Shopping by Aina
Boutique en ligne 💅💄👠
29/12/2025
Arrivage faux ongles réutilisable 🥰
Prix :10000 ar ny lot
Livraison à partir de 3000 ar
23/12/2025
❤️❤️ Arrivage ceinture inoxydable ❤️❤️
Prix :12000 ar
Prix de gros :10000 ar (maka plus de 5)
Vitsivitsy ihany fa tonga de ataovy ny commande 🥰
Livraison à partir de 3000 ar
16/12/2025
Félicitations Lalaina Rkt ❤️
Izy no nahazo an'ilay ceinture inoxydable 🥰
Mbola hisy foana ny fizarana ,aza adino ny manaraka hatrany ny pejy 😘
Afaka miditra mp ianao ☺️
10/12/2025
Jp cadeau indray ara aloha eh❤️❤️
Olona anakiray indray no ahazo an'ity ceinture ity🥰
Condition :
✔️ Invitéo ny amis nareo 3 hanaraka ny page
✔️ Abonnéo ny page
✔️ Partageo amin'ny groupe telo misy anao ity publication ity
Amin'ny Alahady hoavy izao ny tirage ☺️
Go go go🥰
02/12/2025
❤️❤️CEINTURE INOXYDABLE ❤️❤️
Prix détail : 12000 ar
Prix de gros :10000 ar( maka plus de 5)
Livraison partout à Madagascar
14/11/2025
❤️❤️ Arrivage faux ongles réutilisable ❤️❤️
-Mora apetaka🥰
-Tsy mila mividy col intsony fa efa miaraka amin'ny col adhésif,mametaka fotsiny sisa🥰
-Maharitra une semaine be izao 🥰
-Amin'ny vidiny mirary 🥰
Ataovy aingana ny JP fa vitsivitsy ihany anh
‼️ Prix sous chaque photo ‼️
Livraison partout à Mada
31/10/2025
Arrivage arrivage ❤️❤️
Rouge à lèvres détachant 🥰tena tsara loatra anie eh
👌Tsy mifindra,mazaka lena no sady amin'ny vidiny mirary hatrany 👌
‼️Lot de 4 couleurs
Tonga de ataovy ara ny commande fa vitsivitsy ihany anh
04/10/2025
❤️❤️BRACELET ❤️❤️
Sans boîte : 6000 ar
Avec boîte : 7000 ar
Livraison à partir de 3000 ar
03/10/2025
‼️ DÉSTOCKAGE BRACELET ‼️
-6000 ar sans boîte
-7000 ar avec boîte
Livraison à partir de 3000 ar
02/10/2025
‼️DÉSTOCKAGE‼️
Faux ongles réutilisable mametaka fotsiny sisa,miaraka aminy col adhésif
12 pieces :4000 ar
24 pieces :5000 ar
Col faux ongles : -2000 ar/pièce
-5000 ar/ pièce
Livraison à partir de 3000 ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
