Curly By Tah
Dressage Boucle a domicile
Mamerina ny volonao ho natoraly
Toerana:Ampamantanana Androndra
📞034 38 470 87,032 13 990 48
10/01/2026
Mba mangataka fanohanana aminareo aminy alalany reaction aho zareo amty video ity azafadyy..misaotra mialoha🥰
sokafana io lien io dia ao ilay video
https://www.facebook.com/share/r/1H9NC38fME/
Aza hadino fa mandray anareo hatrany aho izay hanao dressage boucle an🥰
06/01/2026
Ndao indry ary aloha hiaraka hanalava volo amiko ee😝🥰..tanjoko amty 2026 ity ny hoe ataoko lava be io voloko io..
Efa nanomboka tam Novembre ny challenge ko fa tsisy sary tam Novembre mihintsy aho fa io 4 decembre io no nisy..Lasa natevina be mihintsy ilay volo😊🥰zavatra naturel 100% tsy misy fangarony no ampiasaiko:
-Shampooing solide a base d'oignon amboariko
-Romarin+hoditra tongolo(oignon)+Clou de girofle
-Massage ny hodidoha isanandro
Am Fevrier indray aho manome sary manaraka eto😁
02/01/2026
Avant -Apres🥰❤
Tongava manao dressage fa sady mora anie ee😊
Toerana Ampamantanana Androndra
📞034 38 470 87
29/12/2025
Avant sy Apres🥰tsy mampino kosa aloha zao an😝
Fa afaka mandalo aty ianareo dia mino amzay..
Dressage boucle a partir ny 10.000ar,aza misalasala miditra mp
Toerana Ampamantanana Androndra
📞034 38 470 87
Zao ny hatsarany volonareo😋❤
Dressage boucle a partir ny 10.000ar🥰❤
25/12/2025
Joyeux Noël à tous 🥳🥰
Zany ary ny Avant sy Apres kely aloha ho anareo mbola misalasala ny handalo e😁🥰
misaotra anareo nandalo sy nahatoky taminy fahamanjan'ny volo e😊
Sary ny volo nataoko avokoa no avoakako ato am page an❤
Transformation tsara be an😁🥰
Ezahako avoaka tsara be foana rehefa tonga aty nareo..
Coucou les filles🥰
Mbola afaka mandray aho ny rampitso 23 ho an'izay mbola te tsara volo o🥰
📞034 38 470 87..Ampamantanana Androndra
21/12/2025
Misy milaza fa hoe perruque anie ity voloko ity ee🤣🥰
Dressage tato am Curly by Tah ity ary Leavin extra fort Ny Voloko Natoraly no natao taminy😊Ny hydratation ten hoe Top ry reto an..
nandritrany une semaine io tena hoe tsy maina tsy nasiana spray fa leo fotsiny dia nosasaina😁🥰
Sady manao pub kely an'ilay produit ihany ah fa tena hoe tsara ee...
Tsy mivarotra ilay produit aho fa ao amin Ny Voloko Natoraly no ahitanareo azy...manao dressage fotsiny no ataoko ho anareo liana aminy dressage🥰❤
A partir ny 10.000ar ny dressage ho an'izay liana
📞034 38 470 87
19/12/2025
Na zazakely na lehibe dia samy mahazo ny anjarany an😁🥰❤.
Alaivo dieny izao ny rendez vous alohany fety fa so taraiky eo..
A partir 10.000ar ny dressage..🥰
Toerana:Ampamantanana Androndra.
📞034 38 470 87
17/12/2025
Alaivo dieny zao ny rendez vous am fety an🥰❤sao de taraiky eo
16/12/2025
Herinandro sisa dia tonga ny fety fa alaivo dieny izao ny rendez vous raha te ho manjamanja an🥰😊
Hatram 24 Decembre ihany no mandray..
Dressage boucle🥰toerana Ampantanana Androndra,
Afaka manao a domicile ihany koa ho anareo tsy afaka manantona an,plus frais de deplacement raha a domicile
📞034 38 470 87
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
