasalamana tsara ary afaka atao fanafody.
😊Afaka manao ny Test rehetra izay mety aminareo mpanjifa ianareo tompoko izay vao mandoha vola ary mody ny livreur raha tsy mety aminareo ny entana.
😊Ny Tantely tompoko dia mitovy daholo ny hery hoentiny sy ny fomba fampiasana azy, izany hoe samy afaka hanaovana fanafody avokoa, no samy azo hanaovana sakafo daholo ihany koa, samy mitondra hery hoan'ny vatana, ary samy afaka ahosotra aminy tarehy daholo ihany koa. Fa ny maha samy hafa azy fotsiny dia ny hazo nohaniny ka io hazo nohaniny io no maha samy hafa ny tsirony, fa ny ankoatran'izay dia rehefa Tantely dia mitovy daholo.
Fanaovana test :
✔️Maka taratasy ary asina tantely eo dia akombona ilay taratasy ka rehefa tsy tanteraka izy dia pur izy izay raha tanteraka malaky be kosa dia tsy izy.
✔️Maka afokasoka dia atsofoka ao anaty tantely ny vanjany, dia arehitra avy eo ilay afokasoka, ka tsy tokony mirehatra iny rehefa tsy pur ary mirehitra kosa raha pur.
☎️ 034 84 836 34 ☎️
16/02/2025
❤️Miel Pur de Madagascar. Ara-pahasalamana, afaka atao fanafody sy anarahana traitement. Tantely Pur ary afaka atao Test soamantsara.
🐝Tantely Palissandre:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 14.000Ar(plus de 20 litres)
🐝Tantely Baobab:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 14.000Ar(plus de 20 litres)
🐝Tantely Jujube:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 14.000(plus de 20 litres)
🐝Tantely Eucalyptus Crémeux:
Prix détails: 20.000Ar
Prix de gros: 16.000Ar(plus de 20 litres)
🚛Livraison: 3.000Ar daholo ary 5.000Ar raha plus de 10 litres. Afaka mandefa any aminy faritra.
❤️ Afaka manao ny Test rehetra izay mety aminareo ianareo mpanjifa tompoko izay vao mandoha vola ary mody ny livreur raha tsy mety aminareo ny entana.
❤️ Ny Tantely rehetra dia mitovy daholo ny hery hoentiny sy ny fomba fampiasana azy, izany hoe samy afaka hanaovana fanafody, samy azo hanaovana sakafo daholo, samy mitondra hery hoan’ny vatana, ary samy afaka ahosotra aminy tarehy daholo ihany koa.
❤️Ny maha samy hafa azy fotsiny dia ny hazo nohaniny ka io hazo nohaniny io no maha samy hafa ny tsirony, fa ny ankoatran'izay dia rehefa tantely dia mitovy daholo.
❤️ Fomba fanaovana Test:
1. Maka taratasy ary asina tantely eo, akombona ilay taratasy ka rehefa tsy tanteraka ao ambadika ilay izy dia pure izay izy. Raha tanteraka kosa dia tsy izy.
2.Maka afokasoka dia atsofoka ao anaty tantely ilay vanjany. Arehitra avy eo ilay afokasoka, ka raha mirehitra ilay izy dia pure. Raha tsy mirehitra kosa dia tsy izy.
3.Maka rano aminy verre dia rarahana tantely ao ka avela eo, raha tantely pure dia ela be vao rava ilay tantely, fa ny tsy pure kosa dia rava malaky be satria siramamy no mifangaro aminy rano dia rava malaky be.
📍 En ligne daholo fa mbola tsy misy point de vente na point de récupération.
☎️Contact: 034 84 836 34
13/02/2025
19/11/2024
❤️Miel Pur de Madagascar. Ara-pahasalamana, afaka atao fanafody sy anarahana traitement. Tantely Pur ary afaka atao Test soamantsara.
🍯Alvéole(Tranon-tantely): 20.000Ar ny Kg
🐝Tantely Litchis:
Prix détails: 20.000Ar
Prix de gros: 16.000Ar
🐝Tantely Mille Fleurs:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 12.000Ar(plus de 20 litres)
🐝Tantely Palissandre:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 14.000Ar(plus de 20 litres)
🐝Tantely Grevilia:
Prix détails: 20.000Ar
Prix de gros: 16.000Ar
🐝Tantely Baobab:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 14.000Ar(plus de 20 litres)
🐝Tantely Niaouli:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 14.000Ar(plus de 20 litres)
🐝Tantely Jujube:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 14.000Ar(plus de 20 litres)
🐝Tantely Eucalyptus:
Prix détails: 18.000Ar
Prix de gros: 14.000Ar(plus de 20 litres)
🚛Livraison: 3.000Ar daholo ary 5.000Ar raha plus de 10 litres. Afaka mandefa any aminy faritra.
