TINAÏ MDG

TINAÏ MDG

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TINAÏ MDG, Health/Beauty, Antananarivo.

11/05/2026

ALERTE JEU

Cadeau: kilalao 26

Asintsika kilalao indray Ary ato @ page e.
Iza no te ahazo kilalao ho an'ny le Zaza kely ao ? 😘😘

Ndao Ary 👋
Abonné vous ✅
Partager cette publication 🚨🛑
Mentionneo namana 5 @
Izay betsaka partage sy mimentionne betsaka 🙏🙏

Tirage : 11 juin
Plus de partage plus de chance 🫣😘
Let's go

07/05/2026

26 juin Approche 🎊

CARTON ARENDRINA
38 Pièces et 40 pièces
38 pièces : 135.000 Ar
40 pièces luxe : 145.000 Ar

Livraison Tana et province 👍
Mp commande

06/05/2026

Vonona vé nareo 😊
Tena business ho an'izay mazoto mitady vola ty ♥️

CARTON ARENDRINA
38 À 40 PIECES

PRIX seulement 150.000 Ar

Livraison Tana et en province

05/05/2026

Ela ela tsika tsy nisy publication sy vente Tato anaty page 🥺

Fa oavy matanjaka bé mihintsy isika afaka Andro vitsivitsy 🙏

Sady misy idée de business kely oanareo izay Liana 😊

Araho tsy tapaka n'y pejy dia inviteo namana

Photos from TINAÏ MDG's post 28/10/2025

JEU 🎉. CADEAU ELO

Ndao Ary,
👉Inviteo manamao rehetra i j'aime page
👉 Invitéo i participe @ jeu
👉 Partageo eo @ Muranao dia @ groupe maro

Ataontsika miparitaka be jeu dia bdb participants vo ataontsika tirage

Alefaso ary oh , bonne Chance 🙏🙏

Photos from TINAÏ MDG's post 27/10/2025

Waouhhh 🥺♥️

Ampiaraho @ IMPERMÉABLE Ireto ELO mamy Kely Ireto ♥️👌

Elo misy tranony 15.000 Ar détails
9.000 Ar gros

Tsy misy tranony 10.000 Ar détails
7.000 Ar gros

Mp aingana fa Sady tsara ny qualité any ♥️♥️

25/10/2025

Bonjour daholo ♥️♥️
Ity Ary ny valiny Ilay lalao an ♥️♥️
Félicitations ho azy an 🥰🎉
Dia bisous be ho anareo

Asintsika condition Kely ( Raha tsy mandefa mp hatr@ demain matin izy an dia solointsika hafa 🙂)

Zay fa ho AVY ny lalao manaraka 😘😘

24/10/2025

Rariva ki tsy adino fa tena sahirana Kely omaly an,
Iza re no ahazo azy eh 😁😁

23/10/2025

Ataontsika rariva à 18 h ny Tirage an,
Ataontsika vidéo fa Mbola tsy Azo Anaovana live page 🥺

Demain alefantsika indray Jeu manaraka 🙏🙏
Aza miala alavitra 😘

22/10/2025

Mazoto vé Nareo Raha Arosontsika ny Tirage jeu 😊😊
Dia asintsika jeu Vaovao indray?
EFA milatsaka mantsy ny orana 😊😊

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00