Eva Produits Mg

Eva Produits Mg

Share

✨N'hésitez pas à nous écrire pour passer votre commande ! 🌸

15/05/2026

Hello ! ✨
Pour 1 crème hydratante acheté = 1 masque faciale sakura offert 🥰
le tout pour 6.000 Ar seulmeent jusqu'à la fin du mois de mai ❤️

n'attendez plus 🥰

14/05/2026

hello ! ✨
❓Saviez vous que les scrunchies ne vous donnent pas seulement un styl mais aussi un bien être à vos cheveux ❓

Erreur matetika be ataon-tsika ilay mamatotra volo amin'ny elastique na chouchou elastique ireny dia en plus mbola gejaina mafy satria hoe " TSY MITAZONA TSARA"

Fa izay ataon-tsika izay dia anisan'ny manimba volo manapatapaka azy sady mampisy trace be rehefa esorina ilay chouchou.

izay indrindra no tsara hisafidianana ny scrunchie. en satin de soie.
❓SATRIA❓

‼️Raha hoarina amin'ny satin tsotra izy tsy mora mivoraboraka be

‼️Ny satin tsotra mora mamoaka ireny toy ny volombolon-damba ireny. Fa ny satin en soie tsy manao an'izany.
_Mateza
_Tsara
_Miavaka

misy ny taille XL sy GM izy ato aminay
✅Mety na cheveux mi-long na long na très long fa tsy mifody.

Tadidio f atsy tsara gejaina mafy be ny volo ‼️

❤️Misy efa disponible de suite ao fa tsy voatery miandry sur commande fa STOCK TRÈS LIMITÉ !

GM : 6.000 Ar
xL : 10.000;Ar

🚴🏻‍♀️Livraison possible à partir de 3.000 Ar
🚚Manao livraison any amin'ny faritra

'ches

11/05/2026

Hello ! ✨
Rehefa inona no bonnet no anaovana d rehefa inona no atao satin ny fono ondana ❓

Mitovy ihany ny fomba fiasany, samy miaro ny volo mba tsy hoe very ny soin natao taminy sy mitazona hydratation. Hialana amin'ny frisotties ihany koa nojo ny frottement eo main'ny volo sy ny ondana amin'ny alina.

Ka noho izany dia tsy misy mahasamohafa azy fa question de goût et de confort personnel anao ilay izy 😊

Raha toa ka karazan'olona tsy tia manao satroka, bonnet na zavatra ambony loha ianao, dia ilay taie d'oreiller no mety aminao.

ny taie d'oreiller an-tsika dia notazomina ✨35.000 Ar/2(paire) ✨ Satria efa akaiky fête des mères isika dia atao prix cadeau 🥰

🚴🏻‍♀️livraison possible à partir de 3.000 Ar miankina amin'ny toerana

10/05/2026

Hello ! ✨
Aza miafiafy be amin'ny tanana maina be intsony satria hoe "lafo be vao mahazo crème main" 🤭

ireto efa ataonay amin'ny vidiny mirary mba afahan'ny rehetra mahita ny hanitra ho azy ☘️🥰

🪻choisissez nos crèmes hydratantes pour vos mains 🌸

Prix : 6.000 Ar l'unité (1)

🎁Prix cadeau mois de Mai fête des mères fa 8.000 Ar ny tena vidiny , ARARAOTY ‼️

🌸Raha alainao izy rehetra dia mahazo cadeau masque faciale Sakura 🌸

🚴🏻‍♀️Livraison possible à partir de 3.000 Ar

09/05/2026

Hello ! ✨❤️
❓Maina ny tananao ?❓
‼️Efa hoavy izao ny ririnina fa araraoty ny mividy azy ity mialoha 😊
‼️Mb aafahan'ny rehetra mahaeo ny anjarany dia ataon-tsika amin'ny vidiny MIRARY hatrany ❤️
🪻Fofona malefaka ery fa tsy mahery be
🪻PRIX : 6.000 Ar
🚴🏻‍♀️Livraison possible à partir de 3.000 Ar

08/05/2026

Hello ! ✨
Vous en pensez quoi de ce rouge ❓
Il est juste MA-GNI-FIQUE je trouve 🤩😍😍

Prix : 12.000 Ar🍷

Passez vos commandes !
🚴🏻‍♀️Nous livrons à partir de 3.000 Ar

Photos from Eva Produits Mg's post 30/04/2026

Hello !
Appelle ta meilleure amie pour faire un Duo de scrunchie avec toi ou ta fille 🥰🥰❤️❤️

🚴🏻‍♀️Livraison possible à partir de 3.000 Ar

29/04/2026

Hello ! ✨

Nareo ve tia ranomanitra ❓

Na lahy na vavy dia misy sahazan'ny rehetra izy ireny,
Mety ho liana ve ianareo raha asin-tsika eto amin'ny Pejy ?

Efa tafiditra anatin'ny fikarakarana tena io fa aza gaga ianareo 🤭❤️

29/04/2026

Hello ! ✨ Nous avons des scrunchies dispo de suite GM et XL ❤️🌹

25/04/2026

Hello ! ✨
Nareo ve efa nanao scrunchi XL ?
Tena manja be 😍
Manembona vacance sahady 🌊

Prix :10.000 Ar

🚴🏻‍♀️Livraison à partir de 3.000 Ar

Photos from Eva Produits Mg's post 21/04/2026

Hello ! ✨
Iza amin'ireto indray ara no mahababo anareo ny lokony e?

Bleu canard sa ilay rouge maka bordeaux ? 😍

🚴🏻‍♀️Livraison possible à partir de 3.000 Ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00