❤️ Afaka manao ny Test rehetra izay mety aminareo ianareo mpanjifa tompoko izay vao mandoha vola ary mody ny livreur raha tsy mety aminareo ny entana.
❤️ Ny Tantely rehetra dia mitovy daholo ny hery hoentiny sy ny fomba fampiasana azy, izany hoe samy afaka hanaovana fanafody, samy azo hanaovana sakafo daholo, samy mitondra hery hoan’ny vatana, ary samy afaka ahosotra aminy tarehy daholo ihany koa.
❤️Ny maha samy hafa azy fotsiny dia ny hazo nohaniny ka io hazo nohaniny io no maha samy hafa ny tsirony, fa ny ankoatran'izay dia rehefa tantely dia mitovy daholo.
❤️ Fomba fanaovana Test:
1. Maka taratasy ary asina tantely eo, akombona ilay taratasy ka rehefa tsy tanteraka ao ambadika ilay izy dia pure izay izy. Raha tanteraka kosa dia tsy izy.
2.Maka afokasoka dia atsofoka ao anaty tantely ilay vanjany. Arehitra avy eo ilay afokasoka, ka raha mirehitra ilay izy dia pure. Raha tsy mirehitra kosa dia tsy izy.
3.Maka rano aminy verre dia rarahana tantely ao ka avela eo, raha tantely pure dia ela be vao rava ilay tantely, fa ny tsy pure kosa dia rava malaky be satria siramamy no mifangaro aminy rano dia rava malaky be.
📍 En ligne daholo fa mbola tsy misy point de vente na point de récupération.
☎️Contact: 034 84 836 34
09/11/2024
ARRIVAGE TANTELY 🐝🐝🪻🪻
👉👉 PRIX TANTELY ANTSINJARANY =18000Ar ny 1 litre cacheter
👍👍 PRIX DE GROS 20litre = 12000 Ar polyfloral / 14000 Ar jujube sy baobab, palissandre, eucalyptus Ar
🪻🪻 TANTELY MILLE FLEURS (polyfloral) = ( PORT BERGER SY ANDILAMENA)
🌳🌳 TANTELY BAOBAB = ( MORONDAVA)
🪴🪴 TANTELY PALISSANDRE =
detail 1 litre ( MAINTIRANO)
☘️☘️ TANTELY NIAOULI = (MANAKARA)
🌱🌱 TANTELY JUJUBIER = ( MORONDAVA)
🌿🌿EUCALYPTUS = ( FIANARANTSOA)
🛵🛵 Raha maka antsinjarany 1litre hatraminy 5 litre ianareo dia 3000 Ar ny frais de livraison fa raha plus de 5 litre mihakatra kosa dia 5000Ar ny frais de livraison tompoko
💥Ara _pahasalamana tsara ary afaka hatao fanafody
💥 Afaka manao ny test rehetra izay mety aminareo ianareo mpanjifa tompoko izay vao mandoha vola ary mody ny livreur raha tsy mety aminareo ny entana
🛑 Ny Tantely tompoko dia mitovy daholo ny hery hoentiny sy ny fomba fampiasana azy, izany hoe samy afaka hanaovana fanafody avokoa ny Tantely rehetra, no samy azo hanaovana sakafo daholo ihany koa, samy mitondra hery ho any vatana, ary samy afaka ahosotra aminy tarehy daholo ihany koa, fa ny maha samy hafa azy fotsiny dia ny hazo nohaniny ka io hazo nohaniny io no maha samy hafa ny tsirony, fa ny ankoatran'izay dia rehefa tantely dia mitovy daholo
🛑Fanaovana test
✔️Maka taratasy ary asina tantely eo ka akombona ilay taratasy ka rehefa tsy tanteraka izy dia pure, izay raha tanteraka kosa dia tsy izy
✔️Maka afokasoka dia atsofoka ao anaty tantely, dia apirehetina avy eo ilay afokasoka, ka tsy mirehatra iny rehefa tsy pure, ny tantely mirehatra kosa raha pure
✔️ Maka rano aminy verre dia rarahana tantely ao ka avela eo, raha tantely pure dia ela be vao rava ilay tantely, fa ny tsy pure kosa dia rava malaky be satria siramamy no mifangaro aminy rano dia rava malaky be
🏘️ En ligne ihany aloha izahay hatreto fa mbola tsy misy point de vente
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
105