Nint's beauty
💪Tsimaintsy mandresy ny mino 😇😇
30/11/2025
Coucou🙈🙈 ef manakaiky zao ny fety ka ho anareo izay mikasa te anao manjamanja dia afaka mandefa MP na miantso 🔊📞📞☎ manao réservation 🥰🥰 na coiffure na manucure💅💅, pédicure💅 oui maquillage 🥰🥰 nos services sont tt à domicile 🥰🥰
Ito zao maquillage expresses ou simple à partir 20 000 ar n prix 😘😘😘
bonjour bonjour 👋 j’espère que vous allez bien 🤩 elaela tsy ny pub de tonga ndray anay eee 😂😂 et oui me voilà 🥰😍 ity ndray ary ny asa vita d ankafizo arts ooo 😘😘😘😘
25/07/2025
Avant après kely lo 🥰🥰
Maquillage fiancée 🥰🥰
🥰🥰
Bisous 😘😘
23/07/2025
Modèle et réalisation
À 10 000ar fotsiny 🥰
Safidiny manokana ilay ovale ❤❤
Fa atao mivoka araka izay tianareo iany 🥰🥰🥰
🗣📲📞 0344306080
Mba tonga dia miantso na mandefa mp rehefa aka rendez vous
Modèle izay tinao ko tonga dia mba alefa mialoha
Misaotra Tompoko 🥰
09/07/2025
Bonsoir arivariva kely lo eee
Asa androan
Atolotra anareo ampitiavana b mintsy ❤❤
Tena efa mora ne reto ee faux ongles💅💅 +vernis permanent juste 10 000Ar fotsiny ✅
Araraoty ary eee dienizao 🎆🎆🎆
Sur rendez-vous daoly ny prestation antsika reetra aa 😘😘😘
✅✅Izay maka rendez-vous voloany atao otranio dia asina réduction ❤❤❤✅✅
28/06/2025
Bonsoir 🥰🥰
Elaela tsy ita v?? Oui tena elaela toko f zan oe mbol eto fona ee
Ito zao ndray lo n asa vita 🥰🥰🥰
c'est là première fois qu'elle lisses c cheveux 🥰🥰🥰
Aona faitanao azy 😍🥰🥰
05/06/2025
Ra mitady zavatr tsara nefa mora de ato abonneo n page zare aaa 🥰🥰
29/05/2025
Bonsoir les amourrrr 🥰🥰
Sod asitsika kilalao kely ar lo am ty resaka hoa ty 🥰🥰 d oatra oe atao tsika pause faux ongles💅💅 sy vernis n loka 😘😘 de n déco ze tinw 🥰🥰
Fa bon jereo ne ty fa manja kely eee 🥰🥰🥰 de ref misy le kilalao d alefatsika eto f ts adino ko f prix mbola mirary b ❤❤❤
Bisous 😘😘🥰🥰🥰🥰🤯🤯
21/05/2025
Bonsoir vernis permanente sur ongles naturel 🥰🥰🥰
Afaka atao manja kely fona nge le tanana n'a ts asina faux ongles ar eee 🥰🥰 Tongava mp avetran fer akaik zao n fetiny Reny d mba atao manja kely ilay tanan ee 🥰🥰😘
16/05/2025
Coucou 🙈🙈 za ref tss tss atao iny d manandranandran manao an zao ato atrano 🥰🥰 réalisable tsara reo 🥰🥰 oany izay mila 🤣🤣
14/05/2025
bonsoir 🌇🌆
nafinaritra ve ny journée anareo 🥹🥹🤪😆
nena lo d ef zao am sary zao e 🥰🥰
pose polygel 🥰
avec vernis permanent 🥰😍
tongava MP fa sur rendez-vous manao azy lo ee 🥰😍
ts adino ko fa manao maquillage 💄💄 et coiffure 💇🏽♀️💇🏽♀️ à domicile daholo zany aa 😘😘😘
06/05/2025
Bonjour 🌝⏰🌝⏰ maraindrainy tsika androan 🥰🥰😇 dia anolotra zavatra vao2 b ato ko zahay 😇😇
👅👅
ko nef 🥰🥰
🥰🥰@ vidiny mirary 🥰🥰 tongava MP
Bonne journée☀☀☀
Sur rendez-vous 🥰🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
IIG1A Ambatomaro
Antananarivo
